té ho diplomate
1. mirabela
(
06/11/2007 19:36)
slt doly
mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena 8O8O8O8O8O b zah, iz mafinaritr fa tena ts genre ko mits.d mbo toroy hevitr hoe inn n lazaiko azy(bien sur hoe NON) mé mba ts haha blessé azy, sy mba ts hahatezitra azy?tam zay niresaka farany d oziz za hoe euuuh ts nampoiziko ndray zany, fa d lazaiko am manarak n valiny.oziz za hoe g vé réflechir, nefa nanenina ah niteny an zany satria iz zao manatena b hoe OUI n valiny.tena tsss:?:(

novalian'i mirabela ny 10/11/2007 17:37
2. xxx
(
06/11/2007 20:28)
ka na ilay resakareo aza tsy mazava akory koa inona no firazy afaka omenay anao eo
3. simplex
(
06/11/2007 20:42)
teneno fotsiny hoe nahafinaritra ny fiarahana hatrizay ary tiako ra mijanona ho toy izay ny @ hoavy rehetra. Azafady fa namana tsotra no nandraisako anao ary sarotra ny mandainga fa tsy mahita mihoatra an'izay aho, aleo mpinamana ihany isika e...
Tonga dia tsory fotsiny dia aza atao lava be. Fa aza omena espoir tsony izy. Ra ny tokony ho izy, izy ndray aza no hialatsiny sns... mais bon tonga dia farano ny resaka, dia aza averina tsony fa tohizo @ resaka hafa :)
;-)
4. pissoa
(
06/11/2007 21:24)
:-D:-D:-D
Tonga dia tsory. Raha tsy te ho zakany tonga dia "non categorique" ihany no fanafodiny. Raha vao mitady ho filozofy eo tonga dia mitombo ndray ny "fampiresahany" de mitombo kosa ny salan'isa haha- :arrow::arrow::arrow::}

5. Ralay
(
06/11/2007 21:50)
Inona anefa no tsy hitiavanao azy e? Sao dia mba izy no mahamety ny fiainanao ka sao fizika fotsiny anefa fa hoy ny fitenenana manao hoe izay tiana mitombo tarehy anie.:lol:
7. pissoa
(
06/11/2007 22:18)
:-D:-D:-D
Iny aza i Ralay fa efa te hampiova hevitra an'i mirabela sahady :arrow::arrow::arrow::}

8. keyoann
(
06/11/2007 22:53)
dia tsory aminy hoe tia azy ianao fa tsy le fitiavana noeritreretiny ary tsy tokony ahasakana anareo ho mpinamana mihitsy ze valinteninao.
Na izany aza d miandrasa ihany fihetsika hafahafa avy any aminy satria ho sarotra aminy ny andray anao ho namana fotsiny @zao.
Mahereza e!

11. rova30
(
07/11/2007 00:12)
Ilay valiteny.
Ataovy mazava aminy ilay "tsia"
...(n)aleoko ihany olo-pantatro ianao,
amin'izay, arahaba dia vita;
fa fitiavana madio no atolory ...
fa io no mahaory!
...avelao;avelao amin'zao:mba ho namako ianao!
avelao...la laaa la! la laaaa la!
Tsy haiko intsony ilay nihira azy izay?

12. ravatorano
(
07/11/2007 06:41)
za tsy diplomaty zany fa avy d ny ao ampoko no lazaiko azy hoe NON na tsia dia izay
ralay< ka ilay izy anie efa tsy tiany e ka innn no tarehy hitomùbo eo less bandy akama an !

13. reve
(
07/11/2007 07:55)
tsy misy hotrany direct na de marina fa mety mandratra aza kanefa il faut appeler un chat un chat non!
bon courage enao e!:lol:
bon courage enao e!:lol:
14. diamondra27
(
07/11/2007 08:43)
reve: tena tsy mba afaka mandrevy mihntsy zany :-D:-Dfa refa saka de piso fa tsy alika hihihih
15. mirabela
(
07/11/2007 10:15)
xxx:
ka na ilay resakareo aza tsy mazava akory koa inona no firazy afaka omenay anao eo
8Omiteny gasy za fa ts miteny snou na arabo
16. mirabela
(
07/11/2007 10:22)
sotr b db ny namana namaly retra, soa fa nisy ny serasera.(simplex,reve, ravatoranao, keyoann,pissoa, sns):-*:-*
ralay: ka efa wé ts manintona ahy izy otran ts fitiavan i ralay olona iray kou.:roll:, zany wé mafinaritr ny miresaka aminy am ny hoe maha namana, bande d potes, mé rah lover tsssss, :(

17. xxx
(
07/11/2007 10:57)
mirabela:
slt doly
mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena 8O8O8O8O8O b zah, iz mafinaritr fa tena ts genre ko mits.d mbo toroy hevitr hoe inn n lazaiko azy(bien sur hoe NON) mé mba ts haha blessé azy, sy mba ts hahatezitra azy?tam zay niresaka farany d oziz za hoe euuuh ts nampoiziko ndray zany, fa d lazaiko am manarak n valiny.oziz za hoe g vé réflechir, nefa nanenina ah niteny an zany satria iz zao manatena b hoe OUI n valiny.tena tsss:?:(
teny gasy ve izao ? tena tsy misy fantatro ny androatokony , mila mamerina mianatra teny gasy indray aho izany
18. sarobidy
(
07/11/2007 13:02)
de nanao ahoana iany ny tohiny ry mirabela sa tsy mbola vita le eritreritra, mba ilazao vaovao zahay e
19. xxx
(
07/11/2007 14:12)
Hoy i mirabela:
slt doly
mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena b zah, iz mafinaritr fa tena ts genre ko mits.d mbo toroy hevitr hoe inn n lazaiko azy(bien sur hoe NON) mé mba ts haha blessé azy, sy mba ts hahatezitra azy?tam zay niresaka farany d oziz za hoe euuuh ts nampoiziko ndray zany, fa d lazaiko am manarak n valiny.oziz za hoe g vé réflechir, nefa nanenina ah niteny an zany satria iz zao manatena b hoe OUI n valiny.tena tsss(
ôry sizé kalongany fa raha vary amin'anana hoatrizao no fiteny, tsy mahagaga raha tsy mazava resaka de mampanantena tsy misy an'ilery
avy eo ataon'i ronaldo aotra sivy hoe mizesita amin'ny teny firantsay firantsay eo
sady zay tsy mahavoa tsara akory
slt doly
mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena b zah, iz mafinaritr fa tena ts genre ko mits.d mbo toroy hevitr hoe inn n lazaiko azy(bien sur hoe NON) mé mba ts haha blessé azy, sy mba ts hahatezitra azy?tam zay niresaka farany d oziz za hoe euuuh ts nampoiziko ndray zany, fa d lazaiko am manarak n valiny.oziz za hoe g vé réflechir, nefa nanenina ah niteny an zany satria iz zao manatena b hoe OUI n valiny.tena tsss(
teny gasy ve izao ? tena tsy misy fantatro ny androatokony , mila mamerina mianatra teny gasy indray aho izany
ôry sizé kalongany fa raha vary amin'anana hoatrizao no fiteny, tsy mahagaga raha tsy mazava resaka de mampanantena tsy misy an'ilery
avy eo ataon'i ronaldo aotra sivy hoe mizesita amin'ny teny firantsay firantsay eo
sady zay tsy mahavoa tsara akory
20. mirabela
(
07/11/2007 17:01)
xxx:mba manarà ny mode de vie é.
ny tohiny ho an sarobidy s zay nanaraka: az taitr fa mbola ts itako izy.lazaiko eo iany ny tohiny:wink:
refa week end iany za no maita anazy.