ZA TENA MILA FANAPINA KELY E

1. tsiambaratelo ( 11/11/2007 13:01)
Za zany de tena vaovao be ato @site,
avy eto LIBAN zany za,tsy mbola misy
fantatro ny eto.Somary hafahafa ihany ny tena
satria avy aty LIBAN(l)(l):lol::lol:
novalian'i endrika01 ny 11/12/2007 12:22
2. ayle ( 11/11/2007 14:06)
tong soa ary ,d tsy d mis zavatra atoro ato,fa milay b fotsiny daolo,mis izay ilainao,ny namana reetra,tena masak e;zao ko manana zoky any liban d noeverik fa zokiko,a bi1to d mazto
3. tsiambaratelo ( 11/11/2007 14:20)
Ka za zokinao é,fa tsy le zoky anakiray
ny taona no tiako ho lazaina ,misaotra akia
fa napiakatra ahy tohatra iray sahady .(l)(l)(l)
4. endrika01 ( 11/11/2007 14:37)
Mitovitovy ihany isika roa vavy,za koa vao
haingana kely!!!reve-o manja be ankia a @ voalohany aloha tena,.....tsy ho lazaiko fa tena nikiry be
aho hanafina ny kilemako(matahotra):lol::lol::lol:
5. sarobidy ( 12/11/2007 08:50)
sady misy olona mafnaritra bdb eto ry tsiambaratelo aan!
tonga soa de mazahoa fafiny eto e :-*
6. reve ( 12/11/2007 11:05)
tonga soa zany enao e! za vonona hanome valiny mahafam po araka ze kely fantatro e! zay no ilana ny namana ato am serasera sa tsy izany ry reto a!:-*(l)8)
7. bovanitika ( 12/11/2007 14:11)
tonga ato anaty jungle zany e, :-D:-D:-D
8. Angie ( 14/11/2007 07:15)
Tonga soa dia mirary anao hahita fafiny eto.

Aza misalasala manolotra hevitra manontany, miresaka e zay koa mantsy no tena milay eto.

Mazotoa dia :D
9. koffman ( 15/11/2007 13:45)
Tonga soa e; be de be namana mafnaritra ato; maztoa
ty omeko an-dry :-*
10. tsiafoi1 ( 15/11/2007 14:30)
samy gasy de ataovy namana daholo, cool fotsiny ihany koa e!
11. tsiambaratelo ( 17/11/2007 19:46)
Za zao efa manomboka manavatsava any anaty jungle é,tsy mbola tena sahy fa ampio tosika foana é!!!
12. colar ( 21/11/2007 22:21)
atosika ny inn kay,asio sarinao ao fa tonde be akama enao,na ataovy tsiambaratelo lay sary e,hiihih
13. endrika01 ( 25/11/2007 12:12)
efa zatra zany zao,ry tsiambaratelo a,zaho aloha efa,mandendeha be ato anaty ny dinika e,efa manomboka sahy zany zao????dia mba itantarao ny vaovao any aminareo any Liban any ny namana.sa tsy zany ry reto????nijerijery tary @firenena rehetra misy ny namana reetra aho,dia toa misy misy kely ihany nareo any no itako ato @namana serasera,10izy zay,de aiza daholo eeeee,alefaso ny dinika eraha-miketrrika,sa atao tsiambaratelo ihany koa??:lol::lol::lol::lol::lol:
14. hassinah ( 26/11/2007 12:36)
za ko anie mba vaovao e d mba iresao reto fa otran tena matsiaro rery e!!
15. endrika01 ( 11/12/2007 12:22)
hassinah:

za ko anie mba vaovao e d mba iresao reto fa otran tena matsiaro rery e!!



Faly mandray an'i hassinah ny namana reetra,dia mazava hoazy fa ny tenako ihany kou ,mametraha hevitra ifampizarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.299