fari-pahaizana tsy mitovy v manakana ny fitiavana?
22. Rojoukel
(
07/11/2007 20:49)
Raha zah alou de zarako aza manampahaizana ny sipa miaraka amiko e !
Fa disokely kosa i "ainaheri" e ! ny faripahaizana ange hita taratra eny amin'ny fiainana andavanandro e ! fa tsy hoe any amin'ny resaka asa ihany. Zah akory tsy miteny hoe hitanao miharihary be eny hoe manampahaizana ny iray na ambany fahaizana ny iray fa hita eny amin'ny andavanandro eny kah ! na ny fomba fanaovan-javatra aza mety ho samy hafa, na ny raisonnement amina sujet 1 aza mety ho samihafa.
Eny e ! fa na zany aza tsy tokony hanakana ny fitiavana zany.
Fa zah kosa nefa na zany aza tsy haka sipa tsy nandia fianarana mitsy kah, farafaharatsiny mba mitovitovy ny faripahaizana. Hevitro ihany io a ! samy manana ny heviny ny tsirairay

23. slym
(
08/11/2007 13:59)
Ra @zao fotôna zao alo de tsy heritreretena tsony zany ehh.refa tiana fotsiny izy de zay.fa ts hiasana loha daôly zany.ra ts hoe angah te hitapy:lol:
25. soanja
(
10/11/2007 05:26)
keyoann:
Hono ho aho ry zalahy manakana anareo tsy hitia sipa ve ny fahafantaranareo hoe mahay noho ianareo le sipa?
Ny ahy indray ny atahorako dia sao indry no homonamonaina amin'izany tsy ampy size resahina izany na voafetra.
Io fanambadiana io mantsy tompoko tena mila fampiasana atidoha mihitsy fa tsy vitan'ny je taimo je taimo anao seriko! Mandrakizay anie ny fetra amin'io e. Miara matory isanandro vaky de eo ampandriana eo aloha dia miasa ny atidoha refa mba tsy miasa ny vatana, ankoatran'ny fiainana andavanandro mihasarotra.
Asa anefa! aleo teneniko hoe miankina amin'ny size na dinika tianareo resahina e! Efa nahita mpivady aho fa football amerikanina foana ny resaka na hiorika na hivalana. hihihi
26. keyoann
(
10/11/2007 21:06)
soanja:

:lol::lol::lol: raho ohatr izany marina aloa d mahamonamonaina sady tsy d olona mpanao sport koa moa ny tena vao mainka o zava-doza:lol::lol:
27. sylvoalias
(
07/12/2007 13:13)
Ataoko fa betsaka tokoa ny hevitra azo ampiadiana @ ity lohataeny iray ity,..."Ny fitiavana dia jamba"izany hoe izay hitan'ny maso dia tsy mandidy ny fitepon'ny fo.Izay tsy mahay sobika mahay fatam-bary.Raha ny fahaizana ara-diplaoma no hametra and-Raolombelona hifidy izay mitovy tantana aminy dia hevitra diso sy botry izany @ko.Izaho akory tsy hamnambady fahaizana fa hanambady olona.Ny tiana mitombo tarehy,ny sakay aza hono rehefa ifanarahana dia tsa mangidy (hoy ny betsileo),ary misy foana koa ny marimaritra iraisana indrindra fa raha manjaka eo anelenelan'ny olona anankiroa ny teny hoe:"fitiavana" ataoko fa tsy ilana diplaoma izany.Raha ny :Fandeferana,fifanarahana,fitiavana, fanajana....no mampiray sy ny olona ankiroa dia ho toy ny vary amin-dronono tondrahantantely ny fiainany ka izay mamy kely ananana iaraha-mitelina,ny mangidy sy ny mahory kosa iraha-mihafy.
Sylvoalias.(l):-*:-*:-*:*
Sylvoalias.(l):-*:-*:-*:*