Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bitrokel ( 04/11/2007 18:36)
star'ac
Izany hoe dia gasy i kala eva ao ami'ny star academy 7??????ahoana no fahitanareo azy????tohano izy e!8)... tohiny
novalian'i lanto ny 18/11/2007 19:51
endrika01 ( 04/11/2007 16:10)
Io fitiavana io ihany!
Lasa lavitra ny saina,afo tokoa angamba io Fitiavana io.Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena ,halazo ny afo atsy ho atsy.Nareo zay efa nandalo tamin'izany.Misy namana maromaro milaza fa tia ahy,tsy ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 14:37
danih ( 04/11/2007 16:01)
hangataka tononkira e
mba omeo an'ilay tononkira hoe "NY TAKORITSIKA" le nataon'ny PAZZAPA 5 iny e! merci ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:22
ialimalala ( 04/11/2007 14:24)
dj sissi VOLA
miarahaba mba miatdy dikarira dj sissi mtondar lohateny oe VOLA IO misotra toppko... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:23
milay3 ( 04/11/2007 13:05)
fenoy tompo
salut! mba mitady any hira ny christophe ratrema nge za ze manana nareo le hoe fenoy tompo ary misaotra izay nanome ny tonon'ny vavaka mihambahamna misaotra eh ... tohiny
novalian'i milay3 ny 29/11/2007 13:40
lagoon ( 04/11/2007 09:13)
Mitandrema oa fa hanomana 11 septembre vaovao ny bekintana..
http://www.alterinfo.net/Ogives-nucleaires-disparues-Trahison-des-ordres-les-plus-eleves_a13068.html http://www.alterinfo.net/Morts-mysterieuses-a-l-US-Air-Force-Maquillage-et-Dissimulation_a1311... tohiny
novalian'i lagoon ny 06/11/2007 17:50
perdi ( 04/11/2007 00:10)
tonony afindrafindrao
mba omeo ny tononilay hafindrafindrao ô!!! mci d'avce e! ... tohiny
novalian'i manitraha ny 06/11/2007 13:40
xxx ( 03/11/2007 21:29)
Mba mandreraka ihany...
-Misy vitsivitsy ato amin'ny forum ato(tsy lazaina ny solon'anarany...lava resaka be,azo lazaina fa basivava tokoa,...tsy inona nefa fa ny baiboly izay iaraha-mahalala fotsiny ihany ny ataony copie-co... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 22:00
laly ( 03/11/2007 20:59)
un jour à la fois Ny Ainga
mba mangataka lay hiran'ny Ny Ainga... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:33
xxx ( 03/11/2007 19:47)
Fa manin ny joba gasy tsara terehy?
lasany joba vazaha daholo ry zalahy zany:oops::(=(( Manaiky ve njy?? ... tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:15
boozkel ( 03/11/2007 17:12)
les femmes
saiky tsy nihomehy zà namaky an'ty mety ho marina ka Au commencement Dieu créa la Terre Il vit que c'est bon .... Puis Il créa les animaux de tous les espèces.... Il vit que c'est bon ... Il cr... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/11/2007 18:48
malta ( 03/11/2007 16:16)
io fitiavanaio Lola
mba mangataka an'iotonkira io za ra azoatao ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:40
glady ( 03/11/2007 13:11)
franc-maçonnerie
Asa na efa nisy resaka ny momba an'io. Sekta vé ny franc-maçonnerie:roll: Misy afaka manomé fanazavana momba an'io fikambanana io vé ato, eto madagasikara hono toa misy ka asa na marina izany na ... tohiny
novalian'i zoab ny 27/11/2007 16:01
xxx ( 03/11/2007 12:47)
Garmin660
Nividy Garmin 660 aho efa ho herintaona izay, te hanao mise à jour aho anefa toa tsy hay izay tena marina aminy.Manana site de mise à jour zareo fa tsy mazava mihitsy, sao misy afaka manampy? Missaa... tohiny
novalian'i xxx ny 07/11/2007 14:25
pifa ( 03/11/2007 11:58)
oroka
Tsy azo atao hono ny mifanoroka na mifananona éé:wink: ao am ny horonantsary gasy! ts'lety éé! manomé lagy bé! nareo ve dakôro? amiko tsy pouinss zany! SOLOY LE LALANA EEE... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 10:20
pifa ( 03/11/2007 11:46)
Lagy
Manome lagy fotsiny le fampianarana eto Dago! :xisaky ny miova ny SG na Minisitra de miova ko ny prôgraman'ny papoosy kely, miova ny fomba fiasan'ny pampiantra (ora, boky ampiasaina, ...). miova dôl... tohiny
pifa ( 03/11/2007 11:41)
Privatisation - Nationalisation
Za mihevitra fa tena latsa-paka lalina le gasikara. Ny firenena tena te handroso (Amerik latine reo) né ka mankahala bailleurs internx é (BM, FMI, etc). Tsika najabakan'dry zalah hanao privatisatio... tohiny
novalian'i prime ny 29/04/2008 13:25
yandyllan ( 03/11/2007 11:03)
ssssss
ny informatika lo milay fa sarotr ko ny mianatra azy ... tohiny
novalian'i UB40 ny 03/11/2007 15:39
pifa ( 03/11/2007 10:55)
Atao fitadiavam'bola
Zareo â! Tena atao fitadiavam'bola fotsiny marina ny tontolo iainana eto Gasikara. Miomon'kevitra amin'i xxx ny tenanay. Niraparapa Ra8 vao nahafantatra fa misy vola be natokana hoan'ny tontolo iain... tohiny
novalian'i sarobidy ny 08/11/2007 12:25
keyoann ( 03/11/2007 00:04)
asandrato ilay teny gasy re tompoko ô!
Ho an ireo olona tompona orinasa mba asio vidiny ihany r ireto le tenin-drazana fa mampalahelo toa any @ teny fampiasa fahatelo no misy azy. Ekena fa misy ny fanantontoloana fa na izany aza ataovy ho... tohiny
novalian'i keyoann ny 04/11/2007 20:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1836