Liste des messages
Liste des messages, inserés par glady, par ordre de date
glady
(
03/11/2007 13:11)
franc-maçonnerie
Asa na efa nisy resaka ny momba an'io. Sekta vé ny franc-maçonnerie:roll:
Misy afaka manomé fanazavana momba an'io fikambanana io vé ato, eto madagasikara hono toa misy ka asa na marina izany na ...
suite
répondu par zoab le 27/11/2007 16:01
