Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i keyoann, milahatra araka ny daty
keyoann ( 10/11/2007 23:48)
mitady tonokiran i mahaleo
mitady ny tononkiran i Mahaleo tena fitia sy ikalaratsy ty zay manana dia mba omeo ry reto a!... tohiny
keyoann ( 10/11/2007 22:18)
inn ary zany ô!
inn ary zany ô: tranon'amalona ritra... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 14:00
keyoann ( 09/11/2007 00:04)
tsy milaza zay ao am-po
fa maninn kay nareo bandy no tsy milaza tsotra zao hoe ndao hisaraka refa t hisaraka?... tohiny
novalian'i haja ny 15/03/2008 04:46
keyoann ( 06/11/2007 23:20)
ny fijerinareo le fianarana ambaratonga ambony eto dago
Ahoana no mba fijerinareo le fomba fampianarana eto dago? Toa ndraindray tsisy akory le asa nony vita le fianarana. De mangataka le hevitrareo ry reto a!... tohiny
novalian'i dadane ny 20/11/2007 03:36
keyoann ( 06/11/2007 23:08)
inn no akanjo tsara tokony anaovan ny vehivavy bevohoka?
robe d grossesse v sa tsy maninn na manao pataloha aza?... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:58
keyoann ( 04/11/2007 21:11)
fari-pahaizana tsy mitovy v manakana ny fitiavana?
Hono ho aho ry zalahy manakana anareo tsy hitia sipa ve ny fahafantaranareo hoe mahay noho ianareo le sipa?... tohiny
keyoann ( 03/11/2007 00:04)
asandrato ilay teny gasy re tompoko ô!
Ho an ireo olona tompona orinasa mba asio vidiny ihany r ireto le tenin-drazana fa mampalahelo toa any @ teny fampiasa fahatelo no misy azy. Ekena fa misy ny fanantontoloana fa na izany aza ataovy ho... tohiny
novalian'i keyoann ny 04/11/2007 20:15
keyoann ( 02/11/2007 23:12)
maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana
mba manontany tena ve nareo hoe maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana ndrindrindra refa le sipa no tia b?... tohiny
novalian'i keyoann ny 08/11/2007 22:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0259