Na ny manam-pahaizana aza nivaky vava fa mila mivavaka !
41. ikaretsaka
(
23/11/2007 23:18)
mazava @ niryna kosa angamba io lazain'i fijo io .. io mihitsy no tiako ahatongavana
43. niryna
(
24/11/2007 04:55)
fijo:
niryna an,aza hadino fa ny baiboly dia sombintsoratra navondrona ka natao boky iray.izany hoe nisy tsy noraisina.ka ireo tsy noraisina ireo no tian'ika hanontaniana andry
=))=)) Ny hita-maso aza tsy hinoana koa maika fa haka izay tsy hita any =))=)):-$
44. ikaretsaka
(
26/11/2007 22:32)
hita maso izan ka y... ao ambany lakalin'i Vatikana misy betsaka .. ary azo jerena tsara mihitsy raha liana ianao (afaka mankany) , misy bedebe koa efa afaka online!:wink:
fa asio finiavana sy fivelarana fotsiny e
fa asio finiavana sy fivelarana fotsiny e
45. niryna
(
27/11/2007 06:39)
ikaretsaka:
hita maso izan ka y... ao ambany lakalin'i Vatikana misy betsaka .. ary azo jerena tsara mihitsy raha liana ianao (afaka mankany) , misy bedebe koa efa afaka online!:wink:
fa asio finiavana sy fivelarana fotsiny e
fa maninona no atao any amban'ny lakaly :roll:
