hoan'ny mahay teny nanoratana

1. fijo ( 16/11/2007 21:49)
misy moa wa milaza fa ny teny nanoratana ny baiboly aza tsyhay ka mba te hiady hevitra.

de tsy hiady hevitra ary aho fa mba hanontany fa tsy mahay.

i adama sy eva no olona voalohany teo an tany hono.dia niteraka an'i kaina sy abela.tsy mbola nisy vavy hafatsy i eva izany eto.
dia novonoin'i kaina i abela de nandositra tany kanahana izy "ary nanorina firenena tany"
koa iza no nanorenany firenena tany?????sa nisy vehivavy hafa koa tany???,

araka ny fantatra mantsy dia fomba ary nahazatra ny "fifanolanana"na mifototra fahiny.

ka sao dia nifototra no marina???fa izahay moa tsy mahay ilay teny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:00
2. ikaretsaka ( 16/11/2007 22:40)
za letsy ry fijo tena tsy miditra loatra any @ genesisy any fa any sarotra dechiffrena kle!
fa edena moa no nifatohan'ny tantara, ka tsy haiko ny tany kanaana
3. fijo ( 16/11/2007 22:51)
io fanontanian io efa tamin'ny zaho mbola 13 taona n onilako valiny.hatramin'izao mbola mangetaheta foana aho.
efa nanontaniako ny mpampianatra sekoly alahady anay io,fa tssss,efa nanontaniako pasietra 2 io.fa tssssss
efa nanontaniako ny frera nampianatra anay io fa nodiany fanina.
4. niryna ( 16/11/2007 23:45)
fijo:

io fanontanian io efa tamin'ny zaho mbola 13 taona n onilako valiny.hatramin'izao mbola mangetaheta foana aho.
efa nanontaniako ny mpampianatra sekoly alahady anay io,fa tssss,efa nanontaniako pasietra 2 io.fa tssssss
efa nanontaniako ny frera nampianatra anay io fa nodiany fanina.




=))=))
5. ravatorano ( 17/11/2007 05:50)
maninona kosa raha mananahevitra i niryna tsy aposaka fa manao fihomehezana fotsiny kosa e
fijo < arak'io voalazan'i ra ika dia sarotra ilay fanontanianareo ah !
za manokana koa dia efa mba nanontany an'io fa ny nezahiko napetraka tao antsaiko dia ny hoe zaho mino fa misy izao Andriamanitra izao nahary izao tontolo izao ary manana hery miafina ao aminy ka ny zananay lahitokana no nentiny nampisehoana izay heriny izay ka nandefasany azy nidina tety antany mba hanavotana ny olombelona amin'ny ota rehetra vitany !
6. rijadolly ( 17/11/2007 08:20)
i adama sy eva no olona voalohany teo an tany hono.dia niteraka an'i kaina sy abela.tsy mbola nisy vavy hafatsy i eva izany eto.
dia novonoin'i kaina i abela de nandositra tany kanahana izy "ary nanorina firenena tany"
koa iza no nanorenany firenena tany?????sa nisy vehivavy hafa koa tany???,

Ny ao amin’Baiboly dia tsy mba nitenenina ny anaran’zanaka vavy matetika na zokin’zanaka lahy aza,indrindra amin’Genesisy ; fa notenenina fotsiny hoe « dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy ».Izany hoe misy lahy koa tsy voatonina. Raha mandinika isika dia teo amin’90taona teo ho eo ny olona tamin’izany no niteraka ilay olona ho tsongaina ho an’Andriamanitra. Ary Adama manokana ohatra dia voalaza ao amin’Baiboly fa 130taona izy no niteraka an’Seta http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=5&andininy=3-3&dika=ls-web .nefa Kaina sy Abela mbola zokin’Seta.Azo vinavinaina amin’izany ny taona niterahan’Adama an’i kaina ;toe anelanelan’izy telo lahy mbola tsy fantatra .Ary raha i Adama manokana dia 930taona izy no maty.
Asio hirahira kely aloha fa rehefa avy eo tohizana. Ity ny milaza ny taranaky Kaina sy Seta http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=4&andininy=17-26&dika= ary
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=5&andininy=1-32&dika=
7. bosista ( 17/11/2007 10:51)
o ry rijadolly a! de nanambady ny anabaviny ve ry kaina sy ry seta sa ahoana? raha oh ka nisy zzvvy tamin'izany fotoana izany sa kosa nisy zzvvy tany ho any fa tsy zanak'i Adama sy Eva?
8. zandikely ( 17/11/2007 13:26)
Fijo: A mon humble connaissance:

Ny zavatra ao anaty Baiboly dia nisy zavatra tena nisy nitranga ary azo hamarinina ny fisiany, misy koa zavatra noforonina mba hampitana hevitra fotsiny. Ohatra izany Adam sy Eve izany dia tantara iany fa mba entina hilazana hoe, nisy nahary azy ny olombelona. Mitovy amin'izany koa ny nahariana an'izao tontolo izao, tsy voatery tahaka ny nilazana azy ao amin'ny baiboly fa mba hilazana hoe nisy nahary azy izao tontolo izao na tamin'ny fomba ahoana na ahoana.

9. soanja ( 17/11/2007 14:34)
fijo:

misy moa wa milaza fa ny teny nanoratana ny baiboly aza tsyhay ka mba te hiady hevitra.

de tsy hiady hevitra ary aho fa mba hanontany fa tsy mahay.

i adama sy eva no olona voalohany teo an tany hono.dia niteraka an'i kaina sy abela.tsy mbola nisy vavy hafatsy i eva izany eto.
dia novonoin'i kaina i abela de nandositra tany kanahana izy "ary nanorina firenena tany"
koa iza no nanorenany firenena tany?????sa nisy vehivavy hafa koa tany???,

araka ny fantatra mantsy dia fomba ary nahazatra ny "fifanolanana"na mifototra fahiny.

ka sao dia nifototra no marina???fa izahay moa tsy mahay ilay teny


Tsara petraka tokoa io fanontanianao io ry Fijo ary isaorako anao izany mba hahafahako manazava ny ao anaty Genese.

Sarinteny ny zava-misy ao anaty Genese ary ny taona sy daty ary ny ora izay omeny ao raha misy ireo dia tsy ny fotoana heverintsika amin'izao akory. Tsy miaina lavabe zany ny olona iray fa io 115 taona io raha be indrindra fa ny fikotiana fotoana tamzany andro izany hafa mihitsy.

i Adama sy Eva dia tsy olona voalohany teto an-tany. Efa nisy olona tokoa teto talohan'ny nanamboaran'Andriamanitra azy ireo. Ary ny tany tsy namboarina tao anaty 6 andro haintsika fa manaraka tsara ny evolution saingy azo heverina fa namboarina zany satria tsy nisy taloha amin'ny fomba fisainana Kristiaina. Tsy misy maharatsy azy akory izany.

Raha tsy olona voalohany i Adama sy Eva dia ahoana izany? I Adama sy Eva dia olona voalohany notoron'Andriamanitra ara-panahy ary ny sahan'i Edena no toerana nametrahany azy handraisana izany olona ara-panahy izany.
Zany hoe teo no niforona ny atao hoe RELIGION na FISAINANA MITAKY AMBONIMBONY KOKOA AMINAO FA TSY IANAO NO ZAVADEHIBE ARY NY MOMBA ANAO MITAKY IZANY FA TSY HOE AKORY NOVOLENA ILAY IZY AO AMIN'NY OLOMBELONA. Io ilay fanahy mahaolona na fanahy mitaky firedonana sublime , fifandraisana ary fikarakarana.
ANDRIAMANITRA ANEFA MITAKY FA IZY NO TOMPOINA REHEFA MITAKY NY AMBONIMBONY KOKOA NOHO IANAO IANAO ARY OMENY ANAO NY FAHSAMBARANA AMIN'IZANY DIA IREO MANODIDINA ANAO IAINANAO.

Ny sahan'Edena dia sarinteny milaza fa ny fisian'ny fanahy voloahany ao amin'olombelona dia mitaky koa polar roa dia ny fisian'ny ratsy sy ny tsara (good and evil) io ilay hazo napetrak'Andriamanitra teo afovoan''ny saha (Hazon'ny fahalalana ny ratsy sy tsara) sy ilay hazon'aina. IREO HAZO IREO no milalao ny sarinteny rehetra ao. SAFIDY ny hanaraka ny zavatra takian'Andriamanitra amintsika. Ka izay tsy manomboka na manaraka ny finoana dia tsy hanana ny fahavelomana mandrakizay. Izay no mahatonga an'Andriamanitra tezitra dia nosakanany ny hazon'aina satria nandika ny teniny ireto manam-panahy. Ny hafa any ivelany zany dia karazana biby ihany no hijerevana azy ireo satria tsy manam-panahy io no mampiavaka antsika amin'ny zavatra hafa namboarina na misy eto an-tany, NY FANAHY.

NY FANDIKANA NY TENY NOMEN'ANDRIAMANITRA dia ireo hafatra rehetra navelany no sahan'Edena. Ka raha ireo no voahitsakitsaka satria mitaky fahalalana ny ratsy koa ianao na dia nomeny aza ny fahalalana ny tsara ao anatinao dia ny fanahy dia eo no manome ny fahafatesana IZY.

Ny hazon'aina moa izany dia endrika iray hilaza fa hitady izay hahaela velona azy ny olombelona fa tsy ahita fa hofaty ihany izy. Fahalalana no resahiny eo na fahaizana mitondra amin'izany.

Izay le izy Fijo asa na mifangaro fa i ADAMA SY EVA no olombelona voalohany manana ny fanahy mitaky Andriamanitra, ny firenana hafa tao ivelany dia tsy manana an'io fa olombelona kilasin'ny biby toy ny mammals rehetra ihany.

Ny genesisy izany dia milaza ny fiterahan'ny religion eto ambonin'ny tany. saingy ny Jiosy no mitantara dia ny azy no avoitrany hoe zany fa ny religion hafa ankoatran'io dia manana ny fiatombohany avokoa ary mety iray lasitra amin'io avokoa, dia ny fikarakarana ny fanahy mahaolona mba hiakatra hanompo sy hanatsara ary tonga ho ambonimbony kokoa noho ny mahabiby antsika fotsiny.

10. soanja ( 17/11/2007 14:48)
Na ianao tsy mino an'Andriamanitra io aza dia mino aho fa tsy afapo amin'izay hanananao na dia afaka nhilaza fa hanompo ny tenanao. Dia izay ny tsy mahatonga lafatra antsika olombelona. mitaky ny ao anatintsika hikatsaka zavatra mihoatra ny heverintsika fa vitantsika na mahaizy antsika. Io no fanompoana an'Andriamanitra raha mpino, fiakarana amin'ny mbonimbony kokoa na transcendence ary ecstacy hon'ireo izay tsy Mpino. Raha tsy mahatratra io ecstacy io ianao dia tsy hahatsiaro sambattra mihitsy raha tsy mpino. Mitaky an'io ny vatantsika.

Aiza anefa no ahitana an'io ecstasy io amin'olombelona:

Ny dihy miara miredona, miangola toy ny salegy sy ny dihin'i Afrikanina, indianina miaraka, ny dobokam-apongan'ny asiatika ireny sns , zany hoe hiarahana amin'ny hafa. Mety misy feo mivoaka miaraka amin'iny iarahana
Ny asa ifanakonana ka ilana fiasan'ny vatana ary ifandraisana amin'ny hafa ary ahavitana zavara goavana sy tsara. Io no tilikam-bon'ny babel aminy raha amin'ny mpino, tsy maharitra hozy Andriamanitra.
Ny fianarana ira-mamantatra sy hiaramikaroka eo dia afapo mivoaka avy eo.
Ary ao ireo izay mitady izany amin'ny fomba tsotra sy maika nefa mandratra dia ny drogues ny ny toaka ary ny hafa tsy voatanisa......

Ny ecstacy no alternativen'ny fivavahana taloha ary io no nezahin'Anndriamanitra nofohanana ary iadiany amintsika hijerantsika ny tarany fa ny azy MANDRAKIZAY ny fahasambarana azo, izay antsoina hoe FITONIANA.
11. rijadolly ( 17/11/2007 18:47)
Tamin’izany andro izany dia afaka nifampaka-bady ny mpianadahy fa kosa tsy iray kibo ary lalàna mipetraka io tamin’ny andron’Genesisy . http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=20&andininy=4-12&dika= , http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=24&andininy=1-4&dika= .
(misy ny fivoharan’ny lalàna,ohatra iray koa ny fanamafisana ny lalàna taty amin’andron’ Jesoa Kristy fa tsy fanafohanana).
Soanja> tena ireo mihitsy ny taona nihainan’olona taloha fa nisy ozona taty aoriana ,andraso fa jereko ilay toko sy and raha hitako,ao amin’Genesisy ihany angamba izy izay hoe 120 taona.manamarina io koa dia miha midina ny taona niainan’olona izay ao amin’ Genesisy ihany. Raha 930 taona i Adama ,500 i Noa,175 i Abrahama,…Josefa 110taona.Izany hoe tao aorian’Noa izany izay teny nambaran’Andriamanitra izay .
12. Fody ( 17/11/2007 19:51)

Fanamarihana: tsara raha fantarina aloha hoe: Inona no tanjona tamin'ny nanoratana ny Bokin'ny Jenezy?

Hanampy amin'ny fahafantarana an'izany dia mila fantarina hoe:
ho an'iza no nanoratana azy?
ovina izy no nosoratana?

Raha voavalinao ireo dia ho mora aminao ny hamaly ny fanontaniana napetrakao.

Misaotra!
13. bosista ( 18/11/2007 09:23)
mbola tsy voavaly ny fanontaniako an!!!!!!
14. rijadolly ( 18/11/2007 17:59)
Misy diso fanoratra kely ilay namantsika mafatrapo nanao ny ainy tsy ho zavatra nandika ny baiboly ;eo amin’and faha 3: « Ary hoy Jehovah :Tsy mba hanapaka…. »fa tsy «… :tsy mba hananaka… » ary «;nefa ho roa-polo…. » fa tsy « ;nefa ho roa-nolo…. » http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=6&andininy=1-3&dika=
Io ilay teny nambaran’Andriamanitra nahatonga ny olona ho 120 taona eo sisa ny andro iainany fa tsy ohatry ny an’ ry Adama ,…Noa .Tena teo amin’Noa io no nivoahan’io teny io
12. Mpandefa : bosista [ Valio ] 18-11-2007 10:23:26
Lohateny : Re : hoan'ny mahay teny nanoratana
mbola tsy voavaly ny fanontaniako an!!!!!!

Ny ao amin’Baiboly dia tsy mba nitenenina ny anaran’zanaka vavy matetika na zokin’zanaka lahy aza,indrindra amin’Genesisy ; fa notenenina fotsiny hoe « dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy ».Izany hoe misy lahy koa tsy voatonina. Raha mandinika isika dia teo amin’90taona teo ho eo ny olona tamin’izany no niteraka ilay olona ho tsongaina ho an’Andriamanitra. Ary Adama manokana ohatra dia voalaza ao amin’Baiboly fa 130taona izy no niteraka an’Seta http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=5&andininy=3-3&dika=ls-web .nefa Kaina sy Abela mbola zokin’Seta.Azo vinavinaina amin’izany ny taona niterahan’Adama an’i kaina ;toe anelanelan’izy telo lahy mbola tsy fantatra .Ary raha i Adama manokana dia 930taona izy no maty.Ity ny milaza ny taranaky Kaina sy Seta http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=4&andininy=17-26&dika= ary
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=5&andininy=1-32&dika=
15. rijadolly ( 18/11/2007 18:08)
Ity koa kay mbola valiny azafady fa adinoko
Tamin’izany andro izany dia afaka nifampaka-bady ny mpianadahy fa kosa tsy iray kibo ary lalàna mipetraka io tamin’ny andron’Genesisy . http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=20&andininy=4-12&dika= ; http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=24&andininy=1-4&dika=
(misy ny fivoharan’ny lalàna,ohatra iray koa ny fanamafisana ny lalàna taty amin’andron’ Jesoa Kristy fa tsy fanafohanana).
16. ikaretsaka ( 18/11/2007 18:17)
bosista:

o ry rijadolly a! de nanambady ny anabaviny ve ry kaina sy ry seta sa ahoana? raha oh ka nisy zzvvy tamin'izany fotoana izany sa kosa nisy zzvvy tany ho any fa tsy zanak'i Adama sy Eva?


za mitovy fijery @ soanja dia io fijeriko io raha tianao dia io izany ny valinteniko e
17. ikaretsaka ( 18/11/2007 18:19)
8. Mpandefa : soanja [17-11-2007 15:34:23]
io dia iraisako hevitra
18. bosista ( 18/11/2007 18:28)
rijadolly >>> misaotra anao amle verset nomenao fa zaho tsy manontany ny zava-nisy t@ fotoanan'i Abrahama sy abimeleka fa tamin'i kaina sy ry seta, ary tsy possible ny hananan'i kaina sy ry seta anabavy hafa tsy iray kibo amin-dry zareo raha ohatra ka Adam sy eva ihany no ray aman-drenini'izy ireo izay inoana fa olombelona voalohany, raha tsy hoe nisy Adam sy eva hafa angambany!!
19. rijadolly ( 18/11/2007 19:43)
efa voalazako talohan' nametrahan'sé fanotaniana io
Ny ao amin’Baiboly dia tsy mba nitenenina ny anaran’zanaka vavy matetika na zokin’zanaka lahy aza,indrindra amin’Genesisy ; fa notenenina fotsiny hoe « dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy ».Izany hoe misy lahy koa tsy voatonina.Raha mandinika isika dia teo amin’90taona teo ho eo ny olona tamin’izany no niteraka ilay olona ho tsongaina ho an’Andriamanitra.
na izay resahina ao amin'baiboly.x9 ny taonan'olona t@ andron'Adama ny andro ihainantsika.Izany hoe tokony hiteraka firy ny olona taloha (Adama) raha mihoatra antsika?Efa ratsy ny zanak'olombelona t@ zanaky Abrm,Kaina oh na ireo tsy voatonina na lahy na vavy.Havahako manokana i Seta satria tany @ mazava ny làlany=>no fidin'Andriamanitra.
20. soanja ( 18/11/2007 19:46)
ikaretsaka:

bosista:

o ry rijadolly a! de nanambady ny anabaviny ve ry kaina sy ry seta sa ahoana? raha oh ka nisy zzvvy tamin'izany fotoana izany sa kosa nisy zzvvy tany ho any fa tsy zanak'i Adama sy Eva?


za mitovy fijery @ soanja dia io fijeriko io raha tianao dia io izany ny valinteniko e



Namaste Ranadahy :-*:-*:-*(l)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839