Atao fitadiavam'bola

1. pifa ( 03/11/2007 10:55)
Zareo â! Tena atao fitadiavam'bola fotsiny marina ny tontolo iainana eto Gasikara. Miomon'kevitra amin'i xxx ny tenanay.
Niraparapa Ra8 vao nahafantatra fa misy vola be natokana hoan'ny tontolo iainana ao am NU, zany oe ao amin'ireny section hoan'ny totnolo iainana ireny (PNUE, sns).
Amin'izao nefa, vokatrin'ny tsy fahampian'ny fidirambolan'ny fanjakana (négatif hono ny bilan an'ny Gouvernemanta indraindray) de le vola be natokana ho an'ny tontolo iainana no enti-manodina ny tsy maha-araka (ohatra: secteur éducation, sns).
Efa vola be ne no azo tamin'ny BM éé! nanaovana an'io PE (I, II sy III) io. De mbola nanao mimi ihany Ra8 fa oe hampitomboina hono ny AP eto. Nga io tsy efa cerner tao am'ny PNAE ééé (PE ireo).
IHOMEHEZAN'ny hafa tsika.Arakin'ny olona ané io fika nôfa be io éé! Tsisy afa-tsy mitady vola.De le MAP -ko amin'izany de mbola natao hanaovana mimi sy hitrosana vola kou!


novalian'i sarobidy ny 08/11/2007 12:25
2. xxx ( 03/11/2007 16:11)
Tsy hain'i Pifa nga fa ilay malaza hoe "declaration de Jo'bourg" nataon-dRa8, dia tsy izy no nanao iny, fa saribakoly nampitenenin'ny Conservation sy ny USAID fotsiny izy.
3. zamanoro ( 06/11/2007 14:26)
Notohizako kely atsy ambony fotsiny ity resak'i Pifa ity fa aza fady.
4. sarobidy ( 08/11/2007 12:25)

2. Mpandefa : zamanoro [ Valio ] 06-11-2007 15:26:57
Lohateny : Re : Atao fitadiavam'bola
Notohizako kely atsy ambony fotsiny ity resak'i Pifa ity fa aza fady.



za vo saika iteny ry zamanoro oe tsy tokony teto ve iny :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3642