ianoa no efa nivoak atsikelikely ka, manao diska loaka , mamerina sy tsy mamaky fa nenao ihany no asesisesikao... mihevitra ianao fa raha mahay tenin'olombelona dia olombelona... nefa boloky!
tena hita ny toetranao izao ka!
izay ny maha ianao anao, tsy mba maninin-tena fa manoatra nohon'ny tape recorder sy ny boloky, izay nasisika tao ihany no avoaka...
Io tokoa fa tsy diso ny teniko.Mila mitia ny tenantsika isika aloha ika a.Aza manambany olona na miteniteny foana fa manjora mitsilany isika raha izany no ataontsika.Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Izany no ahalalana fa mpianan'i Kristy isika.Rahalahy,anabady ao amin'ny Tompo.
Inona koa izao no hidiran'ny hoe diska loaka hoe,sambo loaka hoe,boloky ,tape recorder :cry:
ie marina tokoa izany izay hafafy no ho jinjaina. Galatiana 6:7
Mahereza ary
"Aza atao ho tratry ny masoandro milentika hono ny hatezeranao."
Do not let your sun goes down to your anger :-*:-*:-*