Na ny manam-pahaizana aza nivaky vava fa mila mivavaka !

1. niryna ( 17/11/2007 12:49)
Na ny manam-pahaizana aza dia nilaza sady niaiky fa izay voasoratra ao anaty baiboly dia efa manomboka mitranga daholo.Mila mivavaka isika hoy izy ireo fa tena tsy fantatra intsony izay hiafarana. :roll::cry:
Soa ihany Kristy fa niteny hoe "Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho." ^:^
http://www.fightglobalwarming.com/dangers.cfm
http://photoscapedesign.smugmug.com/photos/79766452-S.jpg
http://www1.istockphoto.com/file_thumbview_approve/2941016/2/istockphoto_2941016_global_warming.jpg
http://sxmprivateeye.com/files/images/global_warming.jpg
Ahoana no hevitrao?
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:19
2. ikaretsaka ( 17/11/2007 12:56)
Ekena:
Mivavaka tokoa ny manam-pahaizana .. fa tsy voatery hoe ilay fivavahana heverinao... no ataony
misy manao saplet, misy mampiasa q'ran, misy ny mampiasa bokin'ny mormon, misy mampiasa torah sns...
satria samy manana ny finoany avy sy ny firehany ireny fa tsy voatery ho Xtianina..

fa ny mivavala izy dia mivavaka tokoa, tsy azo lavina izany
3. rabilabila ( 17/11/2007 13:04)
fanitsiana:
Misy ny manam-pahaizana no mivavaka ary mivavaka araky ny lazain'i Ika .fa tsy rehefa mahita manam-pahaizana mivavaka akory dia tsimponina izy ireny hanaovana "appel à l'autorité" hi-justifier-na an'itsy sy iry ( encore une forme d'imposture intellectuelle).
Ary misy koa ny tsy mivavaka ary tsy mino mihitsy aza .
Fa saingy rehefa mahita zavatra ireo dia mampiasa daholo na ny mpivavaka na ny tsy mpino .

Mba manàna distance ry Niryna a!!fa tsy rehefa hoe ho'zy anona (dia atao eo daholo ny pedigree) dia izay izany!!!!tssssssss
4. tafita ( 17/11/2007 15:14)
Tsy dia mahataitra raha manampahaizana no mivavaka e, raha mba hoe tsy mpino no nibebaka de mba izay ahay angaha ........
Salut
5. ikaretsaka ( 17/11/2007 22:31)
rabilabila:

fanitsiana:
Misy ny manam-pahaizana no mivavaka ary mivavaka araky ny lazain'i Ika .fa tsy rehefa mahita manam-pahaizana mivavaka akory dia tsimponina izy ireny hanaovana "appel à l'autorité" hi-justifier-na an'itsy sy iry ( encore une forme d'imposture intellectuelle).
Ary misy koa ny tsy mivavaka ary tsy mino mihitsy aza .
Fa saingy rehefa mahita zavatra ireo dia mampiasa daholo na ny mpivavaka na ny tsy mpino .

Mba manàna distance ry Niryna a!!fa tsy rehefa hoe ho'zy anona (dia atao eo daholo ny pedigree) dia izay izany!!!!tssssssss

ka niryna hono boloky no vorona maneho ny toetrany atsy @ resaka ambadika atsy ko.. dia kopy za dia eritrereto @ izay

6. niryna ( 18/11/2007 03:43)

:D
7. niryna ( 18/11/2007 04:09)
ikaretsaka:

Ekena:
Mivavaka tokoa ny manam-pahaizana .. fa tsy voatery hoe ilay fivavahana heverinao... no ataony

Inona tokoa no fivavahana ataony ry ika?
Ireo manam-pahaizana teneniko ireo mantsy dia mitovy an'i Kristy izay hivavahako.Marina mihitsy izany hoy ry zareo fa manomboka mivoaka daholo izay zavatra voasoratra ao anatin'ny BAIBOLY.Ary aleo amin'izay isika hanomboka hivavaka amin'Atra (Ray ,Zanaka ary Fanahy Masina) fa efa ho avy i Kristy.
Izay no hivavahan'ireo olona manam-pahaizana nandinika fa miha-mafana ny tany,matin'ny tondra-drano daholo ny olona,mivoaka daholo ny fady rehetra izay tsy tokony ataon'ny olona ary namonoan'Atra vahoaka maro tao anaty firenena mankahatra Azy.
Ny ahy mantsy Kristy irery no hinoako sy fantatro fa mankany amin'ny Ray.Ary Izy no nataon'Atra ho sorona ho an'izay rehetra mety manaiky sy mino Azy fa loharanom-pamonjena.Izy irery ihany no lalana mankany amin'ny Ray.Ary ny Fanahy Masiny no miaraka amiko.Izay ny ahy.
Marina tokoa izany fa misy mino sy mivavaka amin'ny sampy,hitako izy no tezitra kou,tsy mety mahazo na afaka manatona azy ireny ny FM.

misy manao saplet, misy mampiasa q'ran, misy ny mampiasa bokin'ny mormon, misy mampiasa torah sns...
satria samy manana ny finoany avy sy ny firehany ireny fa tsy voatery ho Xtianina..

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=16&andininy=17-18&dika=

Marina tokoa ny anao fa tsy ho voatery ho kristiana marina ireo voalazanao rehetra ireo,samy manana zavatra hivavahany mantsy izy ireo.:D
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=23&andininy=24-25&dika=

Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka. LK 11:23

fa ny mivavala izy dia mivavaka tokoa, tsy azo lavina izany
Mivavaka amin'inona izany?
http://baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&toko=115&andininy=4-8&dika=
8. niryna ( 18/11/2007 04:19)
tafita:

Tsy dia mahataitra raha manampahaizana no mivavaka e, raha mba hoe tsy mpino no nibebaka de mba izay ahay angaha ........
Salut
Misy fahamarinany ihany ary misaotra anao.

Tsy ny rehetra manam-pahaizana sy manan-karena tokoa akory dia hoe tsy hino an'Atra e!.Firifiry ny Dokotera no mivavaka vao manao fandidina?:D=D=D

Ka isika rehetra anie raha ny safidin-tsika dia tsy te-hanao ny sitrapon'ny Tompo e.Rehefa nofidiny isika hanatona Azy dia izay no tena fifaliana.Ireo sasany miseho azy ho avara-pianarana ireo no milaza fa tsy misy Atra ka mitsambiky mikimpy.Izao ireo tapi-pahaizana miaiky fa tena misy ilay Atra izay noheverin'ny hafa fa tsy misy. ^:^
Tafita> Asaivo manazava anie izy hoe afaka mitazona rivotra ao anaty tanana ve izy,afaka mitazona rano amin'ny akanjony ve izy,ary afaka mambitombo ny andro hiainany ve izy?
Tsia ,daholo no valiny.Tsy afaka akory ny hanamporofo fa tsy misy ATra izy ireo. Saingy afaka mahafantatra fa miaraka amin'ATra ny rehetra raha te-hanatona sy mino ny anarany amin'izay. :D

9. niryna ( 18/11/2007 04:24)
ikaretsaka:

rabilabila:

fanitsiana:
Misy ny manam-pahaizana no mivavaka ary mivavaka araky ny lazain'i Ika .fa tsy rehefa mahita manam-pahaizana mivavaka akory dia tsimponina izy ireny hanaovana "appel à l'autorité" hi-justifier-na an'itsy sy iry ( encore une forme d'imposture intellectuelle).
Ary misy koa ny tsy mivavaka ary tsy mino mihitsy aza .
Fa saingy rehefa mahita zavatra ireo dia mampiasa daholo na ny mpivavaka na ny tsy mpino .

Mba manàna distance ry Niryna a!!fa tsy rehefa hoe ho'zy anona (dia atao eo daholo ny pedigree) dia izay izany!!!!tssssssss

ka niryna hono boloky no vorona maneho ny toetrany atsy @ resaka ambadika atsy ko.. dia kopy za dia eritrereto @ izay

:D:D:D
Hoy ny Tompo hoe Ika
Ity aho Tompo o
Fahano ny ondriko.
Ika !
Ity aho Tompo o
Hiambeso ny ondriko
Ika!
Inona ihany ary ity miantsoantso ahy lava ity?
Ity aho Tompo o!
" Aza fahanana lalitra ny ondriko."
Nalefako hianao mba hiambina ny ondriko ,hay hianao indray no mandefa azy hiala ny vala?
Noheveriko fa miaraka amiko hianao
Hay ve izay tenin'Atra notenenina notsipahinao indray e.
Ika ....Eny Tompo
Moa tia ahy va hianao?
Miverina ,miandry anao ny Tompo
Ny rainao Malalanao.(l)(l)(l)
10. niryna ( 18/11/2007 04:28)
ikaretsaka:

ka niryna hono boloky no vorona maneho ny toetrany atsy @ resaka ambadika atsy ko.. dia kopy za dia eritrereto @ izay

veloo:

Voalaza teo :
xxx [ Valio ] 16-11-2007 10:37:49
Lohateny : Re : Ireo karazana vorona azo hitarafana ny toetra kristiana!!
Azo lazaina fa toetr'olombelona indrindra isika rehetra izay mandray anjara eto amin'ny forum ireo lazain'i Niryna ireo ary isaorana azy mampahatsiahy. Isika izay mahita fa misy ireo toetra ireo no tokony handini-tena tsara indrindra moa fa mitonona ny tenantsika ho Kristiana isika eto.

Zany mihitsy ary tena marina io
11. piste ( 18/11/2007 13:23)
Peu de sciences nous éloigne de Dieu
Bcp de sciences nous pousse à L'admirer et nous Lui rapproche.

Ohatry ny hoe : ny tapany ihany no mikobana io
12. ikaretsaka ( 18/11/2007 14:33)
izay mihitsy
misaotra an'i Piste
13. rabilabila ( 18/11/2007 15:01)
Peu de sciences nous éloigne de Dieu
Bcp de sciences nous pousse à L'admirer et nous Lui rapproche.

Ah bon!!! miankina foana amin'ny point de vue io ry zalahy a!!
Fa tsy hoe rehefa tsy azo,na tsy takatra ilay zavatra na betsaka aza dia miteny foana hoe :"andray ny hatsaran'itsy sy iry ....sns....".

"Seuls les croyants qui demandent à la science de leur remplacer le catéchisme auquel ils ont renoncé, verront d'un mauvais oeil qu'un savant poursuive et développe ou même qu'il modifie ses idées."
(Sigmund Freud / 1856-1839 / Essais de psychanalyse)

"Nos prêtres ne sont pas ce qu'un vain peuple pense : Notre crédulité fait toute leur science."
(François-Marie Arouet, dit Voltaire / 1694-1778 / Oedipe, IV, 1)

14. ikaretsaka ( 18/11/2007 15:20)
amiko aloha dia le bornage no fototra

Minoa mba ahita, dia hahita mba hino

“Faith is to believe what you do not see; the reward of this faith is to see what you believe.” (St Augustin.Credo ut intelligam)
15. soanja ( 18/11/2007 15:21)
Ny mahay mandanjalanja ihany no afaka hahazo Fiadanana amin'ny zava-drehetra eto antany sy any andanitra ka na amin'ny alalan'ny vavaka izany na amin'ny alalan'ny fianarana sy fikarohana ary tsy misy maharatsy ny mivavaka sady manampahaizana.
Ny fitoniana manomboka ety an-tany ka hatrany ankoatra no tokony katsahan'olombelona rehetra satria matoa isika nomena aina dia natao hahazo fahasambarana izany aina izany fa tsy natao hijaly.
Tiavo i Jesoa fa hilamina ianao! Ampiasao ny fitiavana notoriany!
16. ikaretsaka ( 18/11/2007 15:43)
adino indray ny domaine de definition eto!
ny manam-pahaizana Xtianina io sa ny manam-pahaizana araka ny maha manam-pahaizana azy fotsiny
17. niryna ( 18/11/2007 17:26)
piste:

Peu de sciences nous éloigne de Dieu
Bcp de sciences nous pousse à L'admirer et nous Lui rapproche.

Ohatry ny hoe : ny tapany ihany no mikobana io

Raha voafidin'Atra mialoha izy dia tsy hiala ao aminy mihitsy ny FM na manampahaizana aza izy.Raha ny fahaizany no horeharehany ka milaza fa tsy misy Atra dia izay. sa ahoana

18. niryna ( 18/11/2007 17:28)
Ika na mpino na tsy mpino fanihita fa voasoratra ao anaty baiboly daholo ny zavatra mitranga ,ireo no niteny izany ary niaiky fa tena misy ATra.Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao.Miambena fa toy ny fihavian'ny mpangalatra ny fotoana hihavian'i Kristy.Tandremo sao avadika ho mpangalatra indray izy an :D
19. ikaretsaka ( 18/11/2007 18:14)
niryna:

Ika na mpino na tsy mpino fanihita fa voasoratra ao anaty baiboly daholo ny zavatra mitranga ,ireo no niteny izany ary niaiky fa tena misy ATra.Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao.Miambena fa toy ny fihavian'ny mpangalatra ny fotoana hihavian'i Kristy.Tandremo sao avadika ho mpangalatra indray izy an :D

ka ao anaty q'ran sy nostradamus sns.. aza misy an'izany koa .. de ahoana? le hoe efa voasoratra ny zavatra mitranga.
za tsy manda ilay hoe manaiky ny fisian'Andriamanitra, fa ilay hoe Andriamanitra iza no manitikitika ahy izao!

20. soanja ( 18/11/2007 19:51)
ikaretsaka:

adino indray ny domaine de definition eto!
ny manam-pahaizana Xtianina io sa ny manam-pahaizana araka ny maha manam-pahaizana azy fotsiny

Zay foana ange ny olana eto ry Ika. Manakevitra tokoa i Niryna ka, saingy ny mandamina azy ho azon'ny olona fotsiny no olany dia lasa mipatitaka be ny valintenintsika. Manjary manome vahana an-dry Tsimiandravola sy ny tariny izany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2706