Nahazo hery ve hianao?

1. niryna ( 11/11/2007 11:26)
Misaotra an'Andriamanitra fa mbola nomeny tombon'andro isika tsirairay avy ka afaka midera,mankalaza,manome voninahitra ny anarany andro aman'alina.
Isaorana koa Izy noho ny fanomezany ity fandaharana ity ka nahafahantsika nifampizara hatrany ny tenin'Atra. Isaoko koa ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera nahatonga antsika nizara ny tenin'Atra eran'izao tontolo izao.Marina fa misy ny teny maharary izay nomeny kanefa hoentina hanitsiana antsika avy izany,ao ihany koa ny manohitra ny tenin'Atra hatrany kanefa dia hoentintsika tsirairay am-bavaka ireny olona ireny.Izy irery ihany no nifidy antsika ary raha mihaino sy mandray ny teniny ary tena mino izay lazainy isika dia ho tonga zanany tokoa.

Ny fanontaniako dia hoe hatramin'izay nandraisanao anjara teto izay,nahazo hery ve hianao.Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?
(l)niryna
novalian'i niryna ny 19/11/2007 07:10
2. niryna ( 11/11/2007 22:45)
Fanitsiana kely azafady.
Isaorako koa ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera nahatonga antsika nizara ny tenin'Atra eran'izao tontolo izao.Marina fa misy ny teny maharary izay nomen'Andriamanitra antsika kanefa hoentina hanitsiana antsika avy izany,ao ihany koa ny manohitra ny tenin'Atra hatrany kanefa dia hoentintsika tsirairay am-bavaka ireny olona ireny
3. niryna ( 11/11/2007 23:17)
Aleo atomboko amin'ny tenako izay nametraka ny fanontaniana.
Sendra mba nandalo tato aho indray andro izay rehefa nihaino hira-masina tao amin'ny Radio Vazo Gasy.
Nahafinaritra ahy ny fifanankalozan-kevitra mikasika ny fandaharana fivavahana sy ny eritreritra ary dia novakiko izany.
Ao ihany koa ireo fandrahoana sakafo sy ny fahasalamana.
Nanitona ny saiko ny fihainoana ny tenin'Atra ary dia niroboka aho mba te-hizara ny fahasoavana nomen'Atra ahy sy ireo namako marobe manodidina ahy nila vonjy ara-tsaina sy fanahy.
Kivy aho tamin'ny voalohany satria izay tenin'Atra omen'ny tena ny olona dia tonga daholo ny hafa mitsipaka ilay teny :D :cry:.Ny mahagaga ahy anefa dia isaky ny te-hiala aho dia misy olona manome hery ahy foana 8).:roll:
Fantatro ary maro ireo olona mangetaheta ny tenin'Atra,maro ihany koa ireo manoratra miara-mizara ny fahoriany sy miara-mivavaka aminy.Tsy dia manampahaizana firy akory aho ,saingy kosa tena tiako ny mizara izany tenin'Atra izany.Fantatro koa fa ny FM tsy hamela ahy ho irery ary na dia maro aza ny tsy mifanaraka ny eritreritro na mety mamingana ahy dia vao maika hisaorako amin'Atra izany satria araka ny hiadivana izany hery izany ka tsy kivy na manipy gants no vao maika maha-mafy orina ny fametrahako ny fiainako amin'Atra.Tsy mora ny mametraka ny fiainana amin'Atra satria maro koa ny zavatra tsy tokony atao kanefa kosa dia manana fifaliana lavitra izay miaraka aminy ary tsy kivy intsony na amin'ny inona na inona fa misy lahatra daholo ny zavatra rehetra.Ny fizarako ireo namana sy ny fanampiako ireo izay nijaly tamin'ny fiainana,eny fa na dia mihaino azy ireo fotsiny ihany aza dia efa tena zava-dehibe amin'ny fiainako sy manamaivana ny fahorian'ireo mizara amiko.
Raha mitondra ny fahorian'izay olona mitantara aminao hianao ,raha mifaly ny hafa,dia mifaly hianao,raha maratra ny hafa dia maratra koa hianao,raha mijaly ny hafa dia toa hianao no hianjadian'izany fahoriana izany,izay ilay zionga.Ny fanomezana azy ireo ny fanantenana dia ny fanatonana an'i Kristy.
Raha nandaitra tamin'izy ireo ny fanampiana azy ireo ,indrindra ny tsy famelana ireo olona nandratra azy ireo tamin'ny fiainany,tsy mora ary mila manatona an'Atra tanteraka tokoa.Fo feno fankahalana,fo tsy manana fanantenana,very tanteraka ny fanantenana.Izany no antony hiezahako hanampiana ireo namana ato amin'ny serasera.Mitamberina ao amin'izy ireo daholo izay ratra nandalo hany ka raha vao maheno teny na zavatra mitovy ireny izy ,tonga dia ny tena no halany sy tsy tiany ary hiantsampazany voalohany,rehefa azavaina miandalana anefa dia mahafantatra tokoa fa tsy misy tombotsoa mihitsy ny mankahala olona na manao andolo-po.
Mahafantatra izany aho ary ny mivavaka sy manoro azy ireo amin'ny marina izay mandratra kanefa hanavotra azy amin'ny farany no tanjoko.Mahatsiaro ho olon-drery amin'ity fiainana ity kanefa nampian'Atra ihany izy ireo noho ny fizarana sy ny fiarahana mivavaka dia mino koa aho fa ho toy izany izay rehetra mbola mitolona am-bavaka mafy amin'izao fotoana izao.
Mahereza ary aza kivy na miverin-dalana.Rehefa tena mafy ny ziogan'ny fiainana dia jereo ary tanisao ny soa izay nomen'Atra anao.
Homba anao hatrany anie ny Tompo.
4. ikaretsaka ( 11/11/2007 23:24)
Sambasamba mba nitarika examen de conscience i Niryna nandritra izay 2 taona nahalalako azy izay le!:D
Fa hamaly ny fanontanianao mivantana ary aho ary miala tsiny fa dia tena havantako mihitsy:
Raha namana hafa dia ie
tsy hiatsaraivelantsihy aho fa aleo tonga tsorina sao hahadiso eo imasoNY: raha hoe herin'A/tra avy amin'ny alalanao sy ny zavatra torianao aloha dia tena tsia e!
Tena nivavaka ihany aho mba hanokatra masom-panahy hafa mba hahazoako azy fa e e e

Zahay angamba mety fohy fanakatra ka tsy any @ ilay toriteny zato andalana notsimponina tetsy sy ary mihitsy no Fiasan'ny fanahy aminay! Tsy hery no azoko fa karazana hery hafa za manao hoe ..mba mpitory hono de, sy fanontaniana hoe sao de mba.... ary i niryna ity!
Niezaka nitady izay azo andraisana izay nodoratanao ihany ahako, fa tsy haiko na ianao no tsy mahay mitory na ilay izy sesi mototra be na tsy te hahalala ianao na tsy te handray avy @ hafa.

Talohan'ny nanaovako meditations sy examen teo no namakiako an'ity ary mba nodinihiko mora teo ambany hazo fijaliana teo, Dia sendra nitopy ny masoko dia misy soratra an'izao tao @ ilay lasapelina nandehanako hoe- "raha fo natao hamoaka ihany, fa tsy fo natao handray koa, dia na ny avoakany ary tsy voarainy"
Betsaka ihany izay nanoro an'i niryna tato izay, sy nanao fijoroana vavolombelona ny nataonao, fa tsy noraisinao fa ny anao ihany no navoakanao, .. dia eo aho no nihazohazo hoe... ahoana ary Ramatoa iry!
Fa aza adino fa mivavaka ho anao aho dia rehefa te hanaterana komonio na saplet dia teneno aho fa anytime e!:wink:
Dominis siempre tecum
5. niryna ( 12/11/2007 00:53)
ikaretsaka:

misaotra anao.:D
6. Rasiligaoma ( 12/11/2007 01:28)
miombon-kevitra amin'i Ika ny tenako.
maninona izao raha natao fotsiny hoe "Tia antsika Andriamanitra, mivavaha ianao, dia manaova tsipontsimpona andalana vitsivitsy amin'ilay hay tsianjery na izay tiatiana ihany ao amin'ny baiboly dia alefaso ato mba hizahozahoana amin'ny olona fa mamaky baiboly ny tena"
Ny ahy manokana dia fanazavana ny anton'ny anaovana an'izao sy izao no notadiaviko tato, ary dia nahazo fanazavana sy hery aho. Aleoko lavitralilay hoe "hay ve izany no antony e!" noho ilay tsianjery lavareny miverina be ohatran'ilay mpivarotra "argile verte" eny Analakely ireny.
"argile verte manala ny tasy rehetra , mony, panda..." ohatran'izany no ataonareo.
Maninona raha tonga dia tsorina hoe "mpivarotra argile verte" e ?
7. niryna ( 12/11/2007 01:40)
Rasiligaoma:

:D Raha tena tia ny tenin'Atra isika dia miezaka ny hihaino ny teniny fa tsy ho allergie amin'ilay olona mihitsy.Marina fa tsy tia mitsimpona hianareo ,ary mety tsy mahita ho tsimponina ihany koa,tsy tia mamaky baiboly ahoana tokoa moa no ahalalana izay teny nomeny raha tsy vakiana.Mifanohitra ny teny nomeny ilay nataonareo.Tsy maninona ka,misaotra anao nanohina ny antso.Samy manana ny tandrifiny avy.Hafafy foana ny voa fa tsy maintsy maniry ary ny voaloboka mamelana ravimboaloboka fa tsy ravim-boasary. Na ny kokoa lasa ho voasary :D Angataho ny FM hanaza sy hitari-dalana antsika,fa raha ny eritreritsika fotsiny fa tsy mino na manohitra ny teniny foana dia tsy ho azo tokoa ny tenin'Atra ary tsy omeny izay miantehitra ny fahaizany fotsiny.
Aza miantehitra amin'ny sainao irery na ny fahalalanao hoy ny soratra masina,amin'izay rehetra ataonao rehetra dia ankino amin'Atra izay ataonao ary mahatokisa Azy fa ataony ho lavorary ny lalanao.Tsy nitsimpona aho a,teny tato anatiko io.:oops:
8. ikaretsaka ( 12/11/2007 03:22)
.Hafafy foana ny voa fa tsy maintsy maniry ary ny voaloboka mamelana ravimboaloboka fa tsy ravim-boasary
ka ny anareo voana tsipolitra no afafinareo nefa ianareo manantena hioty voaloboka... inona koa ny dikan\'izany?:wink: na tany fertile be ohatran\'ny inona aza, sa \"miracle mon ami\"?
Hatramin\'izao aloha dia betsaka ihany no tsy nahazo ilay izy e.. Ataovy ny jery todika! fa matoa ianao hoe lazain\'ny olona dia misy tsy milamina sy tsy mety ny ataonao, ary tsy izay olona milaza anao akory de hoe \"aza mitsara sy demonia\" fa tsy mety matoa lazaina!

ary tsy misy allergique mihitsy eo fa fijery \"tsy tsipolitra\" ny ijeren\'ny sasany azy!

1)amiko raha tena tia an\'Andriamanitra ka lazaina hoe miezaka mihaino ny teniny \" dia ny \"teniny rehetra\" fa tsy ilay \"tsimpotsimponina\" fotsiny, Iaraha- mahalala manko fa izao tontolo izao ny Teniny fa tsy voa contained ao anaty boky 1, na hoe iny foana no averina over and over eo! amiko raha lazaina fa velona Andriamanitra ary indrindra lazaina hoe velona ao anaty dia mbola miteny sy active eo amin\'izao tontolo izao @ alalan\'ny fihevitra, fisaina, fiasa, fivavaka, fa tsy hoe maty dia velombelomina @ fampiasaina \"ny Teniny tsara tahiry navondron\'ny katolika dia nobodoinareo\" ary!

2) raha FM no noraisintsika ao anaty vatana ary raha lazaina fa efa misy Andriamanitra tokoa Isika, nidinan\'ny Fanahy masina ,sy hoe Tempoly, dia amiko tsy mila zavatra ivelany sy minomino zavatra 2 isika, satria efa A/tra Ny ao anatintsika. Ampiasao tokoa ilay Andriamanitra ao anaty hanazava fa aza mitady sopapa e!

Fijoroana vavolombelona:
Ohatra maro samihafa no lasa nivoana tanteraka mihitsy noho io tsimpona io:
tsy fantatr\'ilay \"olona nitsimpona\" akory, tao ny lost in translation, misenterpretations ka mahatonga foana miteny ilay hoe jereo ao ambony

,ary mety tsy mahita ho tsimponina ihany koa,tsy tia mamaky baiboly ahoana tokoa moa no ahalalana izay teny nomeny raha tsy

Izay indray ilay affirmation Gratuite, tsy hoe mahay mitsimpona no mamaky baiboly!
Betsaka ny mamaky baiboly ato ary inoako fa ny ankamaroan\'ireo hoe Kristianina ato dia mamaky aby, fa betsaka koa ny tsary mintsimpona fa mi understand ny tena tantara sy ny hevitra ao ambadiny! ary sahy mi dare anao aho fa tsy vitsy mihitsy ireo supposenao ho tsy mamaky baiboly satria tsy mitsimpona , raha anontanianao zavatra ao amin\'ny baiboly, no mahazo sy mahatantara lavitra ny hoe\" t@ izao dia nisy an\'izao sy izao\" na ny hoe ny hafatra lehibe tian\'i anona lazaina ao @ izao dia izao! na hoe i Anona no taranak\'i anona! efa betsaka ny porofo momba an\'io koa teto!
Fijoroana Vavolombelona 1 hafa koa:gaga aho fa i Rabilabila aza raha resaka baiboly no mahita atoraka be mihitsy (tazony ny ar\'2 rabila fa ilaina) noho ianao! ary mahita contextes be noho ianao! dia iza no namaky betsaka ary?:-D
Ary mino marimarina aho fa maro dia maro dia maro tokoa ny tantara ao sy ny votoatiny tsy voatsimponao ao ka tsy hainao akory, na ara contexte na ara-kevitra na inona . saingy tsy hifanao ankamantatra moa no atao!

Wait and see.
Major Autem His Est Caritas
9. xxx ( 12/11/2007 03:36)
raha lazaina fa velona Andriamanitra ary indrindra lazaina hoe velona ao anaty dia mbola miteny sy active eo amin'izao tontolo izao @ alalan'ny fihevitra, fisaina, fiasa, fivavaka, fa tsy hoe maty dia velombelomina @ fampiasaina "ny Teniny tsara tahiry navondron'ny katolika dia nobodoin'ireo izay rehetra milaza azy ho kristianina"

:wink:
10. niryna ( 12/11/2007 03:43)
xxx:

raha lazaina fa velona Andriamanitra ary indrindra lazaina hoe velona ao anaty dia mbola miteny sy active eo amin'izao tontolo izao @ alalan'ny fihevitra, fisaina, fiasa, fivavaka, fa tsy hoe maty dia velombelomina @ fampiasaina "ny Teniny tsara tahiry navondron'ny katolika dia nobodoin'ireo izay rehetra milaza azy ho kristianina"

:wink:

Hay ve ry ika e

11. ikaretsaka ( 12/11/2007 03:50)
ka tsy marina ary ve izany? raha tena jerena ny baiboly ange ny dikany dia hoe boky maromaro mikambana e!
dia iza no nanakambana azy! ny kaonsilin'i Nicea, (kaonsily ohatran'ny hoe vatikan 2-> kato)
inona no nakambana.. Ireo Tenin'andriamanitra voaray an-tsoratra ka notsongaina notsongaina!

aiza no tsy mazava @ izany ry zanako?:wink:
12. niryna ( 12/11/2007 04:17)
ikaretsaka:

.Hafafy foana ny voa fa tsy maintsy maniry ary ny voaloboka mamelana ravimboaloboka fa tsy ravim-boasary
ka ny anareo voana tsipolitra no afafinareo nefa ianareo manantena hioty voaloboka... inona koa ny dikan'izany?:wink: na tany fertile be ohatran'ny inona aza, sa "miracle mon ami"?

=))=))

Hatramin'izao aloha dia betsaka ihany no tsy nahazo ilay izy e.. Ataovy ny jery todika! fa matoa ianao hoe lazain'ny olona dia misy tsy milamina sy tsy mety ny ataonao, ary tsy izay olona milaza anao akory de hoe "aza mitsara sy demonia" fa tsy mety matoa lazaina!

=))=)) Tsy nahazo hery izany hianao raha mbola miteny izany ihany satria mino aho fa maro tokoa ireo miresaka fivavahana toherinao foana:snif::miam::miam:

ary tsy misy allergique mihitsy eo fa fijery "tsy tsipolitra" ny ijeren'ny sasany azy!

Raha miaraka aminy isika dia ho faly ny hizara izany fa tsy hitsikera ny kristiana miaraka amintsika.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=13&andininy=1-13&dika=

1)amiko raha tena tia an'Andriamanitra ka lazaina hoe miezaka mihaino ny teniny " dia ny "teniny rehetra" fa tsy ilay "tsimpotsimponina" fotsiny, Iaraha- mahalala manko fa izao tontolo izao ny Teniny fa tsy voa contained ao anaty boky 1, na hoe iny foana no averina over and over eo! amiko raha lazaina fa velona Andriamanitra ary indrindra lazaina hoe velona ao anaty dia mbola miteny sy active eo amin'izao tontolo izao @ alalan'ny fihevitra, fisaina, fiasa, fivavaka, fa tsy hoe maty dia velombelomina @ fampiasaina "ny Teniny tsara tahiry navondron'ny katolika dia nobodoinareo" ary!

ka dia tsy ho tamana any an-danitra izany hianao raha izany k'ty :-$ Any mihira,midera ny tenin'Atra foana.Tsy mitondra na inona na inona intsony ary tsy afaka manova na mamadika ny tenin'Atra any amin'ny HS lava.=D=D

2) raha FM no noraisintsika ao anaty vatana ary raha lazaina fa efa misy Andriamanitra tokoa Isika, nidinan'ny Fanahy masina ,sy hoe Tempoly, dia amiko tsy mila zavatra ivelany sy minomino zavatra 2 isika, satria efa A/tra Ny ao anatintsika. Ampiasao tokoa ilay Andriamanitra ao anaty hanazava fa aza mitady sopapa e!
ny mahagaga ahy dia tenin'Atra foana no lazaiko sy toriko kanefa toa miteny foana hianao hoe nangalatahaka ny anao foana aho.Angaha ny tenin'Atra antsika moa? Tsy mbola nijery izay blaoginao tany aho ,soa ihany hianao fa mibaboka fa tsy mitovy ^:^

Fijoroana vavolombelona:
Ohatra maro samihafa no lasa nivoana tanteraka mihitsy noho io tsimpona io:
tsy fantatr'ilay "olona nitsimpona" akory, tao ny lost in translation, misenterpretations ka mahatonga foana miteny ilay hoe jereo ao ambony

Aza toherina foana ny tenin'Atra ry ika a,tsy izaho mihitsy no hotoherinao fa Atra izay manome ny olona izany.Tsy ny herintsika mihitsy no hitoerina ny tenin'Atra,tsy ny fahaizana amam-pahalalana ihany koa.Fahasoavana io ka raha nomen'Atra azy isika dia omeo ny olona izany,zarao ny olona izany fa fantatry ny rehetra ihany ny voa tsara,tsy hamoa ratsy velively mihitsy.Mahereza
,ary mety tsy mahita ho tsimponina ihany koa,tsy tia mamaky baiboly ahoana tokoa moa no ahalalana izay teny nomeny raha tsy

Izay indray ilay affirmation Gratuite, tsy hoe mahay mitsimpona no mamaky baiboly!
[/quote]
Mila mivavaha hatrany hiaraka amintsika ny FM ^:^ Raha ny herin-tsaina foana no hitondrana ny tenin'Atra dia ho very tokoa isika.

"Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny,ary ny tori-teny dia avy amin'ny tenin'i kristy." Rom 10:17
"Nefa tsy ny rehetra no manaiky ny teny soa mahafaly"Rom 10:16
"Tsy misy hazotsara mamoa voa ratsy na hazo ratsy mamoa voa tsara.Samy fantatra amin'ny voany ny hazo rehetra." Lioka 6:43-44
:D
13. ikaretsaka ( 12/11/2007 16:44)
a dia tsy ho tamana any an-danitra izany hianao raha izany k'ty Any mihira,midera ny tenin'Atra foana.Tsy mitondra na inona na inona intsony ary tsy afaka manova na mamadika ny tenin'Atra any amin'ny HS lava.

nga any an-danitra mbola hinoanao fa amaky baiboly sy hanao azy ho HS lava?

"Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny,ary ny tori-teny dia avy amin'ny tenin'i kristy." Rom 10:17

ka ny toriteny ve voasoratra sa tsy voasoratra, ary ny tenin'iKristy rehetra
ve voasoratra?

Aza toherina foana ny tenin'Atra ry ika a,tsy izaho mihitsy no hotoherinao fa Atra izay manome ny olona izany.Tsy ny herintsika mihitsy no hitoerina ny tenin'Atra,tsy ny fahaizana amam-pahalalana ihany koa.Fahasoavana io ka raha nomen'Atra azy isika dia omeo ny olona izany,zarao ny olona izany fa fantatry ny rehetra ihany ny voa tsara,tsy hamoa ratsy velively mihitsy.Mahereza

tsy misy manohatra ny Tenin'Andriamanitra mihitsy eo fa ny fomba fampitanao izany amin'ny olona no mivoana ka tokony ahitsy

ary impiry lazaina anao fa tsy io ihany ny tenin'A/tra! tsy ampy io, Andriamanitra tsy voafetra ao anaty tahirimboky notsongaina fa na izao tontolo izao aza tsy omby ny zavatra vitany sy ny teniny
Ohatran'ny hoe ny baiboly izany Dictionary .Izany tsy midika mihitsy hoe ny teny rehetra dia hoe voatahiry ao anaty dictionary aby, betsaka be mihitsy no tsy ao!

14. niryna ( 12/11/2007 20:13)
ikaretsaka:

Sambasamba mba nitarika examen de conscience i Niryna nandritra izay 2 taona nahalalako azy izay le!:D
8)
ikaretsaka:

Fa hamaly ny fanontanianao mivantana ary aho ary miala tsiny fa dia tena havantako mihitsy:
Raha namana hafa dia ie
tsy hiatsaraivelantsihy aho fa aleo tonga tsorina sao hahadiso eo imasoNY: raha hoe herin'A/tra avy amin'ny alalanao sy ny zavatra torianao aloha dia tena tsia e!
Tena nivavaka ihany aho mba hanokatra masom-panahy hafa mba hahazoako azy fa e e e
HS mivoana any amin'ny fanontaniako ilay izy fa miala tsiny aho. :cry::cry:
niryna:
Isaorako koa ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera nahatonga antsika nizara ny tenin'Atra eran'izao tontolo izao.Marina fa misy ny teny maharary izay nomen'Andriamanitra antsika kanefa hoentina hanitsiana antsika avy izany,ao ihany koa ny manohitra ny tenin'Atra hatrany kanefa dia hoentintsika tsirairay am-bavaka ireny olona ireny

Ny fanontaniako dia hoe hatramin'izay nandraisanao anjara teto izay,nahazo hery ve hianao.Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?

Misaotra anao mialoha :D

15. niryna ( 12/11/2007 20:24)
Rasiligaoma:

miombon-kevitra amin'i Ika ny tenako.
=))=)) HS ny azy dia nanaraka koa hianao :-$:-$
Rasiligaoma:

maninona izao raha natao fotsiny hoe "Tia antsika Andriamanitra, mivavaha ianao, dia manaova tsipontsimpona andalana vitsivitsy amin'ilay hay tsianjery na izay tiatiana ihany ao amin'ny baiboly dia alefaso ato mba hizahozahoana amin'ny olona fa mamaky baiboly ny tena"
HS 8-)8-)
niryna:

Isaorako koa ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera nahatonga antsika nizara ny tenin'Atra eran'izao tontolo izao.Marina fa misy ny teny maharary izay nomen'Andriamanitra antsika kanefa hoentina hanitsiana antsika avy izany,ao ihany koa ny manohitra ny tenin'Atra hatrany kanefa dia hoentintsika tsirairay am-bavaka ireny olona irenyIsaorako koa ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera nahatonga antsika nizara ny tenin'Atra eran'izao tontolo izao.Marina fa misy ny teny maharary izay nomen'Andriamanitra antsika kanefa hoentina hanitsiana antsika avy izany,ao ihany koa ny manohitra ny tenin'Atra hatrany kanefa dia hoentintsika tsirairay am-bavaka ireny olona ireny

Rasiligaoma:

Ny ahy manokana dia fanazavana ny anton'ny anaovana an'izao sy izao no notadiaviko tato, ary dia nahazo fanazavana sy hery aho.

Misaotra anao,izay no mba tadiaviko fa tsy ny momba ahy sy izay fandraisanao izay fizarako ny hafa.:-*
Rasiligaoma:
Aleoko lavitralilay hoe "hay ve izany no antony e!" noho ilay tsianjery lavareny miverina be ohatran'ilay mpivarotra "argile verte" eny Analakely ireny.
"argile verte manala ny tasy rehetra , mony, panda..." ohatran'izany no ataonareo.
Maninona raha tonga dia tsorina hoe "mpivarotra argile verte" e
HS ihany koa,hianao mizara ny hafa no tiako mba resahinao fa tsy izay fanoharana argile verte.

16. niryna ( 12/11/2007 20:42)
ikaretsaka:

a dia tsy ho tamana any an-danitra izany hianao raha izany k'ty Any mihira,midera ny tenin'Atra foana.Tsy mitondra na inona na inona intsony ary tsy afaka manova na mamadika ny tenin'Atra any amin'ny HS lava.

nga any an-danitra mbola hinoanao fa amaky baiboly sy hanao azy ho HS lava?

"Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny,ary ny tori-teny dia avy amin'ny tenin'i kristy." Rom 10:17

ka ny toriteny ve voasoratra sa tsy voasoratra, ary ny tenin'iKristy rehetra
ve voasoratra?

Aza toherina foana ny tenin'Atra ry ika a,tsy izaho mihitsy no hotoherinao fa Atra izay manome ny olona izany.Tsy ny herintsika mihitsy no hitoerina ny tenin'Atra,tsy ny fahaizana amam-pahalalana ihany koa.Fahasoavana io ka raha nomen'Atra azy isika dia omeo ny olona izany,zarao ny olona izany fa fantatry ny rehetra ihany ny voa tsara,tsy hamoa ratsy velively mihitsy.Mahereza

tsy misy manohatra ny Tenin'Andriamanitra mihitsy eo fa ny fomba fampitanao izany amin'ny olona no mivoana ka tokony ahitsy

ary impiry lazaina anao fa tsy io ihany ny tenin'A/tra! tsy ampy io, Andriamanitra tsy voafetra ao anaty tahirimboky notsongaina fa na izao tontolo izao aza tsy omby ny zavatra vitany sy ny teniny
Ohatran'ny hoe ny baiboly izany Dictionary .Izany tsy midika mihitsy hoe ny teny rehetra dia hoe voatahiry ao anaty dictionary aby, betsaka be mihitsy no tsy ao!

=))=)) saika tsy hihome aho kanefa tsy aritro.:-$:-$

ka io ary boky iray tsy mety mamaky hianao kouuuu ,ka maika raha hitombo izay tsy hita taratra any indray ,tsy vao maika mandositra hatramin'ny totozy kely (l)(l)
Vazivazy ny ahy iny fa manapaka ny tsinaiko hianao 'ty
17. niryna ( 12/11/2007 20:45)
Andao amin'izay hiverina any amin'ilay sujet fa sao bedin'ny olona eto isika dahy(tsy mahazo miantso anadahy moa aho? :lol: Anadahy ao amin'ny Tompo kou tsy mahazo. :D

Ny fanontaniako dia hoe hatramin'izay nandraisanao anjara teto izay,nahazo hery ve hianao.Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?
18. rabilabila ( 12/11/2007 20:49)
=))=))Aleo aho hihomehy ,marina e!!
19. ikaretsaka ( 12/11/2007 21:12)
Betsaka noho io boky io ry niryna no novakiako raha izany no tianao ho fantatra a.. za tsy tany @ "mpamaky baiboly" fotsiny ihany fa mba hatrany @ theologie, ary efa resaka teto ilaydahasamihafan'ny mpitsimpona sy ny mpandinika , fa nodianao fanina be.. ny fanontaniana napetraka taminao tany aza tsy novalianao:-D

Rabila > ka mampihomehy i niryna omena ny humour kely izy mba...
fa efa fantatrao ry niryna .. nahazo hery aho , fa tsy avy amin'ny toriteninao, sy ny lavareninao, izay karazan'ny diska loaka fa avy amin'ireo zavatra hafa nifampizaran'ireo nandinika lavitra noho ianao.

Iiovizako hevitra @ ilay zalahy ity io
Ny ahy manokana dia fanazavana ny anton'ny anaovana an'izao sy izao no notadiaviko tato, ary dia nahazo fanazavana sy hery aho. Aleoko lavitra ilay hoe "hay ve izany no antony e!" noho ilay tsianjery lavareny miverina be ohatran'ilay mpivarotra "argile verte" eny Analakely ireny.
"argile verte manala ny tasy rehetra , mony, panda..." .
:-D
20. niryna ( 12/11/2007 22:05)

Dia mba zarao ny hafa ary e.Ahafahanay mandray izay nianaranao.Ato dia manomboka ampiharo .:P Firy tokoa izay olona nahazo diska loaka tato izay avy taminao =))=))=)) .

Valio ny fanontaniana fa aza mitsikera fotsiny,nahazo hery ve hianao tato amin'ity serasera fivavahana ity hatramin'izay? Sa izay rehetra mitory ny tenin'Atra dia toherinao daholo,mamoaka mampiditra toa lelon-jaza? Tsy hita izay azo horaisina.Tsy ny herin'ny tenantsika anie hoy aho ary averiko indray na in-telompolo aza aho tsy ho reraka.Tsy ny fahaizana na ny saina be fotsiny no hanipahana ny tenin'Atra fa omeo porofo mivainga izay tenin'Atra voasoratra ao anaty baiboly ny olona Tsotra ary mazava be toy ny masoandro be lohataona mitsilo ireo sunflowers .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1285