Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
niryna ( 10/11/2007 00:32)
Tsy azo eritreretina mihitsy ilay loza!
Misy camion eo aloha,mandeha mora ka aleo aloha ho songonako kely fa ela loatra.:oops: Iny fa mifindra ilay fiara kely eo an-kavia ary dia mandeha eo aloha, ary mifindra any amin'ny havanana kanjo ,t... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 05:37
niryna ( 09/11/2007 21:37)
Tena tian'ny mpampiasa ny asan'ny gasy!
Maro no zavatra hitako fa mahafinaritra ny mpampiasa ny asantsika gasy. Inona hoy hianareo no mety mahatonga izany? Misaotra mialoha :D... suite
répondu par zoukimi le 16/08/2008 00:01
fijo ( 09/11/2007 20:39)
maty aho rapasiko
http://www.madagascar-tribune.com/Des-elus-dans-le-coup,2836.html... suite
répondu par fijo le 09/11/2007 23:33
Fody ( 09/11/2007 19:29)
Fandrosona?
Misy moa no milaza fa nalain'ny kristiana,norobainy, nosandohany, sns... ho azy avokoa ny hatsarana rehetra. Tsy olana izany fa andeha àry mba jerena kely ny zava-misy! Dia aza be fofon'aina eo am-pa... suite
répondu par fijo le 13/11/2007 23:58
niryna ( 09/11/2007 19:10)
Tsy kivy na inona mitranga fa manana an'ATra !!!
Nifankatia ireo olon-droa ary tena latsa-paka tokoa ny fitiavany.Tsy nandray ravin-dena mihitsy ity ramatoa ary nanao izay hiadanin'ity vady aman-janany ity rangahy.Nafindra ny kaonty tany amin'ny ban... suite
répondu par niryna le 16/11/2007 13:18
infinity ( 09/11/2007 17:44)
Soirée SERASERA @ 24 nov: fanazavana fanampiny
Efa voapetraka ny fandaminana isan-karazany ka raha fintinina tsotsotra dia toy izao: - Ny isan'ny toerana ao @ restaurant "MON TANA" dia voafetra ho [b]150[/b] >> koa entanina izay mbola hisorat... suite
répondu par sipagasy le 25/11/2007 15:53
lemenakely ( 09/11/2007 15:48)
Vitesse de connexion internet any dago ..
Mbà mampanontany tena ihany ry zareo hoe inona loatra no tena olana mbola mahatonga ny vitesse de connexion internet miadana be any @ tanàna sady lafo en plus ...raha mbà manao contrat ao @ moov ia... suite
répondu par kent le 04/01/2008 05:25
rabilabila ( 09/11/2007 15:30)
Mba mila fanazavàna kely raha tsy mahadiso
Hono ho'aho ,ho anareo rehetra mpino (kristianina) eto.Mametraka fanontaniana ihany ny tenako indraindray hoe : MITOVY VE I JEHOVAH SY ILAY ANDRIAMANITRA ATAON'I JESOSY HOE : RAIKO ? Ny mahatong... suite
répondu par rabilabila le 13/11/2007 13:32
lemenakely ( 09/11/2007 14:42)
Ny zavatra vita sinoa .......
Fanontaniana manitikitika ny saina : tokony hatahotra ve isika raha mividy entana vita sinoa ? ny zava-mahagaga mantsy dia toa presque MADE IN CHINA daholo izao ny entana rehetra raha mividy téléph... suite
répondu par soanja le 15/11/2007 14:38
mabloo ( 09/11/2007 13:43)
Misaotra Tôty !!
tsy ho adino mandrakizay ianao !! mankasitraka tanteraka !! mandria am-piadanana ! http://www.dailymotion.com/video/x2nj9g_toty_music ho an'izay tsy mbola mahalala azy !... suite
répondu par sylvana le 13/11/2007 20:55
ronaldo09 ( 09/11/2007 12:48)
Fidio ze tianareo vehivavy
O ry andriambavilanitra a!Fidio zay tianareo :Bandy mpiloka ve sa bady midaroka vady sa bandy saro-piaro sa bandy mamolava sa bandy tsy andalovana sa bandy tsy mpampidi-bola an-trano ? Zao anakir... suite
répondu par yah le 13/11/2007 04:17
salmo1 ( 09/11/2007 11:37)
Fampianarana teny gasy
Misy ny vazaha maniry ti hahay teny gasy, tsy nandoavam-bola fa maimaimpoana. Zarany lay mpampianatra koa aza; mahita lay vazaha miteny gasy sy hahazo ny fomba malagasy. Ary miezaka koa lay mpampia... suite
répondu par niryna le 17/11/2007 05:28
ravatorano ( 09/11/2007 10:32)
maty vao ramalala ! fombatsika io e !
Niravaka mari-boninahitra ireo mpanakanto nalaza nodimandry tao ho ao, ka isan’ny nahazo izany farany i Zafihita sy i Toty, ary nomena sehatra manokana tetsy amin’ny tranom-pokonolona Analakely ... suite
répondu par sarobidy le 12/11/2007 09:08
raven ( 09/11/2007 07:17)
mba hanoraty izay mahay
manahoana daholo ry reto a! mba saika hangataka ireto hira manaraka ireto aho ra ha mba manana hianareo : ramalala(apost);aza itsahinao,poto,ndao hifaly(tafita),ny ertreritro(tif à tif) maika... suite
ari.malala ( 09/11/2007 06:04)
ahoana ny hevitrareo,
raha misy olona tsy miavonavona ve, (atao zany hoe mpiaramiasa), d ts miresaka aminao izy, fa refa am maraina kosa nefa miarahaba, ts vokatry ny fo an, fa otran'ny hoe contrainte satria mpiaramiasa sa... suite
répondu par ari.malala le 15/11/2007 07:13
mimich ( 09/11/2007 05:59)
Nodimandry i Père Michel Ralibera
Ho an'izay mahalala, nodimandry omaly tokony ho tamin'ny 11 alina tany ho any i Père Michel Ralibera , zandrin'ny Père Rémi Ralibera. Mopera miaramaila no nahalalan'ny maro azy.Teny amin'ny chapel... suite
répondu par fijo le 09/11/2007 23:37
ari.malala ( 09/11/2007 05:47)
ireo namana nanakana na voasakana
Manahoana indray nareo retraretra, mba lasa wa ny saiko e, reo namana nanakana na voasakana ve mety hita aty am forum ny valiteny apetrany sa any am hafatra iany no voasakana izy ireo?... suite
répondu par simplex le 09/11/2007 12:14
soanja ( 09/11/2007 04:27)
Kshoukeliko- Ny angolam-pitiavana
Betsaka amin'ny namako lehilahy no manontany hoe ahoana ny fomba fitazomana ny fifandraisan'ny mpifankatia hisy filirony sy tselatselatra. Ny valiny rea dia ny fampiasana ny angolam-pitiavana sy ny... suite
répondu par bonbongasy le 15/11/2007 18:21
keyoann ( 09/11/2007 00:04)
tsy milaza zay ao am-po
fa maninn kay nareo bandy no tsy milaza tsotra zao hoe ndao hisaraka refa t hisaraka?... suite
répondu par haja le 15/03/2008 04:46
salmo1 ( 08/11/2007 23:26)
Papa
Rehefa mba hanariny kôfboay ny sipa, hoe otrizao sy zao no hatao, tokony efa hanao anzao njy. De tsy rarahiny akory elahy fa izy amnio manaiky ihany sady miteny oe: - Eny dada, hatao zay sitrapoina... suite
répondu par ftlozy le 26/03/2008 01:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6006