fika mampihomehy

1. zamanoro ( 06/11/2007 14:26)
Salut daholo an
http://www.madagascar-tribune.com/Les-feux-de-brousse-de-Madagascar,2766.html
Dia ahoana ohatra raha misy afo eny Tampoketsa, na eny Anjozorobe fotsiny ary. Ahoana ny fomba fampandrenesana ny olona eny?
Ahoana no andehanana amono afo any?
Resaka be toa natao hanangonan'ny USAID sy ny namany donnee feux de brousse angataham-bola amin'ny manaraka araky ny tenin'i Pifa marina ity.
novalian'i sitlo ny 12/11/2007 00:21
2. simplex ( 06/11/2007 15:41)
:D:D:D
mande tsikelikely ny ezaka zama a.

Ny fahafantarana ny fisian'ny afo sy ny toerana misy azy ny dingana voalohany.

@ zao aloha azo ampandrenesina ny posta zandamaria/miaramila/polisy akaiky ilay toerana indrindra.

Tsy haiko ra misy cooperation ihany, tsy mba mety hahazo helico 1 ve, na otr'zany mba hanaovana intervention rapida...

Zany hoe @ le toerana tsisy A/tra ireny aloha d tsisy fika na ny hamonoana ny afo aza e.
Mila pompier bedabe, atao mitoby isaky ny fivondronana/commune mintsy aza. Dia mba ireny no microssy mamono azy. Mbola lavitra ny ezaka eee

:P


3. lapino ( 06/11/2007 15:57)
ahoana moa ilay fiteny azy ?
:arrow: Oh la la YES :!:
4. rapala ( 06/11/2007 21:14)
ka ny fokonolona ange miray hina daholo any e, dia mifanampy ry zareo @ famonoana afo....ny blem fotsiny hoe raha lavitry ny reny rano dia tena tantara be tokoa an!
5. pissoa ( 06/11/2007 21:29)
Nga moa any amizany Tampoketsa misy fokonolona ?! :oops::oops::oops:
6. sitlo ( 06/11/2007 21:49)
za mba nanantena fika mampihomehy :evil:
7. simplex ( 06/11/2007 21:54)
:arrow::arrow::arrow::twisted:
8. zamanoro ( 06/11/2007 22:58)
asa aloha raha ianareo fa hitako hoe tsy mbola izany aloha no mahamaika.
Sa ve dia mety ho azo vonoina amin\'ny satelika koa ny afo eh? Sa ilay mijery azy menamena amin\'ny sary no mahafinaritra?
Simplex, Mahafinaritra ilay hevitra saingy raha misy trano may aza eny Afovoan-tananan\'Ambondrona dia tsy tongan\'ilay atao hoe pompe akory. Ka maika fa any ambanivohitra, raha tsy hoe miandry ahy hanamboatra ny lalana rehetra angaha
Stilo
Omena mampihomehy ve eh

Stilo sy kahie
novidiana be dia be
namenoana kitapo
ary novangaina lafo
Ka Stilo bika
no fividinay sy Lita
9. sarobidy ( 08/11/2007 12:20)
asa aloha raha ianareo fa hitako hoe tsy mbola izany aloha no mahamaika.
Sa ve dia mety ho azo vonoina amin'ny satelika koa ny afo eh?


hevitra mety ko nge zany e:-P
10. sitlo ( 12/11/2007 00:21)
hahaha :))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0971