Na ny manam-pahaizana aza nivaky vava fa mila mivavaka !

21. rabilabila ( 18/11/2007 23:24)

Ireo manam-pahaizana mino (na i Allah io na iza na iza ),ka mametraka ny finoany ambonin\'ny fikarohany ( izany hoe miezaka mampi-colle ny revélation amin\'ny réalité ),na mijabaka any amin\'ny zavatra tsy maha-compétants azy ( izay ilay nolazaiko hoe azo avoaka ao daholo ny pedigree ) dia IMPOSTEURS INTELLECTUELS.
Ohatra :Raha Mathématiciens no handeha hikabary amin\'ny mpino momba ny rechauffement climatique ,scientifiquement parlant ,tsy misy valeur mihitsy ny zavatra lazainy saingy arentirenty hoe :Izaho Matheux ,manana medaille Field , Mpampianatra ao Harvard na Yale dia matin\'ilay mamirapiratra ny pokona .

Aza adino fa ny sciences dia mi-s\'occuper ny faits fa tsy ny valeur akory .Ka raha siantifika ny olona iray dia ny fait aloha ,ny valeur azony atao tokoa no mi s\'occuper an\'izany fa amin\'ny maha-individu azy fotsiny (izany hoe tsy arentirenty ny maha-siantifika azy raha tsy compétance -ny ilay domaine et encore....).

Farany :
Izay no hivavahan\'ireo olona manam-pahaizana nandinika fa miha-mafana ny tany,matin\'ny tondra-drano daholo ny olona,

N\'inon\'inona vavaka ataony eo ,rehefa mbola mikiry ny olombelona amin\'ny rapacité-ny par rapport amin\' ny tontolo iainany dia hiha-hafana foana ny tany .Asaivo mivondrona aloha izy hanao ^pression amin\'i Dabeuliou sy Chine , Inde..... ( les plus gros pollueurs de la planète )hanao sonia ny processus de Kyoto .Rehefa mbola mitady teck , bois de rose ,pallissandre ,volamena......foana ny mpanam-bola dia hitrandraka foana ny ala ,ny harena ambanin\'ny tanin\'ireo tany mahantra toa an\'i Madagasikara sy Afrika iray manontolo , sy ny tany sasantsasany any Asie ( sans considération aucune de la population locale )dia ho désiquibré ny tontolo iainana ary ho tondraka ny rano ..............Betsaka ny ohatra azo raisina .

mivoaka daholo ny fady rehetra izay tsy tokony ataon\'ny olona ary namonoan\'Atra vahoaka maro tao anaty firenena mankahatra Azy.

Raha ilay resaka fady dia : Oviana ny zanak\'olombelona no tsy namoa-fady ( miankina amin\'ily fady aloha e).Ny information no efa planetaire izao ka dia fantampantatra ny zavatra mitranga etsy sy eroa.

Ary ilay tapany faharoa :Fa dia andriamanitra inona loatra izao mamono ny zavatra nohariany izao e!!???

PS : Mahagaga ahy ihany ity fehezan-teny ity avy amin\'i Soanja:
Manjary manome vahana an-dry Tsimiandravola sy ny tariny izany
.

22. ikaretsaka ( 18/11/2007 23:53)
soanja:

adino indray ny domaine de definition eto!
ny manam-pahaizana Xtianina io sa ny manam-pahaizana araka ny maha manam-pahaizana azy fotsiny

Zay foana ange ny olana eto ry Ika. Manakevitra tokoa i Niryna ka, saingy ny mandamina azy ho azon'ny olona fotsiny no olany dia lasa mipatitaka be ny valintenintsika. Manjary manome vahana an-dry Tsimiandravola sy ny tariny izany.

alamino izany ary ry niryna an

23. soanja ( 19/11/2007 05:32)
rabilabila:

Aleo zany hazavaiko Rabilabila a,

Ny hevitro dia hoe rehefa misy hevitra apetraka dia atao mazava tsara ny support mitondra izany ary faritana tsara inona no fifandraisan'ilay resaka indrindar raha resaka finoana sy fivavahana satria manamora tokoa ny olona tsy mpino ny mahita lesoka amin'ny mpino na dia manao ezaka aza ny mpino hamafy ilay vaoavao mahafaly ho anareo tsy mpino.

Amiko mantsy raha tonga eto aho dia ny olona toa anao tsy mpino no mba faniriako hanaraka ny diako saingy kosa tsy amin'ny alalan'ny fanambanimbaniana/fanosora-potaka/fanamaivanana mihitsy sanatria ny hinoanao fa ny hitadiavako hevitra dia hoe ahoana ny hakako anao nefa tsy hanimba ny mahaolona anao ao anaty.
Satria n'inona n'inona izay hinoanao dia mamirapiratra eo imasoko raha mbola mitsinjo ny hafa ary tsy manimba ny tontolo iainana.

Saingy hilaza aminao foana kosa aho satria hevitro izany hoe manana ny mandrakizay ilay hinoako ary tsara ny hinoana Azy fa mitondra fitoniana tokoa! Safidy anefa ny manaraka izany lalana izany.

24. niryna ( 19/11/2007 06:00)
niryna:

Ika na mpino na tsy mpino fanihita fa voasoratra ao anaty baiboly daholo ny zavatra mitranga ,ireo no niteny izany ary niaiky fa tena misy ATra.Minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao.Miambena fa toy ny fihavian'ny mpangalatra ny fotoana hihavian'i Kristy.Tandremo sao avadika ho mpangalatra indray izy an :D

Fanitsiana kely :Na mpino na tsy mpino an'Atra (Telo izay Iray) dia mahita fa izay voasoratra ao anaty baiboly dia mitranga avokoa.:D.Atra izay nahary ny tany sy ny lanitra izany no resahiny hoe andao amin'izay isika mba hivavaka Aminy ^:^^:^

25. niryna ( 19/11/2007 06:05)
soanja:

ikaretsaka:

adino indray ny domaine de definition eto!
ny manam-pahaizana Xtianina io sa ny manam-pahaizana araka ny maha manam-pahaizana azy fotsiny

Zay foana ange ny olana eto ry Ika. Manakevitra tokoa i Niryna ka, saingy ny mandamina azy ho azon'ny olona fotsiny no olany dia lasa mipatitaka be ny valintenintsika. Manjary manome vahana an-dry Tsimiandravola sy ny tariny izany.

=))=))Misaotra anao.
26. niryna ( 19/11/2007 06:12)
Rabilabila a mba afaka manome porofo ve ny olona mikasika ny finoana (faith)? http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=11&andininy=1-5&dika=
27. niryna ( 19/11/2007 06:24)
ikaretsaka:

soanja:

adino indray ny domaine de definition eto!
ny manam-pahaizana Xtianina io sa ny manam-pahaizana araka ny maha manam-pahaizana azy fotsiny

Zay foana ange ny olana eto ry Ika. Manakevitra tokoa i Niryna ka, saingy ny mandamina azy ho azon'ny olona fotsiny no olany dia lasa mipatitaka be ny valintenintsika. Manjary manome vahana an-dry Tsimiandravola sy ny tariny izany.

alamino izany ary ry niryna an

=))=))
Rehefa te-handray ny olona dia mandray.Tsy isika velively mihitsy no hanova azy.Ahoana hoy Paoly?
Izy no mamboly ,ny hafa no mandona ,ary Atra no mikolokolo sy mampitombo ny voa haniry. =D=D
Aseho azy ireo fotsiny ny fitiavana izay hananantsika ao amin'i kristy(tsy mikritika,manana fo mandefitra ,tsy hanaraby,fidina ny vava avoaka fa tsy hila hiteny ratsy na hisafoaka).Ny fihetsika,fiteny, fanoratra dia efa toetra iray hitazanana fa kristiana ny olona.Tsy mora ny toerana misy ny kristiana ary izany no mila hitandremana tsara amin'ny rehetra.
Ny tena mampalahelo dia Kristy no toriana lava eto kanefa toherinao foana ilay izy.Inona izany no tena hinoanao raha izany? Kristiana tsy hanenjika kristiana velively,mety tsy mitovy ny fiangonana saingy tsy ny fiangonana velively no ahavonjy.Izany no mahatonga ny teny hoe tsara ny roa noho ny iray,fa raha mianjery na lavo ny iray mbola misy iray hanarina eo.Nandeha roa hatrany koa ny mpianatr'i kristy.Vereno vakiana daholo ny valinteninao dia ho fantatrao ny tiako ho tenenina.Mangataha ny FM hoy aho mba tsy hiantehitra ny herintsika isika.
Mahereza.:-*
28. rabilabila ( 19/11/2007 15:14)
Rabilabila a mba afaka manome porofo ve ny olona mikasika ny finoana

Farito aloha ny dikan'ny teny hoe " porofo "
29. niryna ( 20/11/2007 13:53)
rabilabila:

Rabilabila a mba afaka manome porofo ve ny olona mikasika ny finoana

Farito aloha ny dikan'ny teny hoe " porofo "

Afaka manazava ve hianao hoe inona no dikan'ny finoana (faith)

http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=11&andininy=1-5&dika=
30. niryna ( 20/11/2007 13:59)
Kristy manambara fa hanomboka hangatsiaka ny fitiavan'ny mpianankavy.Ny zanaka hankahala ny rar,ny firenena samy firenena hiady an-trano,sns. Izay no fiandoham-pahoriana.:cry:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=24&andininy=4-6&dika=

7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.8 Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.
Matio 24 :7-8
31. Rasiligaoma ( 21/11/2007 04:27)
fa hoy koa Izy amin'ny Anarany hoe aoka tsy hatahotra fa ny fiadanako no omeko anareo!
tohizo anie io matio io niryna e
32. Rasiligaoma ( 21/11/2007 04:37)
Afaka manazava ve hianao hoe inona no dikan'ny finoana (faith)

amiko ny finoana dia conviction -nao personel momba-na zavatra tsy hainao hazavaina anankiray : tsy vokatry ny tahotra io, tsy vokatr'izay zavatra namahanana anao io, tsy vokatry ny olona ivelanao , fa vokatry ny fieritreretanao sy ny fisainanao sy ny anatinao manokana!
safidinao io fa tsy safidy nampidirina ao aminao
Raha manao izay ianao no tena mino, amiko!
Tsy hoe satria hoy ny boky, na hoy i mama, na hoy i pasitera sy i mompera! fa satria hoy ny tenanao rehefa nodinihinao daholo ny momban'izao sy izao (comparaison)!
33. niryna ( 21/11/2007 07:03)
Rasiligaoma:

fa hoy koa Izy amin'ny Anarany hoe aoka tsy hatahotra fa ny fiadanako no omeko anareo!
tohizo anie io matio io niryna e

Tsy mila matahotra tokoa aloha izay no mahatonga ilay fitenenana hoe tsy miady amin'ny nofy isika(ireo olona manome fanafitohina antsika ohatra).Ny fanahy izay mampiasa azy ireny no hiadina (tsy miady amin'ny nofo aman-dra ).

Ny soratra masina manambara fa hihamangatsiaka ny fitiavan'ny mpianankavy,hiady ny firenena sns .Efa misy fanambarana ny fiandoham-pahoriana.
Izao indray izao misy finoana mitsangana milaza fa ho tonga ny fara andro amin'ny 2008 :roll: Dia misy mino tokoa ireo fireneny ary dia misitrika any ambanin'ny tany :cry:
Efa mampihomana i Kristy fa efa tonga ny fanahin'ireo mpanohitra Azy.Efa mihamaro ireo manohitra ny teniny ary tsy mandray Azy ho Mpamonjy sy Tompo fa maka sy manangana olona tahaka antsika ho Atra hotompoin-dry zareo.:oops:
34. niryna ( 21/11/2007 07:10)
Rasiligaoma:

Afaka manazava ve hianao hoe inona no dikan'ny finoana (faith)

amiko ny finoana dia conviction -nao personel momba-na zavatra tsy hainao hazavaina anankiray : tsy vokatry ny tahotra io, tsy vokatr'izay zavatra namahanana anao io, tsy vokatry ny olona ivelanao , fa vokatry ny fieritreretanao sy ny fisainanao sy ny anatinao manokana!
safidinao io fa tsy safidy nampidirina ao aminao
Raha manao izay ianao no tena mino, amiko!
Tsy hoe satria hoy ny boky, na hoy i mama, na hoy i pasitera sy i mompera! fa satria hoy ny tenanao rehefa nodinihinao daholo ny momban'izao sy izao (comparaison)!

Izany ve ? :roll:

Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, 2Tim 3:16

Dia ahoana no hevitrao amin'ity?

Finoana no ahafantarantsika fa tenin'Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao
Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy. Heb 11:5-6

35. fijo ( 21/11/2007 22:50)
ny manampahaizana anie manana ny safidiny koa e
36. ikaretsaka ( 21/11/2007 23:50)
Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, 2Tim 3:16

izaysoratra rehetra rehetra no eo NIryna fa diso indray ianao a
fa tsy izay navondrona fotsiny an!

Dia ahoana no hevitrao amin'io?
37. niryna ( 22/11/2007 08:32)

:roll: tsy fantatro ny tianao hotenenina fa mba azavao.
38. xxx ( 22/11/2007 10:02)
Miombon-kevitra tanteraka amin'i Niryna aho amin'ireo Teny nomeny ireo.

Ho an'izay mitady an'Andriamanitra dia tsapa tokoa fa Mofon'Aina ny Teniny. Ny tena mahavariana ahy rehefa mamaky ny Teniny, na dia andalana vitsy monja aza, dia Feno sy Ampoka hatrany ary Mamelona ny fanahy. Amiko ny Fahalalana Azy sy ny fanomezany ny tena ny Fanahy Masina dia ahafahana mitombo ao Aminy. Izany no mahatonga ireo Fiderana sy inspirations marobe ho an'izay mandray Azy marina ka nanankina ny fiainany Taminy arak'izay Teny Feno nomeny.

Ika, amiko dia efa Feno no nomeny ary ireo ouvrage rehetra aty aoriana momba an'Andriamanitra dia experiencen'olombelona avokoa. Izy Tompo dia efa manome izay feno ho antsika ka tsy tokony hiandian-kevitra ny Soratra rehefa ny Fanahy Masina no manazava azy ho an'ny tsirairay izay mamaky izany.
39. fijo ( 22/11/2007 23:42)
niryna an,aza hadino fa ny baiboly dia sombintsoratra navondrona ka natao boky iray.izany hoe nisy tsy noraisina.ka ireo tsy noraisina ireo no tian'ika hanontaniana andry
40. niryna ( 23/11/2007 06:26)
xxx:

Miombon-kevitra tanteraka amin'i Niryna aho amin'ireo Teny nomeny ireo.

Ho an'izay mitady an'Andriamanitra dia tsapa tokoa fa Mofon'Aina ny Teniny. Ny tena mahavariana ahy rehefa mamaky ny Teniny, na dia andalana vitsy monja aza, dia Feno sy Ampoka hatrany ary Mamelona ny fanahy. Amiko ny Fahalalana Azy sy ny fanomezany ny tena ny Fanahy Masina dia ahafahana mitombo ao Aminy. Izany no mahatonga ireo Fiderana sy inspirations marobe ho an'izay mandray Azy marina ka nanankina ny fiainany Taminy arak'izay Teny Feno nomeny.

Ika, amiko dia efa Feno no nomeny ary ireo ouvrage rehetra aty aoriana momba an'Andriamanitra dia experiencen'olombelona avokoa. Izy Tompo dia efa manome izay feno ho antsika ka tsy tokony hiandian-kevitra ny Soratra rehefa ny Fanahy Masina no manazava azy ho an'ny tsirairay izay mamaky izany.

Misaotra xxx a.:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0545