fenoy tompo
1. milay3
(
04/11/2007 13:05)
salut!
mba mitady any hira ny christophe ratrema nge za ze manana nareo le hoe fenoy tompo
ary misaotra izay nanome ny tonon'ny vavaka mihambahamna
misaotra eh
mba mitady any hira ny christophe ratrema nge za ze manana nareo le hoe fenoy tompo
ary misaotra izay nanome ny tonon'ny vavaka mihambahamna
misaotra eh
novalian'i milay3 ny 29/11/2007 13:40
3. milay3
(
08/11/2007 10:20)
sarobidy fa ianao nga manana tonokira maro misaotra aloha fa tena nilaiko levavaka mihambahamba fa le fenoy tompo nge oh izao fa tsy tadidiko loatra
fenoy tompo mitafotafoity siny izay nomenao ahy
fa miredareda toy ny afo .......manaitra ny fanahy
fenoy tompo mitafotafoity siny izay nomenao ahy
fa miredareda toy ny afo .......manaitra ny fanahy
4. sarobidy
(
08/11/2007 10:51)
eeeeeeee, tena izy mihitsy:D, ndraso fa itedavako enao. ka tsy i TCR nge no mihira an'iny e
tsisy fisaorana
tsisy fisaorana
5. sarobidy
(
08/11/2007 10:58)
Aiko atram farany io fa ndraso aloha ary hotadidiko tsara de alefako hafatra any aminao izy refa complet daholo le toniny :wink:
6. sarobidy
(
08/11/2007 13:47)
ito ary e
FENOY TOMPO
1- Nitady zava-tsoa tsy nahavoky aho
Toy ilay vehivavy naka rano
Kanefa nomen i Jeso toky aho
Hahazo izay madio manganohano
Fiverenana:
Fenoy Tompo mitafotafo
Ity siny izay nomenao ahy
Fa miredareda toy ny afo
Izany hetahetan ny fanahy
2- Tsy vitsy ireo izay mbola mankamamy
Ireo zava-tsoa nomen ny tany
Kanefa re mba tiako loatra
Ny hisantatra ny fiainana any ankoatra
3- Ry namako izay mbola mitady
Fiadanana tsy ho doria
Ho reraka ianao hiady
Raha tsy mandray an I Jesoa Kristy.
FENOY TOMPO
1- Nitady zava-tsoa tsy nahavoky aho
Toy ilay vehivavy naka rano
Kanefa nomen i Jeso toky aho
Hahazo izay madio manganohano
Fiverenana:
Fenoy Tompo mitafotafo
Ity siny izay nomenao ahy
Fa miredareda toy ny afo
Izany hetahetan ny fanahy
2- Tsy vitsy ireo izay mbola mankamamy
Ireo zava-tsoa nomen ny tany
Kanefa re mba tiako loatra
Ny hisantatra ny fiainana any ankoatra
3- Ry namako izay mbola mitady
Fiadanana tsy ho doria
Ho reraka ianao hiady
Raha tsy mandray an I Jesoa Kristy.
