Io fitiavana io ihany!

21. bonbongasy ( 12/11/2007 20:39)
zay vao azoko le hoe "fitaka sa hakanosana":oops:
fitaka satria nanome fotoana enao nefa tsy tonga!
hakanosana satria misy tahotra an'ireo olona ireo ao: mety mbola tsy fantatrao tsara ny momba azy angamba (la peur des inconnus)mifanakaloza sary ohatra...; mety mbola tsy vonona tsara koa enao, fantaro tsara ny tianao atao sy ny olona mety ho tianao (ovay ny annonce ohatra)
farany: saisissez les occasions qui se présentent, cela ne t'engage à rien! (refa tsy raikitra de tsy raikitra):)
22. endrika01 ( 14/11/2007 13:30)
Bonbongasy>anjay kosa é,hevitra roa tsy mitovy anié ireo é,kou ny bandy amzao anié le sipa sexy reny dôly no mapanjelanjelatra ny masony é,ka za miaraka @sokoubido ve de tsy hapanjavona be ny mason\'izy ireo!!Le oe sary?Andefasako ny sarin\'iANGELINA JOLIE zany ry zareo â,
23. endrika01 ( 14/11/2007 13:31)
Bonbongasy>anjay kosa é,hevitra roa tsy mitovy anié ireo é,kou ny bandy amzao anié le sipa sexy reny dôly no mapanjelanjelatra ny masony é,ka za miaraka @sokoubido ve de tsy hapanjavona be ny mason'izy ireo!!Le oe sary?Andefasako ny sarin'iANGELINA JOLIE zany ry zareo â,
24. endrika01 ( 14/11/2007 13:33)
Bonbongasy>anjay kosa é,hevitra roa tsy mitovy anié ireo é,kou ny bandy amzao anié le sipa sexy reny dôly no mapanjelanjelatra ny masony é,ka za miaraka @sokoubido ve de tsy hapanjavona be ny mason'izy ireo!!Le oe sary?Andefasako ny sarin'iANGELINA JOLIE zany ry zareo â,
25. reve ( 14/11/2007 14:08)
endrika01: ary to mananihany fotsiny nge nareo zany e! tsy koa fa de fanala azy tokoa ny eto!:bo^o=)):-$:-@:-w:snif::miam::@
26. tsiambaratelo ( 14/11/2007 18:39)
Rehefa tia aki tsy misy hoe sikoubidou na millebande,fa lay avy ao am-po ihany!!!Ny andry moa zany toa maromaro ihany,ka mahaiza tsara misampana é tandremo anefa tsy ho vakivaky fo.Tsara ny manan-droa na 20 fa tandremo ny votsi-droa lol!!!
27. bonbongasy ( 14/11/2007 19:28)
koa ahoana ary no aharaikitra azy raha tsy nisaisir le occasion enao? ary ahoana no itiavana olona mbola tsy hita maso?!! ka iantsoana azy nefa izy nanome fotoana aza tsy hita?!
marina any an\'i tsiambaratelo: na skoubidou na millebande rehefa izay tokoa enao misy tia foana (fa ny fitiavana mahajamba), aza complexé @ zany hoy Njakatiana ary aza mandainga (ho Angelina) hoy sitlo
Courage!
28. endrika01 ( 09/12/2007 13:18)
Tena marina daholo é,ekena fa efa teo daholo nareo de tsy misy koua aminareo fa zaho aloha tena ....
mbola mangovitra be,hoatran'ny pisotro café.=))=))=))=))=))
29. endrika01 ( 06/01/2008 14:37)
slym:

Mety ho faty ihany ny afo ra izao no mitohy ko,efa tonga tsinona zao ny fahavaratra



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1137