Nahazo hery ve hianao?

41. ikaretsaka ( 16/11/2007 17:01)
Ny tenin'Atra ao amin'ny Ef 6:12-20 no mampiseho amin'izany antsika fa tokony :

ny anatra sy hafatr'i Md Paoly ao @ taratasy nosoratany Ho an'ny Kristianina tany Efezy hoe!

aza mamahan-dalitra olona hoa!
42. fijo ( 16/11/2007 22:48)
efa hoe trondro ihany no hozaraina fa tsy lalitra.
43. ikaretsaka ( 16/11/2007 23:19)
izay mihitsy.. aiza no ahazoana hery avy @ lalitra?
44. fijo ( 16/11/2007 23:32)
fa moramora ihany na di aizany aza fa 4 andro ahako izoa no maray vavony tamina hazandrano an,ary tena mampijaly
45. niryna ( 17/11/2007 04:55)
ikaretsaka:

Ny tenin'Atra ao amin'ny Ef 6:12-20 no mampiseho amin'izany antsika fa tokony :

ny anatra sy hafatr'i Md Paoly ao @ taratasy nosoratany Ho an'ny Kristianina tany Efezy hoe!

aza mamahan-dalitra olona hoa!

Fa hay ve hianao mamahana lalitra e,fa angaha tsy mampandroso kominio =))=))
46. niryna ( 17/11/2007 04:57)
fijo:

efa hoe trondro ihany no hozaraina fa tsy lalitra.

hay ve fijo ity mbola mahatadidy e,izay ilay zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza.Na mitsipaka aza izy mbola tadidiny fa tsy lalitra toy ny an'ika tokoa no nofahanan'i kristy fa trondro.misaotra fijo a:-*

47. niryna ( 17/11/2007 04:58)
ikaretsaka:

izay mihitsy.. aiza no ahazoana hery avy @ lalitra?

Voan'i fijo indray ika tamin'ity indray mitoraka ity,tsy misy mamahana lalitra hono fa trondro no nomen'i kristy =D=D

48. niryna ( 17/11/2007 05:06)
fijo:

fa moramora ihany na di aizany aza fa 4 andro ahako izoa no maray vavony tamina hazandrano an,ary tena mampijaly

Ndry :cry: mampitoma kely izany hianao(mampalahelo no dikan'io an,toy ny hoe mampate hitomany maheno an'izany).
Manaova ranona( laisoa+ persily+ cocombre+ovy) manta daholo ireo ary ataovy ao anaty robot ,tsy asiana rano fa ilay cocombre efa misy rano dia iny ataovy fisotro.Ataovy kely kely isaky ny manao raha tena marary vavony tokoa hianao.
Mivavaka ho anao aho e.
Tompo o ,omeo hery i fijo mba ho sitrana ny vavoniny. Amena.
49. ikaretsaka ( 17/11/2007 13:12)
mamakia tsara fa ianao no mamahana lalitra ao ka...
jere.. tsy mamaky fa ny anao ihany no asesikao..
nahita kakitra dia iny no averimberina

ny anatra sy hafatr'i Md Paoly ao @ taratasy nosoratany Ho an'ny Kristianina tany Efezy hoe!

aza mamahan-dalitra olona hoa!

izao no nosoratako ramatoa boloky fa tsy hoe lalitra fotsiny...
50. rabilabila ( 17/11/2007 13:15)
=))=)):snif:
51. Rasiligaoma ( 18/11/2007 03:14)
niryna> tsara anarana: faly mahafantatra anao amin'ilay anarana vaovao!
52. niryna ( 18/11/2007 04:36)
ikaretsaka:

izay mihitsy.. aiza no ahazoana hery avy @ lalitra?

niryna:

Hoy ny Tompo hoe Ika
Ity aho Tompo o
Fahano ny ondriko.
Ika !
Ity aho Tompo o
Hiambeso ny ondriko
Ika!
Inona ihany ary ity miantsoantso ahy lava ity?
Ity aho Tompo o!
" Aza fahanana lalitra ny ondriko."
Nalefako hianao mba hiambina ny ondriko ,hay hianao indray no mandefa azy hiala ny vala?
Noheveriko fa miaraka amiko hianao
Hay ve izay tenin'Atra notenenina notsipahinao indray e.
Ika ....Eny Tompo
Moa tia ahy va hianao?
Miverina ,miandry anao ny Tompo
Ny rainao Malalanao.
53. niryna ( 18/11/2007 04:37)
ikaretsaka:

mamakia tsara fa ianao no mamahana lalitra ao ka...
jere.. tsy mamaky fa ny anao ihany no asesikao..
nahita kakitra dia iny no averimberina

ny anatra sy hafatr'i Md Paoly ao @ taratasy nosoratany Ho an'ny Kristianina tany Efezy hoe!

aza mamahan-dalitra olona hoa!

izao no nosoratako ramatoa boloky fa tsy hoe lalitra fotsiny...

:D:D
54. niryna ( 18/11/2007 04:38)
rabilabila:

=))=)):snif:

:-*:-*
55. niryna ( 18/11/2007 04:39)
ikaretsaka:

mamakia tsara fa ianao no mamahana lalitra ao ka...
jere.. tsy mamaky fa ny anao ihany no asesikao..
nahita kakitra dia iny no averimberina

ny anatra sy hafatr'i Md Paoly ao @ taratasy nosoratany Ho an'ny Kristianina tany Efezy hoe!

aza mamahan-dalitra olona hoa!

izao no nosoratako ramatoa boloky fa tsy hoe lalitra fotsiny...

:D:D:D

56. niryna ( 18/11/2007 04:45)
Rasiligaoma:

niryna> tsara anarana: faly mahafantatra anao amin'ilay anarana vaovao!

Ary ianao, ry zanak'olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny amiana* sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin'ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy. [Na: maditra]Eze 2:6 :roll::D:D

Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany hianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao. I Tim 4:6 ^:^^:^
57. ikaretsaka ( 18/11/2007 15:37)
eee. tsy mahay mamaky ny boloky fa mahay mitsipona...

aza mamoromorom-poana fa mba ny zavatra hita sy ny donnees sy ny element hamoronana raha hamorona ihany;:roll:izany no sady miapanga laina no mandainga no mamahan-dalitra no manao diska goaka ohatran'ny boloky fotsiny:
Ny vocation ko de hoe :
hoy IZY hoe fahano ny vatako sy ny tsofy rano @ Fanahy Masina sy osory menaka mba hahaizany mandray ny hafatro, tsy amin'ny alalan'n' ireo andala teny noraisinareo antsoratra sy narindranareo tamin'ilay bokinareo nindraminy sy vakivakiany fotsiny fa ataovy izay ahitany Ahy @ alalan'ny lafiny rehetra @ zavatra rehetra . Dia manangana trano be dia be fa io no talenta nomeko anao dia hasoavy izy : tsy ny fanahiny fotsiny fa vatana sy ny saina ihany koa, dia mandehana erak'izao tontolo izao manao sy mianatra izany rehetra izany!
dia izaho aho manao ny asako izao!
58. niryna ( 18/11/2007 16:57)

Mampalahelo hianao fa mivoaka tsikelikely ny maha hianao anao.Mivavaha mandrakariva ary tonga dia miantsoa an'i kristy fa sao izany no tena tsy ahatongavan'ny FM ao aminao.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=7&andininy=21-24&dika=
59. ikaretsaka ( 18/11/2007 18:27)
ianoa no efa nivoak atsikelikely ka, manao diska loaka , mamerina sy tsy mamaky fa nenao ihany no asesisesikao... mihevitra ianao fa raha mahay tenin'olombelona dia olombelona... nefa boloky!
tena hita ny toetranao izao ka!
izay ny maha ianao anao, tsy mba maninin-tena fa manoatra nohon'ny tape recorder sy ny boloky, izay nasisika tao ihany no avoaka...
60. ikaretsaka ( 18/11/2007 18:29)
ary tsy izaho ireny no niteny anao izany an! dia mihevera tena taha tena misy Fanahy Masina marina!
Spirituality means waking up, and realizing!
enao ty mbola dodo be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476