oroka
![](https://avatar.serasera.org/7610b991bda8cdf2abd9100231c9d822.jpg)
1. pifa
(
03/11/2007 11:58)
Tsy azo atao hono ny mifanoroka na mifananona éé:wink: ao am ny horonantsary gasy! ts'lety éé! manomé lagy bé!
nareo ve dakôro? amiko tsy pouinss zany! SOLOY LE LALANA EEE
nareo ve dakôro? amiko tsy pouinss zany! SOLOY LE LALANA EEE
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 10:20
![](https://avatar.serasera.org/cc990ea39c24a742d3e8dc6a8d78705c.jpg)
2. salmo1
(
03/11/2007 12:51)
mamorona indray i pifa kle!:lol:
Hanontanio i Maman fa norokoroany elah t@ mbola kely. Rehefa zatovo ndray elah de ozy Maman oe: ndana mitady horoana amzay fa zah efa leo.
;-)
Hanontanio i Maman fa norokoroany elah t@ mbola kely. Rehefa zatovo ndray elah de ozy Maman oe: ndana mitady horoana amzay fa zah efa leo.
;-)
![](https://avatar.serasera.org/e8807412b14741427836461fc9c7567c.jpg)
3. Lantoer
(
03/11/2007 17:13)
Izaho dia miray hevitra kely amin'izany: antony kely, ny rora foronina refa eo am-panorohana dia mamindra aretina. Ka hajao ny fahasalamana hozy izy!
![](https://avatar.serasera.org/9818e2287e76d37753313e255e2428a2.jpg)
6. melody
(
12/11/2007 08:20)
raha marina io lalana io dia tena lasa pays tavaratra isika izany k'inn indray ry zalà:roll:
![](https://avatar.serasera.org/c0a6eb95135c9e6eb84ce1f98ba45bfe.jpg)
7. achrafhanna
(
15/11/2007 16:30)
Ka na zaza na lehibe samy makafy film malagasy ka angamba kosa mba tsy lasa le bouche à b...Raha film natao hoan rehetra.
![](https://avatar.serasera.org/59d34ad6c4641a213b7334b964ddc29b.jpg)
8. tsiambaratelo
(
17/11/2007 18:34)
Ka raha tsisy mifanoroka intsony de tsisy tsony ny mpakafy.Hoatran\'ny na
![](https://avatar.serasera.org/50d8d46c14e71b5b025695473d6c8c21.jpg)
9. sarobidy
(
19/11/2007 10:20)
pifa: le mifanoroka am film gasy ve no tsy azo atao sa le mifanoroka mihitsy. De aôna zany fa efa akaiky ny fety de ho raikitra ndray ny ankanorokoroka :roll: :°)