Privatisation - Nationalisation

1. pifa ( 03/11/2007 11:41)
Za mihevitra fa tena latsa-paka lalina le gasikara. Ny firenena tena te handroso (Amerik latine reo) né ka mankahala bailleurs internx é (BM, FMI, etc).
Tsika najabakan'dry zalah hanao privatisation!:( de lasa mihaina ny vola miditra am'ny fanjakana. De mindrana fôna ra te hanao zavatra zany! Dépendant am'zalah bailleurs reo éé! Efa nasain'dry le maty no privatizéna ko né ny JIRAMA é. so ihany fa tsia!Amin'izao alo de tena Raim'pianakaviana tsy manana fidiram'bola matanjaka le Etat Malagasy.
Tokony ho nanao Nationalisation tsika.Am'zay miakatra ny vola miditra am'ny Etat.
novalian'i prime ny 29/04/2008 13:25
2. simplex ( 03/11/2007 19:47)

Ra tena patriote ny mpitondra dia mety handeha ny nationalisation fa sinon, tsy mampivoatra ny orinasa mintsy ny nationalisation.
Manjary izay revirevin'izay mpitondra eo foana no atao.
Zao asa misy FMI/BM manao gendarme sy pompier eo mbola manao folaitra ihany ry zala ka ra tsisy an'reo tsy hobaranahiny be io :)
Le resaka efficacite mintsy izany no tena tanjona @ le privatisation e.

i Sina aza mampiasa systeme capitaliste @ ekonomia-ny lesy kou. Ra vao tsy avela hoentin'ny tsena (marche) ny fitondrana azy dia miafara @ tsy fisiana foana e...

Ny resaka revenu an'ny fanjakana indray, principalement tokony avy @ tax no hiaviany. Na izany aza @ ireny orinasa privatiser-na ireny nge ka mbola manana 30% an'ny actions ny fanjakana e. Tsy mahazo mitana ny majorite fotsiny izy mba tsy hoe izy ihany no mitatana ny CA...

JIRAMA aloha @ zao tokony tsy ho privatiser-na. Ra vao privatiser-na io d lasa tsy hitovy tsony ny vidin'ny jiro sy rano manerana an'i Madagasikara ary mety tena hiakatra faran'izay tsy izy ny vidiny.
AirMad tokony privatiser-na. Zany hoe tokony arenina aloha ilay orinasa vao amidy fa manjary lasa varo-boba fotsiny ra vao mbola kely aina otr'zao no amidy...

Ra mamokatra petrole ihany isika, afaka 20 taona any mety tsy mila ny FMI sy BM intsony. Fa saingy hoe mety hivadika mpanompo an'i US sy Chine ndray alou e :°);-)
3. naughtyboy ( 04/11/2007 09:42)
anampiko ny voalazany simplex ny tena olana de ny fitantanana ny kitampombatsy ,i frantsa oh. de taona maro2 zay ny EDF no privatiser zareo ary mifanetana ny fahefamividy ny vahoaka zany noho reo arofanina sy lalana apetraky fanjakana frantsay @ hetra aloany mpamatsy vola ao zay efa voalaza etsy ambony fa fidirambola voalohany anzareo.
ny fampiharana lalana entitra miaro ny mpanjifa sy mazava @ hetra miditra no tena antony mampandroso reny orinasampanjakana reny,efa nisy reny tao madagasikara fa tsy mangarahara(Bianco.bureau d'investigation anti-corruption,Haute court constitutionele economique)satria mbola eo ambany vahohony mpanao politika ny fahefana ananany
4. naughtyboy ( 04/11/2007 10:29)
oops diso dikateny bianco(bureau independant anti-corruption)
5. xxx ( 04/11/2007 11:07)
simplex:
JIRAMA aloha @ zao tokony tsy ho privatiser-na. Ra vao privatiser-na io d lasa tsy hitovy tsony ny vidin'ny jiro sy rano manerana an'i Madagasikara ary mety tena hiakatra faran'izay tsy izy ny vidiny.

Ny tokony hatao ny Jirama voalohany dia ny hanafoanana an'ilay lalàna manome monopole azy amin'ny fivarotana elektrisite. Lalàna napetraky ny frantsay io, ny an-dry zalahy anefa izao efa nofoanany ilay lalàna, fa ny antsika toa mbola manan-kery foana.

Afaka privatiser-na amin'izay izy avy eo. Ny Jirama ange lety ratsy tantana e ! Na ara-ekonomika, ara-tstratejia, ... na ara-teknika!

pifa > Ratsy dia ratsy ny nationalisation :idea:
6. pifa ( 05/11/2007 09:28)
simplex:

Resy lahatra alo hatreto za. Tsara le fanohanan'drangahy hevitra.

Ra tena patriote ny mpitondra dia mety handeha ny nationalisation fa sinon, tsy mampivoatra ny orinasa mintsy ny nationalisation.
Manjary izay revirevin'izay mpitondra eo foana no atao.
Zao asa misy FMI/BM manao gendarme sy pompier eo mbola manao folaitra ihany ry zala ka ra tsisy an'reo tsy hobaranahiny be io :)
Le resaka efficacite mintsy izany no tena tanjona @ le privatisation e.

i Sina aza mampiasa systeme capitaliste @ ekonomia-ny lesy kou. Ra vao tsy avela hoentin'ny tsena (marche) ny fitondrana azy dia miafara @ tsy fisiana foana e...

Ny resaka revenu an'ny fanjakana indray, principalement tokony avy @ tax no hiaviany. Na izany aza @ ireny orinasa privatiser-na ireny nge ka mbola manana 30% an'ny actions ny fanjakana e. Tsy mahazo mitana ny majorite fotsiny izy mba tsy hoe izy ihany no mitatana ny CA...

JIRAMA aloha @ zao tokony tsy ho privatiser-na. Ra vao privatiser-na io d lasa tsy hitovy tsony ny vidin'ny jiro sy rano manerana an'i Madagasikara ary mety tena hiakatra faran'izay tsy izy ny vidiny.
AirMad tokony privatiser-na. Zany hoe tokony arenina aloha ilay orinasa vao amidy fa manjary lasa varo-boba fotsiny ra vao mbola kely aina otr'zao no amidy...

Ra mamokatra petrole ihany isika, afaka 20 taona any mety tsy mila ny FMI sy BM intsony. Fa saingy hoe mety hivadika mpanompo an'i US sy Chine ndray alou e :°);-)



7. Jeankely ( 11/01/2008 06:34)
Na Privatisation io na Nationalisation dia ny fahaizana manatanteraka azy no izy. Izay rehetra natao vaha olana MIVADIKA OLANA HO AN'I MADAGASIKARA. Atao ny Nationalisation, lazaindry zalahy fa tsy hisy handova fanjakana fa tapero ary fohano, aza avela hiaina izay orin'asam-panjakana. Mandeha ny Privatisation lazaina fa tsy zaka koa raha an'ny tsy miankina satria izay ahazoany tombony no ataony. Vonona hanao sy hanantanteraka izay fanapahankevitra ve ny Malagasy manomboka any @'ny Mpitondra ka hatr@'ny vahoaka madinika sa hanaraka ny onjan'izay voalazan'ny mpamatsy vola. Sa mila hevitry ny vahoaka koa izay rehetra ho tapahana ary vonoa @'izany ve ny vahoaka. Lasa mijanona lesona sy boky vakiana fotsiny ilay izy.
8. prime ( 29/04/2008 13:25)
Privatisation inona aloha no tianareo resahana... fa raha ny privatisation amin'izao fotsiny no tiana resahana dia tena fanoitra ho an'ny firenena mihitsy ary tsy tafavoaka raha tsy manao izany...

Tsy itoviako hevitra mihitsy ny filazàna fa mampihena ny fidirambolam-panjakàna ny privatisation... ny mifanohitra amin'izany no nampahantra ny firenena nandritra ny quart de siècle...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2567