ten'drazana

1. suzuki ( 16/11/2007 10:56)
maro mits @zao ny tanor ef mil ts hiten gasy tson, vô hoe miantra @fenarana malaza na reny expression française reny de manadino ny tenindrazana. marina lo fa ilaina ny faaizn ten maro fa tsmidik zany fa hoe adinoy nianitena. zà lo tsmten hoe miainà @ fanagasina B, ny môtamô v mo tsy ho isy eny ihany fa hoe mba aza adino fotsiny le tenindrazantsika e!!!. ok e, de mba fier hoe malagasy e!!!
novalian'i suzuki ny 19/11/2007 10:15
2. mimich ( 16/11/2007 14:18)
ie, tena marina ny voalazanao fa maro tokoa, ary tsy vitan'ny hoe tsy mahay miteny ihany fa maro toa izany koa no tsy mahay manoratra intsony .
tena tsara ilay hevitra avoakanao , fa ny fanatantehana azy no tsy ampy na tsy misy
Ny anton'io volazanao eo ambony io mantsy dia toy ity fomba fanoratrao etsy aloha ity. satria na ny mahay aza tsy mampiasa sy manoratra amin'ny teny malagasy madio sy ny voambolana ara-dalana mba hianaran'ny tsy mahay.


"andrianiko ny teniko , ny an'ny hafa koa feheziko"
3. xxx ( 16/11/2007 15:04)
suziki: ka io otranao manoratra otran'ny soratanao io ihany, tsy fanoratra teny malagasy misy aloha ireo raha ny tena marina...

afaka atao ny miteny vahiny raha ilaina izany, raha samy zareo mpianatry ny ecole française koa, tsy misy manelingelina loatra raha samy miteny vahiny zareo, faraha mba misy gasy miteny gasy aminao dia tokony valiana teny gasy izy..
misy namana ato fotsiny izao, mifanortra amiko
manoratra am teny vahiny foana izy dia valiako teny vahiny ihany koa, fara,ny novaliako amin'ny teny gasy dia tohizana teny vahiny foana ny valiny alefa ho ahy, farany nanotaniako hoe, enao angaha tsy mahay teny gasy dia hoy izy hoe si si si!!!!!!!:-D
4. ikaretsaka ( 16/11/2007 15:54)
tess> izy aza mba miezaka ko
5. ikalamako ( 16/11/2007 22:14)
tsy ny miteny fotsiny no atao hoe mankasitraka ny tenindrazana fa ny manoratra koa:-w
6. xxx ( 16/11/2007 22:45)
:wink:marina izany ikalamako:-*:*
7. bitrokel ( 16/11/2007 22:57)
io samy manao izay tiany nagamba e!
andron'ny fandrosoana izao hoy ny mahay miresaka...
tsy misy mihitsy gasy manadino ny tenindrazany rah mbola lehibe tao madagasikara izany.....
8. tess ( 16/11/2007 23:00)
ikaretsaka:

tess> izy aza mba miezaka ko

ka izy aza mahay miteny gasy be koa sady vao dimy taona monja izy no tao france dia atao hoe manao ezaka mamerina mmianatra teny gasy njay zany:-P

9. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:28)
ikalamako:

tsy ny miteny fotsiny no atao hoe mankasitraka ny tenindrazana fa ny manoratra koa:-w


ekena .ay zao miteny tsok'ovy de mbo ataonay tsokovy n'ay shefa miteny
10. sitlo ( 16/11/2007 23:51)
Izany no tena mpiari-bato vilam-bava. :-D fier hono :-D
11. heidi ( 17/11/2007 07:45)
:-D
12. xxx ( 17/11/2007 10:38)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471c9e8e24a06

saika hitovy² ny an'i ronaldo09 ity dinika ity ry suziki a :oops:

13. rova30 ( 17/11/2007 16:26)
suzuki:
Miezaha tsy manao "sms" rehefa manoratra amin'ny teny gasy.

...Dia ambarambarao any ambadimbadika any fa tena lamaody indray hoe izao ny teny malagasy!:)Mety hahomby ihany io raha mahay mandaha-teny ianao milaza izay hafatra izay.;-)

Eny e!Ampy izay.
Tongava soa aman-tsara,
dia akatony mora ,io varavarako io...
fa:-w:-w:-w^:^^:^
14. soanja ( 18/11/2007 16:09)
bitrokel:

io samy manao izay tiany nagamba e!
andron'ny fandrosoana izao hoy ny mahay miresaka...
tsy misy mihitsy gasy manadino ny tenindrazany rah mbola lehibe tao madagasikara izany.....


Hatramin'ny firy taona ilay atao hoe lehibe ao Madagasikara io moa?

Misy tokoa Malagasy iray nihaona tamiko taty ary efa antitratitra tokoa izy. Novany koa moa ny anarany dia tsy fantatra mihitsy hoe Malagasy izy. Fa hilaza tokoa aho fa tao Madagasikara izy no lehibe 20 taona izy no nandeha nianatra tany France , avy eo Angletera, avy eo Indonesia zay vao taty aminay.

Tsy mahay teny gasy na vafony izy. Inona no nitranga taminy?
Fony izy tany Mada taloha dia tany amin'ny Lycee Francais no nianatra ary teny Frantsay hono ny tenin'izy mianakavy tao antrano ary nony nanambady izy dia teny Anglisy no nampiasaina.
Ny nampalahelo anefa dia mpanoratra-Poeta Malagasy ny dadany ary nanoratra tonokalo efa misy ho 50 ho azy zanany vavy irery tsy foiny izay very taty antany lavitra taty satria nanary ny momba azy.
Efa ho 1 taona talohan'ny hahafatesan'ny dadany vao nihaona izy mianaka tany Mada ary efa tsy afaka niteny ilay rangahy dadany. Tsy tany Mada mihitsy ity vehivavy ity hatramin'zay nialany tao tamnizy 20 taona ary nomen'i dadany azy ilay kahie feno tonokalo ho azy. Navadikay boky ilay asasoratra refa maty iray taona ny dadany ho fahatsiarovana azy ka nandika azy tamin'ny teny Anglisy aho. Ontsa tokoa ny foko nandika izany satria teny mamy amin'ny teny Malagasy ary fiahina ny hanadinoan'ny zanany rehetra ny mahagasy sy ny mahaKristianina azy no tao anaty tonokalo.

Niara-nitomany izahay nony namaky ny tonokalo sasan-tsasany teo. Tsy mino an'Andriamanitra izany olona izany ary tsy miantso ny tenany ho Malagasy intsony. Ny fahitako ny fiainany anefa dia toa manjeny, tsy sambatra ary mahatombina.
Koa mitandrema ihany ry Malagasy misy tokoa io olona tsy mahalala intsony ny momba azy io!

Taiza zany anefa no nisy ny lesoka?


15. suzuki ( 19/11/2007 10:15)
xxx:

suziki: ka io otranao manoratra otran'ny soratanao io ihany, tsy fanoratra teny malagasy misy aloha ireo raha ny tena marina...

afaka atao ny miteny vahiny raha ilaina izany, raha samy zareo mpianatry ny ecole française koa, tsy misy manelingelina loatra raha samy miteny vahiny zareo, faraha mba misy gasy miteny gasy aminao dia tokony valiana teny gasy izy..
misy namana ato fotsiny izao, mifanortra amiko
manoratra am teny vahiny foana izy dia valiako teny vahiny ihany koa, fara,ny novaliako amin'ny teny gasy dia tohizana teny vahiny foana ny valiny alefa ho ahy, farany nanotaniako hoe, enao angaha tsy mahay teny gasy dia hoy izy hoe si si si!!!!!!!:-D



ka mba ts ael ny fanoratan azy ane no anoavako azy ôtrnio e!!!:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2092