reo teny kely roa

1. ravl ( 16/11/2007 14:39)
Mba saika hangataka ny tonon' ilay hira mitondra ny lohateny hoe IREO TENY KELY ROA an'ny RISY. version Malagasy nilay hiran R Williams sy Nicole Kidman "something stupid"(l)(l):*
novalian'i ravl ny 17/11/2007 11:44
2. ainga ( 16/11/2007 16:38)
Tsy nahita ilay tonon'ilay hirain'i Risy ny tenako, ka miala-tsiny indrindra. Tsetsatsetsa tsy aritra (tena tsy aritra tokoa )anefa ity : ny fahafantarako io hira malaza io, ary angamba efa fantatrao รด, dia hiran'i Barijaona izy io ka nangalarin'i Sinatra ( na ry C.Carson Parks,ny feony. " Avia hilalao" no lohatenin'ilay hira ary henoy tsara raha hitanareo io hira io fa misy fitovizana tokoa. Indrisy fa atody miady @ vato... vakio anie ity e : :http://groups.yahoo.com/group/seraseragasyCA/message/5002
:!:
Inty kosa version Sacha Distel namboarina nampiana Lara Fabian
http://www.dailymotion.com/video/249093
:)
3. ainga ( 16/11/2007 16:44)
Azafady fa toa tsy nety ilay rohy vohalohany.:oops:

http://groups.yahoo.com/group/seraseragasyCA/message/5002

Raha tsy mety dia adikao io adiresy io e !:)
4. ravl ( 17/11/2007 11:44)
ny atody marina tsy miady amam-bato e! mbola mananten aho fa misy manana io tononkira io any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1169