fari-pahaizana tsy mitovy v manakana ny fitiavana?
1. keyoann
(
04/11/2007 21:11)
Hono ho aho ry zalahy manakana anareo tsy hitia sipa ve ny fahafantaranareo hoe mahay noho ianareo le sipa?
novalian'i sylvoalias ny 07/12/2007 13:13
3. xxx
(
04/11/2007 21:46)
izay ihany anie no tsy ahitanareo sipa itony fa laozana mivaky loha amin'izany e!!!!!
4. keyoann
(
04/11/2007 22:37)
xxx:
izay ihany anie no tsy ahitanareo sipa itony fa laozana mivaky loha amin'izany e!!!!!
ka eo indrindra anie no olana satria mampiady anay foana matetika io resaka io e
5. tovokely
(
05/11/2007 12:13)
Zarako aza mahay noho izaho ny sipako @ izay tsy elabe ny manazava zavatra aminy.
keyoann: Fa inn no mampiady anareo @ izany? sao dia mifampi defi kosa ary lisany.
keyoann: Fa inn no mampiady anareo @ izany? sao dia mifampi defi kosa ary lisany.
6. keyoann
(
05/11/2007 12:17)
tovokely:
Zarako aza mahay noho izaho ny sipako @ izay tsy elabe ny manazava zavatra aminy.
keyoann: Fa inn no mampiady anareo @ izany? sao dia mifampi defi kosa ary lisany.
ka ny tena marina anie izaho le sipa ary izy le bandy dia tsy haiko hoe mahasosotra an ny bandy ve ny mahalala fa manana mari-pahaizana ambony kokoa noho izy le sipa.
Tsoriko anefa fa tsy mampanino ahy mihitsy ny mahalala fa ambonimbony kokoa ny mari pahaizako noho ny azy ary izaho ary d miezaka ny tsy mampiditra ny resaka fianarana mihintsy rehefa tafaraka izahay nefa dia toa mampisy olana eo aminay izany
7. salmo1
(
05/11/2007 12:42)
Tsy ny fahaizana elahy na ny fahaizany sipa no nampitambatra anilisany, fa ilay fitiavana.:D
2 no 1 http://www.dailymotion.com/relevance/search/2+no+1/video/x1dqox_2-no-1-fitiavana-marina_music :@
Fo roa http://www.dailymotion.com/relevance/search/green+fo+roa/video/x238u0_green-fo-roa_music :@
;-)

8. bitrokel
(
05/11/2007 12:53)
keyoann: tonga dia adaboy dieny izao izany ko! vao fahaizana fotsiny aza izany fa indrindra refa hoe tsara karama noho izy enao dia ahoana fotsiny izany inday andro any??hifampitorka sotrobe izany???:roll::roll::roll:
9. salmo1
(
05/11/2007 12:54)
tovokely:
Zarako aza mahay noho izaho ny sipako @ izay tsy elabe ny manazava zavatra aminy.
Marina izany leisy.
11. ainaheri
(
05/11/2007 16:05)
Io samy manana ny toetsainy itsarany azy,satria maro aminay leh zay somary simba ny sainy raha toa ka ny sipa no mahay noho izy,nefa misy ny leh sasany mandray azy reha² fa mahay ny vadiny,ka ny baseny d ny toetsaina ihany sy ilay teny we FITIAVANA, fa na in no eo fa refa ao aminao ilay fitiavana;dia ho zava poana daholo izay olana eo anatrehany !!
13. ikaretsaka
(
05/11/2007 17:57)
[size=13px]Size 13px[/size]misy manakana ihany eny atsefatsefany eny satria mety hisy resaka tsy mifanaraka, raha miresaka ny"fahaizany" ilay "manam-pahaizana"
fa ankoatran'izay tsy maninona, mila manaiky ilay manam-pahaizana hoe tsy voatery ho azon'ilay tsy manam-pahaizana ilay zavatra lazainy
dia ilay tsy manam-pahaizana koa mihaiky hoe misy zavatra tsy azony sy tsy takan'ny balam-pahaizany
dia milamina iko

14. xxx
(
05/11/2007 18:26)
fa angaha mila mifanazava fa ho manam-pahaizana ilay iray e!??? rehefa mifankatia tsy hita izany ambony sy ambany fahaizana izany, :roll:
16. ainaheri
(
05/11/2007 18:42)
na misy aza izany resaka antsefatsefany zay,tsy misy tsy vitan'ny fifandeferana d mandé ho azy ny azy roa,io koa miankina @ toetsain'ny tsi11 ihany!!
17. xxx
(
06/11/2007 17:18)
Raha ny fahitako ny fiainana manokana dia ny mari-pahaizana no tsy mivoaka raha tsy any ampiasana (rehefa mitady asa - atao any anaty CV), fa ny fahaizana isaky ny misy ady hevitra dia mivoaka foana. Ny fomba fandaharana ny hevitra sy fandresena lahatra dia efa mampiavaka ny "mahay" sy ny "tsy mahay".
Ny olana amin'ny kofboay (sasany) nefa, raha ny fahitako manokana koa, dia tsy tena any amin'ilay mari-pahaizana loatra fa any amin'io fahaizana io mihitsy. Raha vehivavy normal rahateo tsy handeha hiteny ao an-tranony hoe izaho manana an'izao fa ianao tsy manana (diplome io) ; fa ilay fahaizana mipoitra ho azy no mahatonga ny resaka "mari-pahaizana" voatonona. Reseo lahatra foana anie ny kofboay (sasany) e ...
Raha tena mahay tokoa nefa ilay vehivavy, dia mety tsy ho avy any amin'ny lehilahy irery ny olana fa avy any amin'ilay vehivavy koa. Ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana, tsy ny fo sy ny vatana ihany no manana ny caprice sy ny besoin-ny fa ny saina koa indrindra indrindra. "Saina zatra miketrika". Dinidiniho any fa sao ny toetra efa lasa natoraly ao aminao no mahatonga olana.
:oops:

18. keyoann
(
06/11/2007 22:48)
xxx:
fa angaha mila mifanazava fa ho manam-pahaizana ilay iray e!??? rehefa mifankatia tsy hita izany ambony sy ambany fahaizana izany, :roll:
ka io anie tsy hoe mifanazava hoe za mahay na izy tsy mahay e! tsy miteny izany mihintsy aho fa ny zava-misy dia izao ndraindray de andatsany le iz.
Ohatra raha misy zvtr mikasika ny hoe mahazaka fiainana ohatra de hoy iz hoe satria ianao nandia fianarana d tokony ahay mizaka ze miseho, nefa za miheritreritra fa @ izany dia ny maha olona no miasa fa tsisy idiran le fianarana e! le saina = moral no miasa fa tsy le saina= intellect
20. ari.malala
(
07/11/2007 13:52)
miteraka olana io ko! indrindra raha complexé le lelà tena olana b io! za efa nahita tsin, le lelà zany hono ts manana bac mou le vevavy mba ambonimbony iany fa nandeha université, de ndremande ts nino mints le lelà fa hoe afaka ijerena film am cd ny ordinateur, de niteny le vevavy we mety io, de we ndao aza andramana, fa romotra b le bandy aveo we isehoanareo milay hono izy fa izy ts mahay d asehonareo azy v ny fahaizanareo... d ndremande kou nisy adihevitra nande, de ts isy idiran'ny fahaizanle vevavy akory fa tonga d ozy le bandy we fa nareo tsisy mahay otran'io vadiko io fa zao zoa zao daolo ny fahaizany, fa 8O8O8Odaolo zay retraretra teo... mampisy olana iany io fa tandremo ka!