té ho diplomate

21. booboo ( 07/11/2007 17:22)
Tondé tsory hoe nandainga ianao fa tsy nieritrerita akory f'efa fantatrao ny valiny fa natahotra ny handratra azy ianao.

Raha mbola mi-insiste sy tsy voarainy tsara ny hafatra dia aleo tapahana ny fifandraisana fa sao raisiny zavatra hafa foana ny fifaneraseranareo...
22. ikaretsaka ( 07/11/2007 17:27)
mirabela:

slt doly
mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena 8O8O8O8O8O b zah, iz mafinaritr fa tena ts genre ko mits.d mbo toroy hevitr hoe inn n lazaiko azy(bien sur hoe NON) mé mba ts haha blessé azy, sy mba ts hahatezitra azy?tam zay niresaka farany d oziz za hoe euuuh ts nampoiziko ndray zany, fa d lazaiko am manarak n valiny.oziz za hoe g vé réflechir, nefa nanenina ah niteny an zany satria iz zao manatena b hoe OUI n valiny.tena tsss:?:(

andramo aloha dia rehefa tsy satisfaite ianoa dia teneno amin'izay hoe decue kely aho fa aleo hilam!sady misy an zao sy zao sy zao

23. ronaldo09 ( 09/11/2007 12:38)
Olona mananihany ve ity sa tena matotra fa mba gasy ihany aho ary mahafehy tanteraka ny teny gasy fa maizina amiko ny teny gasy ampiasainy eto!:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
24. mirabela ( 09/11/2007 13:43)
ronaldo09: asio jiro rah maizina e. fa tena sérieuz zah fa ts mananihany zany.
25. xxx ( 09/11/2007 14:26)
mirabela:

xxx:mba manarà ny mode de vie é.


Izahay tsy naman'izay mihemotra ! Na ankizy T2 aza mbola mahay manoratra kokoa :-D


26. xxx ( 09/11/2007 15:24)
in indray ary ity mila ady ity ry xxx ah! tsy ny dinika no valina dia ampy fa tsy maty voalavo akibo io ihany no mahavoa anareo....
27. xxx ( 09/11/2007 16:04)
xxx:

in indray ary ity mila ady ity ry xxx ah! tsy ny dinika no valina dia ampy fa tsy maty voalavo akibo io ihany no mahavoa anareo....



ka tsy azo mihintsy ilay resaka , lasa ohatry ny tsy mahay mamaky teny ny tena, dia valiany hoe "manarà mode de vie" hono koa ...

ataovy anaty parenthèses ary ilay nolazaiko teo e :-D
28. mirabela ( 10/11/2007 17:37)
ny tohin ny tantara ndray ty: nolazaiko azy ny tena marina(natao resaka pacifik araka ny conseil anareo tato) , ary nataoko vetivety, dia nampalaelo beuh izy, sady otran ny nanganohano ny masony, no varamena ny taréhiny, no ts haiko tsony e, mais bon , bref efa vita alou iny, d oziz tam farany hoe désolé si je t'ai dérangé.d novaliko hoe c pa grav, l'essentiel c k on reste ami!!!d oziz za hoe am manarak ndray fa maimaika za. d nipitsika tam zay zah, amin ny lafiny iray zà afak adidy nefa amin ny lafiny iray mampalaelo b zao izy
dia vita ny tantara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068