les femmes

1. boozkel ( 03/11/2007 17:12)
saiky tsy nihomehy zà namaky an'ty mety ho marina ka
Au commencement Dieu créa la Terre Il vit que c'est bon
.... Puis Il créa les animaux de tous les espèces.... Il vit que c'est bon
... Il créa l'homme, Il vit que c'est bon
.... puis in créa la femme ... qu'est ce qu'il a dit le bon Dieu?
Boff,.. elle se maquillera:-D
novalian'i pissoa ny 06/11/2007 18:48
2. pissoa ( 03/11/2007 17:24)
andray ! =))=))=))

zay zany zao tsy mba manao makiazy de ahoana kle :cry::-D:-D:-D
3. ravakamalala ( 04/11/2007 11:13)
:-D:-D:-D:-D
aza manody!
4. mbaliana ( 04/11/2007 21:27)
ntssssss :-D:-D
5. koffman ( 05/11/2007 07:36)
dryyyyy..... ntsôôôôôôô!:-D:-D:-D:-D
6. took ( 05/11/2007 08:08)
Et Adam a dit,
ouuuhh qu'elle est bonne....
7. ravakamalala ( 05/11/2007 16:05)
ny tena marina anefa dia izao :
tsy nijanona namorona Andriamanitra raha tsy nahavita ny tonga lafatra , ka inona ilay zavatra tonga lafatra noforininy farany ? ilay tena nahafa po azy , ary tsy nisy nihoatra izany ???? : NY VEHIVAVY
8. pissoa ( 05/11/2007 16:32)
Yeeeeep ! =D=D=D
Vive ravakamalala :wink::-D:-D:-D
9. salmo1 ( 05/11/2007 17:33)
Dia mba miova ve ny vhv malagasy rehefa mba manao makiazy? sa rehefa nifotetaka be, de efa tsara zay:?:
10. sitlo ( 05/11/2007 18:08)
Tsy izany ry Ravakamalala fa ny vehivavy ange tsy tao anaty pro mihitsy eh. Natao haingokaingony fotsiny :-D:-D:-D:oops:
11. rova30 ( 05/11/2007 19:10)
boozkel:

saiky tsy nihomehy zà namaky an'ty mety ho marina ka
Au commencement Dieu créa la Terre Il vit que c'est bon
.... Puis Il créa les animaux de tous les espèces.... Il vit que c'est bon
... Il créa l'homme, Il vit que c'est bon
.... puis in créa la femme ... qu'est ce qu'il a dit le bon Dieu?
Boff,.. elle se maquillera:-D


:-D:-D:-D

...Puis, L'homme créa...???...les produits de beauté:-P,et là," Elle " cria que c'est Gééééééééénial(teo no nanombohan-drangahy ho fanimpanina tamin-dRavehivavy)...:};-)
12. mbaliana ( 05/11/2007 19:18)
haingokaingony= le détail fait la différence...:-P
13. koffman ( 06/11/2007 08:34)
...Puis, L'homme créa...???...les produits de beauté,et là," Elle " cria que c'est Gééééééééénial(teo no nanombohan-drangahy ho fanimpanina tamin-dRavehivavy)...

:-D:-D:-D:-D:-D
Soa fa nomen'Atra saina mahiratra ny lehilahy hanaovan aproduit de beauté ho an-dRavehivavy.:lol::lol:
14. sarobidy ( 06/11/2007 10:01)
:oops:de ra tsisy produit ve zany tsy manja
15. sasa ( 06/11/2007 10:35)
sarobidy le naturel koa mbola milay kely foana!:-*:-*:-*
16. ari.malala ( 06/11/2007 12:17)
:-D:-D:-Dnefa refa ts maita vevavy ts vel nge le lelà e! aona mou ny hiran'i HEnry Ratsimbazafy? lol
17. xxx ( 06/11/2007 12:54)
ari.malala:
:-D:-D:-Dnefa refa ts maita vevavy ts vel nge le lelà e!

:-w:-w

18. ikaretsaka ( 06/11/2007 17:49)
ravakamalala:

ny tena marina anefa dia izao :
tsy nijanona namorona Andriamanitra raha tsy nahavita ny tonga lafatra , ka inona ilay zavatra tonga lafatra noforininy farany ? ilay tena nahafa po azy , ary tsy nisy nihoatra izany ???? : NY VEHIVAVY


ny zavatra dernier modele ange tsy voatery ho tsara e!:-D
19. rova30 ( 06/11/2007 18:33)
sitlo:

Tsy izany ry Ravakamalala fa ny vehivavy ange tsy tao anaty pro mihitsy eh. Natao haingokaingony fotsiny :-D:-D:-D:oops:



RENINY a!:arrow: ...Haingokaingony ianao ry Niakindrindrina irery!:(

ANABAVINY o!: ...Haingokaingony ianao ry Niaranilalao fahiny, nankahery raha sendra izy kivy,nizara ny manta sy masaka!Nampitraka raha sendra izy lavo!:-*

Olo-tiany eh!:...haingokaingony ianao ry Nambabo ny fony:}(l)

Vady malalany an!:...Taolantehezany rahatr'izay,haingokaingony aloha amin'izao!;-)Rahampitso hanome fara-mandimby:*
20. pissoa ( 06/11/2007 18:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5059