Nahazo hery ve hianao?

21. ikaretsaka ( 12/11/2007 22:13)
ka tsy efa nizara ve aho ka tsy efa nampiasa?
ary aoka etsy raha isaina no nahazo diska loaka tato: tsy i niryna no nahazo remarque be indrindra ? hoe "ny azy ihany no nasesiny" eeeee mandiniha tena Ramatoa o!
22. niryna ( 12/11/2007 22:37)
ikaretsaka:

ka tsy efa nizara ve aho ka tsy efa nampiasa?
ary aoka etsy raha isaina no nahazo diska loaka tato: tsy i niryna no nahazo remarque be indrindra ? hoe "ny azy ihany no nasesiny" eeeee mandiniha tena Ramatoa o!

Tsy maninona izany,matoa aho mbola afaka mijoro eto dia tsy mivaky loha na manana alahelo izay mikritika,ilay fomba fiteninao mba asio vidiny fa toa hafahafa izany fiteny diska loaka lava izany,teny dein notenenin'ny olona aza dia efa mahazendana anao.
Fanontaniana tsotra no nataoko,ho anao no niangaviako fa tsy tonga dia romotra ,dia mistika toa dita kanefa manohitra lava.Tsy anjarantsika mihitsy no hitsara.Eny tsy anjarantsika.
Fantaro fotsiny izay hinoanao,tano iny.Raiso izay tsara omen'ny olona.izay mangina volamena ary izany ihany koa no fahendrena. oops,lasa tongan'i niryna aty hatramin'ny ohabolana nampidiriny :D

23. ikaretsaka ( 12/11/2007 23:07)
niryna:

iza moa no nivaky loha sy nalahelo ? fa toa ianao ity no mapetrapetraka adjectif amin'olona fotsiny!
nga raha hoe ni kritika sy hoe manohitra lava dia hoe malahelo izay? Misy zavatra hazavaina kokoa aminao izay matoa kritiquena ianao ,misy zavatra tsy hainao (na odianao fanina) momba anao na misimisy bebe kokoa @ ilay zavatra lazainao fahatany matoa lazaina anao! fitiavana izany fa tsy fanaratsiana akory!

Averiko aminao ny ohabolanao e, raiso ny tsara fa tsy hoe vao misy tsy mitovy hevitra aminao sy manitsy ny teninao akory dia efa mahana avy hatrany ianao!

"ny olona faly mamoaka fotsiny fa tsy mandray dia na ny avoakany aza tsy voarainy!"

24. niryna ( 13/11/2007 05:13)

Na isika miaraka amin'i Kristy(mpirahavavy,mpirahalahy ao amin'ny Tompo) na tsy miaraka aminy.Tsy misy ny eo anelanelany,tsy misy ny rano matimaty na mangatsiaka na mafana.Vakio ny Apo ao amin'ireo mitantara ny karazan'ny fiangonana fito. Andao hiaraka hitoriteny amiko ika fa mandeha tsiroaroa no tena tsara,sady afaka miresaka tsara isika dahy.Tsy iray ihany fa roa.
Tsara ny roa noho ny iray,raha lavo ny iray dia misy mpanarina.
25. Mandefitra ( 13/11/2007 09:06)
Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?

Betsaka ny fahasoavana voaray tato ka ... Isaorana ny namana rehetra.
Fa vao maika nampitombo ny finoako, sy nahafahako nandalina misimisy kokoa ny tenin'Andriamanitra sy ny sitrapony ny fandaharan-kevitr'ireo namana mifototra indrindra @ Soratra Masina.
Mankasitraka e.
Ny fiadanan'ny Tompo, ny fitislovan'ny Fanahy Masina, ny fitahian'ny Ray ho amintsika tsirairay avy. AMEN
26. pissoa ( 13/11/2007 19:01)
niryna:

Ny fanontaniako dia hoe hatramin'izay nandraisanao anjara teto izay,nahazo hery ve hianao.Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?
(l)niryna

Nahazo fahalalana ! Indrindra ny tantara sy ny foto-pinoana(y) :lol:

Mety fahalalana ho zary hery nefa ... Andriamanitra no aoka hampiova azy tsikelikely ao :-D:-D:-D
27. ikaretsaka ( 13/11/2007 21:30)
pissoa:
Nahazo fahalalana ! Indrindra ny tantara sy ny foto-pinoana(y)
Mety fahalalana ho zary hery nefa ... Andriamanitra no aoka hampiova azy tsikelikely ao

pissoa >iny koa aloha itovizana e :-P

ny hanampiako azy fotsiny dia hoe kay nisy hafa betsaka no ni se referer @ ny sasany @ io "-nay io"
dia avy ao izy no naka izay tiatiany ihany aby ...
28. fijo ( 13/11/2007 23:21)
raha hiresaka an'i niryna dia izao no teny azoko atao.
-midera azy aho aloha satria izy tsy mety kivy.ary mihezaka foana amin'izay heritreretiny ho adidiny(mizara ny tenin'andriamanitra)araka ny filazany.izay aloha tsy azo lavina fa raha olona hafa io efa tsy hita teo.

-eo amin'ilay fomba fotsiny hoy aho no mila fanovana.hoan'i niryna sy prime ity.tsy mahasarika olona le tantara lava be io.sy ilay tanisa teny nalaina tsatsy.
azafady fa toa tsy misy fandinihana avy aminareo le izy fa de tanisaina de izay.
ny ilaina dia ny famakafakanareo ilay teny.fa tsy ny fitanisana azy fotsiny.raha izay ,dia lazao hoe "jereo ny XXX toko izao sy andinin izao"de vita.

-raha ny eto indray,dia nahalalana zavatra maro tokoa teto,hoahy manokana ohatra dia nahalalako ny karazana firehana misy amina antoko-mpinoana iray ohatra.na koa fomba fandikana hevitra maro isan karazany.ka amiko dia tsara ny ita sy azo teto.

fa mba aveeriko ihany,ny hevitra ampiadiana,fa aza ny olona no henjeana
29. niryna ( 14/11/2007 05:37)
Mandefitra:

Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?

Betsaka ny fahasoavana voaray tato ka ... Isaorana ny namana rehetra.
Fa vao maika nampitombo ny finoako, sy nahafahako nandalina misimisy kokoa ny tenin'Andriamanitra sy ny sitrapony ny fandaharan-kevitr'ireo namana mifototra indrindra @ Soratra Masina.
Mankasitraka e.
Ny fiadanan'ny Tompo, ny fitislovan'ny Fanahy Masina, ny fitahian'ny Ray ho amintsika tsirairay avy. AMEN

Misaotra azy ireo isika e,misaotra mandefitra a :-*

30. niryna ( 14/11/2007 05:38)
pissoa:

niryna:

Ny fanontaniako dia hoe hatramin'izay nandraisanao anjara teto izay,nahazo hery ve hianao.Nampiharinao tamin'ny fiainana tokoa ve ny fanomezam-pahasoavana nozarain'ireo namana ho anao?
(l)niryna

Nahazo fahalalana ! Indrindra ny tantara sy ny foto-pinoana(y) :lol:

Mety fahalalana ho zary hery nefa ... Andriamanitra no aoka hampiova azy tsikelikely ao :-D:-D:-D

:-* Mahereza hatrany,ankino aminy tokoa ny fiainanao dia ho lavorary izay ataonao.

31. niryna ( 14/11/2007 05:42)
ikaretsaka:

pissoa:
Nahazo fahalalana ! Indrindra ny tantara sy ny foto-pinoana(y)
Mety fahalalana ho zary hery nefa ... Andriamanitra no aoka hampiova azy tsikelikely ao

pissoa >iny koa aloha itovizana e :-P

ny hanampiako azy fotsiny dia hoe kay nisy hafa betsaka no ni se referer @ ny sasany @ io "-nay io"
dia avy ao izy no naka izay tiatiany ihany aby ...

Ny an'ika kosa tsy manantsaina afa tsy ny mitsongoloka ny olona hafa foana,andao amin'izay mba hitodika amin'ny zavatra positif e.Avelao izy ,ry zareo,ny sasany any.Ny famonjena no tena zava-dehibe.Samy manana andraikitra daholo isika tsirairay,rehefa tonga ny hafatra ,raha misy mandray ,hisaorana ny Tompo. Ny anjarantsika dia ny mampita ny hafatra,tian'Atra ho voavonjy daholo ny rehetra,manana anjara amin'izany ny kristiana rehetra,izaho,hianao,isika rehetra. Mahereza hatrany.

32. niryna ( 14/11/2007 05:50)
fijo:

raha hiresaka an'i niryna dia izao no teny azoko atao.
-midera azy aho aloha satria izy tsy mety kivy.ary mihezaka foana amin'izay heritreretiny ho adidiny(mizara ny tenin'andriamanitra)araka ny filazany.izay aloha tsy azo lavina fa raha olona hafa io efa tsy hita teo.

-eo amin'ilay fomba fotsiny hoy aho no mila fanovana.hoan'i niryna sy prime ity.tsy mahasarika olona le tantara lava be io.sy ilay tanisa teny nalaina tsatsy.
azafady fa toa tsy misy fandinihana avy aminareo le izy fa de tanisaina de izay.
ny ilaina dia ny famakafakanareo ilay teny.fa tsy ny fitanisana azy fotsiny.raha izay ,dia lazao hoe "jereo ny XXX toko izao sy andinin izao"de vita.

-raha ny eto indray,dia nahalalana zavatra maro tokoa teto,hoahy manokana ohatra dia nahalalako ny karazana firehana misy amina antoko-mpinoana iray ohatra.na koa fomba fandikana hevitra maro isan karazany.ka amiko dia tsara ny ita sy azo teto.

fa mba aveeriko ihany,ny hevitra ampiadiana,fa aza ny olona no henjeana

Misaotra anao tamin'ny hevitra narosonao.
Ny zavatra tokony ho fantatsika dia na inona atao na inona atao ,tsy maintsy mahazo tsiny ary tsy maintsy misy olona tsy mitovy hevitra.
Samy nomen'Atra fahasoavana daholo isika rehetra,tsirairay avy,ny fizarana nomen'Atra azy ho antsika no tsy mitovy.
Izaho aloha dia tsoriko aminao ary marina tokoa izany fa miezaka aho mizara izay fantatro.Toy ny misakafo isan'andro ihany io.Miova ny sakafo fa ny zava-dehibe dia ny hery izay azo avy amin'ny sakafo.Toy izany ihany koa ny tenin'Atra,mazava ho azy fa tsy ny rehetra akory no ho faly aminao hitoriana ny tenin'Atra? Ny vava no mila mitandrina,aleo tsy miteny toy izay miteniteny foana.Ny sasany indray dia mamadika ny sujet ary tsy tonga any amin'ilay izy. Ny faniriko dia ny hianarantsika tsirairay hamadika ilay hatezerana ao anaty(ny marina anie mandratra e,ary ny ahavonjy ny rehetra no mba tadiavina)fa tsy ilay olona mitory no omena teny maloto sy hanamparana ny hatezerana izay ao amin'ny fony!
33. ikaretsaka ( 14/11/2007 14:17)
amiko le izy ry niryna tsy heo tsiny loatra rehefa tsy mitovy ny hevitra, izya no maha adihevitra ny eto: na hevitra tsy mitovy aza avoahay ny arguments, ny reasons, hi convicevanao ilay olona samihafa fiheverana aminao, sy hanamarinanao ny hevitra tianao Back-evana up!
dia rehefa ts'isy alahatra, dia inona no mbola ijanonana @ iny hevitra iny?

amiko raha convinced tanteraka @ "fanamarinan'ny fihevitrao ianao dia mi defend an'iny hatr@ farany ary ho hitanao foana ny arguments (raha tena hazavain'y FM foana ianao)
aza matahotra challenge, tsy cowardish rehefa Xtianina, sady ny tantara ange nisy council foana ny christianism e.. nisy tapatapak'ahitra foana...
34. fijo ( 14/11/2007 22:45)
izay anie ry niryna no nilazako hoe "mila ny fandinihanareo "an'ilay teny e.izay fandraisanareo azy no tena mahalianafa tsy dia le famerenana ilay teny.
fa mahereza fa,mafy ny tsikera eto ka
35. pissoa ( 15/11/2007 09:55)
Ny an'ika kosa tsy manantsaina afa tsy ny mitsongoloka ny olona hafa foana,andao amin'izay mba hitodika amin'ny zavatra positif e.Avelao izy ,ry zareo,ny sasany any.Ny famonjena no tena zava-dehibe.Samy manana andraikitra daholo isika tsirairay,rehefa tonga ny hafatra ,raha misy mandray ,hisaorana ny Tompo. Ny anjarantsika dia ny mampita ny hafatra,tian'Atra ho voavonjy daholo ny rehetra,manana anjara amin'izany ny kristiana rehetra,izaho,hianao,isika rehetra. Mahereza hatrany.

Mety nifindra any amin'i Ika angamba ny aretin'i Niryna teto taloha taminay sy ny finoanay kanooooo ! Izy aza io mba izay hita eto no hanaozana kredy ... fa ny anao ny anao ny tsy fahalalana no nitarika ... Aleo tsy atao lava ny resaka fa amin'izao aza mbola hita ihany, fa mba nihena kely fotsiny. :-D:-D:-D

Ika : sans rancune :oops::oops::oops::-*:-*:-*
36. ikaretsaka ( 15/11/2007 12:54)
ka diso amiko ny fahitako ny zavatra atolotrao sy ny fahalalanao azy , dia hazavaiko ianao mba ahitanao hoe aiza ho aiza ny point diso...
raha hainao ny mi defend ny point anao dia manaiky aho hoe marina!
Pissoa :-D
37. fijo ( 15/11/2007 23:25)
fa pissoa mino inona????:-D:-D
38. niryna ( 16/11/2007 13:08)
ikaretsaka:

amiko le izy ry niryna tsy heo tsiny loatra rehefa tsy mitovy ny hevitra, izya no maha adihevitra ny eto: na hevitra tsy mitovy aza avoahay ny arguments, ny reasons, hi convicevanao ilay olona samihafa fiheverana aminao, sy hanamarinanao ny hevitra tianao Back-evana up!
dia rehefa ts'isy alahatra, dia inona no mbola ijanonana @ iny hevitra iny?

amiko raha convinced tanteraka @ "fanamarinan'ny fihevitrao ianao dia mi defend an'iny hatr@ farany ary ho hitanao foana ny arguments (raha tena hazavain'y FM foana ianao)
aza matahotra challenge, tsy cowardish rehefa Xtianina, sady ny tantara ange nisy council foana ny christianism e.. nisy tapatapak'ahitra foana...

=))
39. niryna ( 16/11/2007 13:16)
pissoa:

Ny an'ika kosa tsy manantsaina afa tsy ny mitsongoloka ny olona hafa foana,andao amin'izay mba hitodika amin'ny zavatra positif e.Avelao izy ,ry zareo,ny sasany any.Ny famonjena no tena zava-dehibe.Samy manana andraikitra daholo isika tsirairay,rehefa tonga ny hafatra ,raha misy mandray ,hisaorana ny Tompo. Ny anjarantsika dia ny mampita ny hafatra,tian'Atra ho voavonjy daholo ny rehetra,manana anjara amin'izany ny kristiana rehetra,izaho,hianao,isika rehetra. Mahereza hatrany.

Mety nifindra any amin'i Ika angamba ny aretin'i Niryna teto taloha taminay sy ny finoanay kanooooo ! Izy aza io mba izay hita eto no hanaozana kredy ... fa ny anao ny anao ny tsy fahalalana no nitarika ... Aleo tsy atao lava ny resaka fa amin'izao aza mbola hita ihany, fa mba nihena kely fotsiny. :-D:-D:-D

Ika : sans rancune :oops::oops::oops::-*:-*:-*

Pissoa izay fihevitrao sy izay fitsaranao tsy maninonafa raisiko ka.Ilay hianao manana hatezerana no tena mampalahelo ahy.Tsy tianao moa izany kanefa dia averiko indray. Matetika anie izay avoaka atoa ao anatin'ny fo no mivoaka ato anaty soratra e.Mivavaha mandrakariva mba hiala ny fahatezeranao fa manana izany hianao,tsy misy tsy nandalo izany pissoa a,fianarana daholo ny fiainana,ary raha manana an'i kristy isika dia mianatra ny mamela olona no voalohany indrindra.Isika tenan-tsika izany olona havela izany voalohany.Dia mifindra any amin'ny hafa avy eo.Dia manomboka mianatra mitia ny manodidina indray.Raha ho tezitra sy hankahala ilay olona foana isika,tsy hipetraka ato anatin-tsika mihitsy ny FM satria Izy mampianatra antsika ho tia ny fahavalo,ho tia ny manodidina,ho tia ny tenantsika ary ho tia izay tsy tia antsika .Mahereza :-*:-* (l)(l)
40. niryna ( 16/11/2007 13:22)
niryna:
Tsy kivy na inona mitranga fa manana an'ATra !!!
Tsy afaka ny hamalifaty ny ratsy izany isika fa ny mifanohitra amin'izany aza dia ny mitia azy ireny ary ny mivavaka ihany koa satria tsy ilay olona na havana na namana na ny mpiray serasera no manao izay manafitohina na manana fankahalana fa ilay hery ataon'i satana tohatra hanoherany ny tenin'Atra.Tsy ny vady na ny zanaka na ny hafa mihitsy izany no tokony hiadivana.(LK 6:27,Mat 10:35)
Ny tenin'Atra ao amin'ny Ef 6:12-20 no mampiseho amin'izany antsika fa tokony :
-mianatra ny mitraka tanteraka ary tsy kivy na miembotra fa mitady an'Atra hatrany
-Mahatanjaha ,tsy amin'ny herin'ny tenanao irery anefa fa amin'ny herin'Atra mba hanoherana ny fahavalo izay ampiasan'i satana.
-Apetraka eo am-pelatanany izany olona izany ary mivonon mandrakariva ny hiaro sy hanafika ny fahavalo avy amin'ny alalan'ny tenin'Atra sy mivavaka azy ireo
-Fantaro ny fahavalo ary fantaro ihany koa ny tetika ataony ary dia reseho amin'ny herin'Atra izany,ny famakiana ny baiboly.
-Mivavaka ho azy ireny fa satana tsy tiany hiverina amin'Atra ireny fahavalo ireny.Fantany fa kely sisa ny hery hananany ka izay rehetra manatona an'Atra dia finganiny avokoa.Mivavaka ho any fahavalo mandrakariva isika mba tsy ho voatariky ny fakampanahy hankahala azy ireny(Oh 20:22,24:29.Mt 5:39-45)
Mahereza hatrany .

xl:

xl [ Valio ] 14-11-2007 11:39:20
Lohateny : Re : Tsy kivy na inona mitranga fa manana an'ATra !!!
Ny tsara no hamaliana ny ratsy, raha tsy izany hiaharatsy hatrany izao fiainana izao,
Samia mifampitondra ambavaka aza,
amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2407