akanjo marizy et belle maman!!
1. solika
(
07/11/2007 11:58)
miarahaba anareo rehetra
zao e, hanao mariazy a ds 2 mois,
ka belle maman mi-insiste be fa tiany ho zairina mafy ny akanjoko, nefa tsy tiako izay satria izy any Dago d za aty france ka matahotra aho sao dia tsy @lay itiavako azy.
Alefa any hono ny refiko sy ny didiny tiako fa hataony,
dia i mamanay niproposer azy hoe izy mitondra ny fournitures rehetra avy any dago dia aty France izy manajaitra azy satria i mamanay manana machine, fa tsy mety an'izany izy;
matahotra mafy aho fandrao hanimba ny fihavanana , ka sao dia tsy tiako avy eo ny nanaovany azy, sao dia tsy antonona
sns....
ka inona no mba azonareo hanampiana ahy kay?
misaotra sahady

novalian'i Veloo ny 11/11/2007 19:27
2. booboo
(
07/11/2007 12:29)
Teneno tsotra fotsiny hoe : " na azoko tsara aza ny fanirianao te hanjaitra mafy ny akanjo mariaziko, dia tiako kokoa raha izaho aty ihany no miandraikitra ny momba an'io sady pratique kokoa noho ny mbola hifandefa an'izao sy izao nefa ny fotoana mandeha ihany. Mahafaly ahy raha mba ny xxxx no iaindraiketanao raha mety ianao "
3. simplex
(
07/11/2007 12:33)
Arabaina alou an :)
fika 1:
tonga 1 semaine alohan'ny programa voalamina dia @ iny izy no mikorapaka manao azy.
fika 2:
Teneno anazy ity:
misaotra ry neny fa atahorako sao misy zavatra tsy mifanaraka @ fanantenako ka haharatsy ity fihavanantsika tsara be toy izao. Tsy hoe tsy mahay ianao na hoe tsy matoky anao aho fa ny halavirana fotsiny ihany aza dia efa tsy ahafahako mahita ra tsy ilay izy efa vita. Kanefa mba andro 1 toa zato anay sy i xxx kosa ve d hanao izay hampalahelo @ resaka ankanjo e. bisou solika
;-)
4. solika
(
07/11/2007 12:36)
misaotra betsaka ry simplex a
ny fomba hilazana azy mihitsy anie no olana e
vao naharay email avy @ a zao, dia mbola io ihany:-D

8. kallie
(
07/11/2007 15:23)
arabaina zany e
d za mitovy hevitra am Booboo
asaivo mikarakara ny bonbon izy e, any Dago misy mpanao bobonière tsara be sady original

9. evasoa
(
07/11/2007 15:30)
tsy tara be ve raha tsy mbola hita ihany izay ankanjo hatramin'izao ?
aty mantsy mila 4-6 mois mialoha dia efa mamandrika azy... Ny mpivarotra mihits no tena mitaky an'io delai io
Mety hiafara amin'ny ankanjo voazaitran'drafoza iany solika raha izay...

10. kallie
(
08/11/2007 05:53)
:D raha maita akanjo tode vita tode atonona na une semaine avant ar mety fôna io ko...
nisy cousine nay 6mois mialoha d vita ny akanjo refa tonga ny fotoana tsy omby satria bikina :-D
nisy anakiray zay ko efa vita 3 mois aloha angamba, rava lé mariaz av eo :-D:-D

11. solika
(
08/11/2007 11:01)
:^)ka ny olana anie dia izao e:
ramoseako tsy manana havana aty fa seul fa ny ahy efa aty daholo, ka dia miandry ny mamany zahay vao manao mariazy:roll:, manjary tia tena be za!!atao ahoana moa
ka dia miandry azy hahazo visa vao hanao ny taratasy @mariazy, na ny daty aza anie tsy fanatatre fa dia rhf sûr fa ho avy izy vao manome date
ny visa grave be vao mahazo, ka asa na ho avy izy na tsia8-):x
sarotra ny manambadyry zareo a
mila mijery ny rht:x
fa atao émail ve no tsara sa resahina @ramoseko dia izy milaza @mamany????:?:
ahoana:?::?::cry:

12. booboo
(
08/11/2007 11:51)
Solika > hono ho'aho ? dia mino ve enao fa ampy tsara ny fotoana hikarakarana ny raha aby aby raha hiandry ny visa-ny vao hanao ny raha ? ny fi-reserver-na daty any @ mairie ohatra ? ny fampandrenesana ny invités sy ny fi-confirmer-n'ny invités ny fahatongana na tsia, ny fanomanana/fi-reserver-na ny sakafo sns....
Tsy sarotra ny manambady raha mahay mandamina tsara fa bôny korazy ê !
Tsara kokoa raha @ télephonne no ifampiresahana ary ianao no miresaka aminy satria akanjonao iny ary andronao ny @ mariage-nao...

13. solika
(
08/11/2007 16:35)
:wink:okay ary misaotra
ka efa hoe tsy afaka manome date zahay raha tsy lasa rabofy
ny ambiny tsisy blem fa ny fianakams ko cool ka
ny kaly ary tsy mbola fanatatra akory,fa d tsa nisy préparation satria ny zvt aza mety tsy hisy
tena tsy ampy aloha ny tps e zay sûr:^)
ka asa na hanjary ty raha ty
fa merci ryzareo

14. booboo
(
08/11/2007 17:37)
Solika > azoko tsara. Ny tiako tenenina dia hoe ny any @ mairie dia mila fandrihana mialoha ny daty ary misy délai ny fametrahana ny dossier any ary araka² ny mairie io. Ny aty aminay 3 mois à l'avance no takian-dry zareo. Fa raha ouz enao hoe tsy manahy izany dia soa izany kah :).
15. keyoann
(
08/11/2007 23:34)
d tsory aminy hoe manalasala zany anjairana zvtr zany nefa enao a des milliers d km.
Ngamba tsy ho tsininao kosa aloa ny milaza zany aminy e

16. solika
(
09/11/2007 09:54)
:(ee, zay aloha e
booboo a ny aty @15 jours av ny farany dossier mariage ka,heureusement
@ty we ty za hianto azy zany d hilazako izyhoe sao d tsy mety lay fanjairana any lavitra any
okay merciry reto a
:-*

17. booboo
(
09/11/2007 09:57)
Aza miholakalokana tahaka izany rehefa miteny " sao dia " ....fa sahia mitsotra hoe " tiako raha izaho aty ihany no mikarakara ny momba ny akanjoko noho ny antony zao sy zao. ".
Raha tsy tsotra ny fomba filazanao ny "demande na attente"-nao dia tsy ho azony mihitsy ny tianao ahatongavana fa mety ho hafa no fandraisany an'zany : mbola misalasala ohatra ka vao maika izy hi-insiste sns.

18. miantra
(
09/11/2007 10:01)
Miarahaba ny rehetra,
Félicitation ho an'i Solika
Ny ahy aloha ry solika dia izao no mba hevitro an:
Andronareo roa io ka dia ataovy araka izay mba nanofinofisanareo roa azy surtout raha ianareo roa no miantoka ny lany .En plus, akanjonao ka mba tsy hisian'ny alahelo sy ny fahadisoam-panantenana dia izay akanjo tena tianao anaovana.
Lazao tsotra fa efa nahita tena amin'ny ilanao azy ianao sady mora (na mety tsy ho marina aza izany ) ka mba tsy hisian'ny stress dia aleonao nividy ilay efa vita.
Ampadraiketo ny akanjo alahady mariazy izy ohatra na zavatra hafa amin'ny antsoin'ny namana etsy ambony (ny ankajon'ny garçon sy fille d'honneur ohatra).
Anecdote kely: Ny an'ity olona iray ity dia ny trano fisakafoanana ao aorian'ny mariazy no no-imposer-na taminy. Mba ho fitandrovana ny fihavanana dia tsy niteny izy na dia tsy tiany aza ilay izy, nefa rehefa aty aoriana raha misy adiady kely dia mivoaka foana ilay alahelo.Amiko fieritreritra ihany....
Mazotoa dia mahavità be.

19. solika
(
10/11/2007 12:45)
ee tena misaotra ry reto a
ny soa fianatra ka hilaza aminy aho izany e
izy te hanao zvt be, c gentil de sa part fa ny faire-part izany no asainay ataony sy ny akanjonjanakay kely
:-*merci raha toaka mbola misy hevitra dia avoaho dafholo

20. ravl
(
10/11/2007 14:22)
mahtsiaro ny ahy ndray za mahita ny tantaranao, tapa-bolana zay ny mariazinay no vita, za zao aty tokyo mo ny vadiko any dago, zany oe vao vita herinandro d tsy maintsy nifandao, 3 volana za noaty. efa niertreritra ihany ny hivady ihany zahay fa tsy mbola nisy resaka tena matotra fa vao naheno oe andeha hanao stage aty ivelany aho d tao anatn 1 volana no nanomanana ny raharaha, vao tapaka ny daty d hoy rafozako hoa ndao ary ohary ny akanjo raha antonona, gaga b aho hoe f ahoana ary zany, heureusement tsara b l akanjo sady tsisi nokitihina fa tonga d antonona ahy tsara fa raha tsy izany mba mety niady mafy zay mba tiako koa aho, ny tiako hotenenina dia hoe andro ray tsy miverina intsony io ka izay azahoana aina atao zany hoe z akanjo mahafapo anao anaovana, mpamnjaka kely mihintsy ianao amnio andro io.
d mirary soa , maharena tokatrano, ho arahinjazalahy sy zazavavy