Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i didieravalo, milahatra araka ny daty
didieravalo
(
07/11/2007 06:09)
Tsy efa lasa miadana daholo ve ny gasy rehetra ao MADA zao .
Tsy efa lasa miadana daholo ve ny gasy rehetra ao MADA , harabaina e! Efa lasa manana 4L daholo , ny fiainana lasa mora na ny vary na ny hofatrano , menaka, lasantsy , tena tafita ny gasy e! misaotra ...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 10/12/2007 13:08
