Io fitiavana io ihany!

1. endrika01 ( 04/11/2007 16:10)
Lasa lavitra ny saina,afo tokoa angamba io Fitiavana io.Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena ,halazo ny afo atsy ho atsy.Nareo zay efa nandalo tamin'izany.Misy namana maromaro milaza fa tia ahy,tsy mifankalala ry zareo ireo angamba,samy iresahako daholo;zao anefa refa miresaka misimisy @anakiray aho ,de manjavona ny manaraka,tsy mivantana io an,fa hoatrantsika izao!!de tena very aho,sady tsy tena fantatro hoe iza marina no ametrahana fitokisana?ampio aho é fa namanareo!!!!(l)(l)(l)(l)(l)
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 14:37
2. sitlo ( 04/11/2007 16:26)
lol

aza mandainga
3. sitlo ( 04/11/2007 16:31)
Ny tiako tenenina hoe: tsory amin-dry zareo ny marina dia aza mampiasa saina firy fa aleo ho entin'ny onjany eny.
Ho hitanao miandalana eny ihany.

[center]8-)8-)8-)
8-)(l)8-)
8-)8-)8-)[/center]

4. bitrokel ( 04/11/2007 16:51)
somary tairo fiaonana kely dia amin'iny no asina menaka hirehitra kokoa ilay tena fitiavana e!
5. simplex ( 04/11/2007 18:03)

tonga d kotio d ze poinsa ametrahana fitokisana e ;-)
6. radjery ( 04/11/2007 21:05)
endrika01 : zah anoratana é! dé kopahako ny afo ra mitady ho faty:-P:}:lol:
7. keyoann ( 04/11/2007 21:21)
f iza nefa no tena tianao e?
Raha za enao mividy eventail :lol::lol::lol:
8. xxx ( 04/11/2007 21:48)
ny petrol izao lafo be handrehetana afo sy hamanàna azy fa alefaso amin'izao fotsiny dia izay alehany laehany any e!
9. koffman ( 05/11/2007 08:40)
f'angà kamo hikopaka afo ry endrika01 a! kopaho tsara aza kivy fa tandremo mandoro trano ndray rah miredaka lôtra an!
10. bellla ( 05/11/2007 09:30)
:lol::lol::lol::lol:
11. booboo ( 05/11/2007 12:24)
:-D
12. achrafhanna ( 06/11/2007 12:00)
Mampalahelo ana indry io,tonga aki de ampihaony
daôly tokoa,dia zay tena tia,mijanona eo fa zay
mieloelo hoatran'ny razam-be tsy hitahy adaboy any
daôly.:lol::lol::lol:
13. DESCARTES ( 06/11/2007 13:29)
"Ny fitiavana toy ny afo ka raha lalaovina mandoro"Mitombina foana io matetika ka mila mitandrina
ny tsirairay.Conseil avy aty amiko dia izao tsy izay miteny hoe tia akory ny tena tia.Iza moa no tsy mahay miteny an'io teny fa ny olana dia ity tena avy any anaty ve ilay izy sa haitraitra ihany?Anjaranao no miezaka mamantatra ny toetran'ny tsirairay izay miteny hoe tia anao,fantaro hoe tena vokatry ny fony ve izay ambarany anao.Aza adino ihany koa anefa fa sarotra ny mamantatra personnalité an'olona iray,tsy vitan'ny indray andro na iray volana io fa mety maharitra aman-taonany mihitsy.Tsy adala akory ny Ntaolo teo nametraka hoe alohan'ny hifanambadiana dia tsy maintsy "mifampizaha toetra"Tsindriko tsaro mihitsy ny momba an'io.Noho izany tokony zahanao toetra izay olona tianao tolorana ny fonao.
14. sarobidy ( 07/11/2007 13:12)
Ataovy tsara ny safidy fa efa misy choix bdb zany enao zao kouh:roll:
15. slym ( 08/11/2007 14:06)
Mety ho faty ihany ny afo ra izao no mitohy ko,efa tonga tsinona zao ny fahavaratra
16. endrika01 ( 09/11/2007 17:13)
Isaorako bdb nareo nanomé soso-kevitra ho\'ahy[sitlo,radjery,simplex,bella,booboo,keyoann,xxx,koffman,achrafhanna,descartes,sarobidy,slym,sy ireo maro mbola hanampy.]eny é,lasa ihany ny saina @tenin\'islym oe:mety ho faty ny afo...Za mantsy nieritreritra ny voalazany achrafhanna oe adaboy any daôly,ka i radjery efa manomé toky \"za anoratana\"é,raha toa ka vonona i koffman hikopaka afo,tena hokopahintsika zany ny afo a,
17. endrika01 ( 11/11/2007 11:27)
Mila fanampiana kely ô !Nomeko fotoana dôly
ry zareo,le mec noresahiko tery ambony anio
hariva no fotoana,de za matahotra be,ka raha misy
afaka manome conseil kely nareo de mbô valio maika be.
18. endrika01 ( 12/11/2007 13:40)
Tsy namonjy lay fotoana za omaly!Niandry za oe ze tena tia ahy miantso ahy.Hatr@zao tsisy miatso fonafona!!!
19. achrafhanna ( 12/11/2007 16:41)
Slt,slt,dôly.Ndry akia tena kanosa a ,maninona no tsy nandeha .
20. achrafhanna ( 12/11/2007 16:48)
Slt,slt,dôly.Ndry akia tena kanosa a ,maninona no tsy nandeha .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0722