Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bioubiou ( 07/11/2007 12:15)
namita-tena
film efa nandeha ve? tafaresaka tam finday zay sy lé ranamana d potika be tam feoany à!nataoko zay nifaneraserana taminy,d nitohy ny resaka d tafaray ny tia sy ny manina,izy nefa nilaza tamiko fa e... tohiny
bioubiou ( 07/11/2007 12:13)
namita-tena
film efa nandeha ve? tafaresaka tam finday zay sy lé ranamana d potika be tam feoany à!nataoko zay nifaneraserana taminy,d nitohy ny resaka d tafaray ny tia sy ny manina,izy nefa nilaza tamiko fa e... tohiny
novalian'i bioubiou ny 13/12/2007 04:51
solika ( 07/11/2007 11:58)
akanjo marizy et belle maman!!
miarahaba anareo rehetra zao e, hanao mariazy a ds 2 mois, ka belle maman mi-insiste be fa tiany ho zairina mafy ny akanjoko, nefa tsy tiako izay satria izy any Dago d za aty france ka matahotra... tohiny
novalian'i Veloo ny 11/11/2007 19:27
rabilabila ( 07/11/2007 10:56)
Maty i Tôty
Maty alina i Tôty ,kamboty mpanakanto indray ny Malagasy .Anisan'ny mpanakanto incontournable izy eto Madagasikara ,saiky niantso azy daholo ,noho ny fahaizany mandrindra , noho ny fahaizany mitendry... tohiny
novalian'i bbdou ny 15/11/2007 06:50
ronaldo09 ( 07/11/2007 09:26)
bipartisme:Zakan'ny rivotra politika ao Dago ve?
Bipartisme:Situation dans laquelle deux partis dominent la vie politique et alternent au pouvoir. Ataoko angamba fa tsaratsara kokoa ny fametrahana io ao Madagasikara raha ny teny nambaran'ny filo... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 20:51
suzuki ( 07/11/2007 08:47)
anyah "miverena"
ilaiko maika azafady, merci d'avance... tohiny
ari.malala ( 07/11/2007 07:23)
lalànan'ny asa vaovao
Enga anie ry reto mba tsy ho lany le lalàna vaovao fa tena maty ny mpiasa madinika, indrindra ny an'ny zone franche... aiza v ka d hahazo mampiasa vehivavy @ alina hono, ho lasa 15andro ftsn ny congÃ... tohiny
didieravalo ( 07/11/2007 06:09)
Tsy efa lasa miadana daholo ve ny gasy rehetra ao MADA zao .
Tsy efa lasa miadana daholo ve ny gasy rehetra ao MADA , harabaina e! Efa lasa manana 4L daholo , ny fiainana lasa mora na ny vary na ny hofatrano , menaka, lasantsy , tena tafita ny gasy e! misaotra ... tohiny
Robert ( 07/11/2007 03:04)
MAP hofampadrosoana an'i Madagasikara
Fa ity MAP ity ve ry zareo tena mba hotanterahina sa resaka atelier foana hatr@ izao... Ohatra resaka be fotsiny no betsaka, mitovitovy @ paradisa sosialista teo aloha iany ity MAP ity.. ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/11/2007 11:27
fijo ( 07/11/2007 00:33)
hoan'ny mpitsipaka
hoanareo mpitsipaka ny kapoty.na ny fampiasana azy. mba misy fanontaniana kely ity. iaraha mahalala fa ao afrika ao,misy firenena ahitana olona iray tanana voan'ny sida. fantatra fa ireo olona ir... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/11/2007 11:44
keyoann ( 06/11/2007 23:20)
ny fijerinareo le fianarana ambaratonga ambony eto dago
Ahoana no mba fijerinareo le fomba fampianarana eto dago? Toa ndraindray tsisy akory le asa nony vita le fianarana. De mangataka le hevitrareo ry reto a!... tohiny
novalian'i dadane ny 20/11/2007 03:36
keyoann ( 06/11/2007 23:08)
inn no akanjo tsara tokony anaovan ny vehivavy bevohoka?
robe d grossesse v sa tsy maninn na manao pataloha aza?... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:58
mirabela ( 06/11/2007 19:36)
té ho diplomate
slt doly mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena 8O8O8O8O8O b zah, iz ma... tohiny
novalian'i mirabela ny 10/11/2007 17:37
niryna ( 06/11/2007 17:49)
Ny tsy fanana mahazaka maniraka!
Na dia inona zavatra mety atao ahazoana vola dia ataon'ny olona avokoa izao.Mitady hevitra daholo ny olona ahazoana vola mba hivelomany.Ny filipiana izao dia mivarotra ny Kidney na (reins) na ny voa m... tohiny
novalian'i niryna ny 16/11/2007 23:54
niryna ( 06/11/2007 17:36)
Efa nahita sarin'Atra ve hianao?
Nisy fivavahana iray izay raha tsy diso aho Hindou izy io.Misy tanana marobe ilay Atra vehivavy izay hinoany. Asa aloha raha fifandrifian-javatra na asehon'Atra amin'ilay firenena fa tsy mety ny mino... tohiny
tsiritahina ( 06/11/2007 15:12)
dadah sy fafah
Slt daoly! za mbo meo anle tononkiran'i Dadah sy fafah vao² iny le izany akia no fitia... tohiny
novalian'i keyoann ny 11/11/2007 00:00
zamanoro ( 06/11/2007 14:26)
fika mampihomehy
Salut daholo an http://www.madagascar-tribune.com/Les-feux-de-brousse-de-Madagascar,2766.html Dia ahoana ohatra raha misy afo eny Tampoketsa, na eny Anjozorobe fotsiny ary. Ahoana ny fomba fampandre... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/11/2007 00:21
narivony ( 06/11/2007 14:18)
tantaran'i Andrebabe
Misy mahafantatra ny tantaran'Andrebabe ve ny iray aminareo izay mandeha eto azafady ? Mba liana te hahafantatra momba an'io tantara io izahay (tsy ilay film malagasy fa ny kolontsaina ny tiako ho ten... tohiny
ari.malala ( 06/11/2007 13:53)
wc foseptika
tsy hiako ity na ato na any am fahasalamana fa nahalasa ny saiko, refa le mikaka am wc foseptika v hoa ka misy ilay rano mipitika iny, ts dangereux v iny e, satria tsin loto no ao anatin'ilay rano ao... tohiny
manitraha ( 06/11/2007 13:32)
jeanne naly
misy hira an'ny jeanne naly mahafinaritra ahy ao amin'ny kalon'ny fahiny izay tiako ho azo ny tonony adiady madinika ny lohateny misaotra izay afaka manome izany ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1286