Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mandefitra ( 13/11/2007 10:40)
Vehivavy Kristianina
Mety be no ho tafintohina nefa ilaina ny adihevitra mba hakana lesona ... "Libre" ny vehivavy Xtiana, @ teny gasy mo de hoe malalaka. 1/Malalaka @ zay fitafiana tiana hanaovana:mini jupe, decolté,... tohiny
verolove ( 13/11/2007 09:01)
miverena
milay be ny fiainana miaraka @ hira fa tohizo foana... tohiny
novalian'i cutie ny 20/11/2007 00:17
manasoa ( 13/11/2007 08:43)
antso ho any havana fianakaviana Terak'i Ratsimihah
misy forum misokatra ho atsika http://ratsimihah.cforum.info miandry anao andray anjara... tohiny
tsimiandravola ( 13/11/2007 00:44)
mba asio cohéence ny resaka ê!
[quote=Niryna]Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao? Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.[/quote] ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:20
niryna ( 12/11/2007 23:00)
Tena ilaina no sady mampalava andro iainana.
Vokatry ny fiainana mirotoroto dia tsy misy fotoana mihitsy isika indraindray mba hakana sasatra kely. Ny fakana tori-maso mandritra ny andro hiasana hono dia tena ilaina tokoa(mampalava andro iainan... tohiny
novalian'i niryna ny 21/11/2007 05:14
endrika01 ( 12/11/2007 13:59)
FITAKA SA HAKANOSANA?
Firy aminireo lehilahy moa no mba sahy mijoro?Hain'izy ireo ny mambabo fo tokoa,fa vitsy no mahay mikolokolo izany!!!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:16
RyAnona ( 12/11/2007 13:50)
Wagon
Nisy zazavavy kely 5 taona niditra tao anaty douche niaraka t@n-dreniny ary nahita an-dreniny niboridana dia gaga izy fa misy zavatra mainty mainty be ny eo @ anelakelam-pen-dreniny ary mba nojereny n... tohiny
novalian'i mbaliana ny 15/11/2007 20:20
mirah12 ( 12/11/2007 13:48)
malalany singers of jesus
hiram- pivavahana gospel.... tohiny
RyAnona ( 12/11/2007 13:22)
Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
Nisy olona maromaro te hitarika io resaka io tao aloha tao raha nanontany ny namana 1 raha azo ataon'ny vhv ny manao sport dia nahodin-dry zalahy sasantsasany ny resaka ka aoka mba hisy hanazava ny an... tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:10
niryna ( 12/11/2007 13:01)
Toy ny tanamasoandro ka samy maka ny tandrifiny!
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao? Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa. [b]Hitahy anao anie... tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2007 04:54
nirijimka ( 12/11/2007 07:17)
viva Tuléar!!!
hihihi... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2007 21:54
ikaretsaka ( 12/11/2007 04:05)
Tokelaka ara-pinoana Teo no eo dia haiko!
Aleo mba hitokelaka fa aiza no de hiady hevitra foana Mba hijoro vavolombelona koa ry niryna a Sendra mba nandeha kely tany avaratry ny "Kintana" tany aho vao haingana izay! Ao Kanad ao a moa, ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:12
niryna ( 11/11/2007 22:10)
Mony efa sitrana mamela marika,inona no atao?
Raha misy mony ka mamela marika maity ohatra,misy fomba atao manala an'io tsikelikely ve? Mony efa sitrana izany a. Misaotra mialoha.:D... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2008 22:04
kiadi ( 11/11/2007 17:08)
tsy aleonao ve io ry melody
http://www.dailymotion.com/miamchocobn/video/x22yni_nombril-qui-sourit_family efa nalefako teto io fa ba haveriko ho an'i melody fa iz tia mapitahotra ol lotra :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i melody ny 27/11/2007 19:09
soanja ( 11/11/2007 16:49)
13 ny isan'ny Apostoly, hoy ny mpandalina.
Rehefa natao ny fanadihadihana momban'ny tantaran'ny finoana Kristianina. Dia nisy nahita ny Filazantsaran'i MARIA MAGDALENA amin'ny teny Koptika. Izy no vehivavy voalohany Mpianatry Jesoa ary nifanka... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:22
lemenakely ( 11/11/2007 14:45)
VAZAHA VAVY ...
Asa aloha ato @ serasera ato raha misy zatovolahy gasy miaraka @ vazaha vavy indrindra fa frantsay fa tena VRAIMENT INSUPPORTABLE !! ...raha ny zavatra hitan'ny masoko .Réunionais ilay lehilahy ary f... tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:07
melody ( 11/11/2007 13:11)
kalma fotsiny wa
http://www.youtube.com/watch?v=sX8YnIsDAhU... tohiny
novalian'i kiadi ny 13/11/2007 13:59
tsiambaratelo ( 11/11/2007 13:01)
ZA TENA MILA FANAPINA KELY E
Za zany de tena vaovao be ato @site, avy eto LIBAN zany za,tsy mbola misy fantatro ny eto.Somary hafahafa ihany ny tena satria avy aty LIBAN(l)(l):lol::lol:... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/12/2007 12:22
endrika01 ( 11/11/2007 11:46)
TE HO RAPANANA RAHAMPITSO HONO IZY
De inona zany no atao?eo an-tanana tsy misy Ha!? ka tsy aleo ve mampihorohoro é,de inona hono no tombotsoa?Aleo ry reto henjehin'ny eritreritra toy izay henjehin'ny omby masika,aiii,aleo henjehin'ny... tohiny
niryna ( 11/11/2007 11:26)
Nahazo hery ve hianao?
Misaotra an'Andriamanitra fa mbola nomeny tombon'andro isika tsirairay avy ka afaka midera,mankalaza,manome voninahitra ny anarany andro aman'alina. Isaorana koa Izy noho ny fanomezany ity fandaharan... tohiny
novalian'i niryna ny 19/11/2007 07:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8537