kallie [ Valio ] 08-11-2007 06:53:10
Lohateny : Re : akanjo marizy et belle maman!!
raha maita akanjo tode vita tode atonona na une semaine avant ar mety fôna io ko...
nisy cousine nay 6mois mialoha d vita ny akanjo refa tonga ny fotoana tsy omby satria bikina
nisy anakiray zay ko efa vita 3 mois aloha angamba, rava lé mariaz av eo
zany ve tsy efa tara ko 3 mois ny aty erin-taona :-D:-D:-D
solika mariazy-njy io andry no mi-decider fa tsy ny olon-kafa e...dia arabaina fa tafiditra ao @ sekoly vao2 indry. tandremo soa dia tsy mahazo 20/20 an:wink: