Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kofbay ( 01/11/2007 09:50)
sarimihetsika malagasy, aiza ho aiza?
andao isika hanapepo sy hanakiana film malagasy mba hanaitra ny ambopon'ireo mpanantotosa sy mpilalao,hanaovan'izy ireo ezaka, mba any aoriana any ho lasa reharehan-tsika izany hoe film gasy izany!tah... tohiny
novalian'i foosa ny 18/06/2008 09:56
niryna ( 01/11/2007 05:27)
Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?
Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany. Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no aha... tohiny
novalian'i niryna ny 12/11/2007 21:10
rmbary ( 31/10/2007 23:22)
mandroso sa mihemotra
aminareo mandroso sa mihemotra ny kolotsaitsika? amiko toa mihemotra. mihabetsaka ireo tanora lasa vazah......indrindra ireto mpanao rap rap reto. tsy izany any fa na ny miteny gasy aza izao lasa ma... tohiny
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 12:51
DESCARTES ( 31/10/2007 14:56)
Ny bandy tsy misotro sady tsy mifoko hono lasa tia jôba be??
Mitombina ve io kôzy io ry zalah?Misy jôba ankiroa zay mantsy miara-mibôsy dia refa vita exam iny d mba niaraka nandraindray bex kely(manalazy)t@nay band2 akamany ry zareo.Raikitra teo ny kôzy dia... tohiny
novalian'i haja ny 15/03/2008 04:34
xxx ( 31/10/2007 14:06)
asio.. MANANA ny anarana raha te ho lany
araka ny hita @ gazety androany tokotrany raha misy MANANA ny anarana dia mety ho lany RAVALOMANANA RAZAKAMANANA RAFALIMANANA... teo aloha ny TS no nanjàka RATSIRAHONANA RATSIRAKA RA... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/11/2007 14:46
lemenakely ( 31/10/2007 13:48)
Raharahan'ny ONG l'arche de ZOE ao TCHAD mazàva be!....
Raha ny fijeriko manokana ity raharaha ity dia manao karazana chantage ingahy IDRISS DEBY filoha tchadien momba ny raharaha enlevementn'ireo ankizy.Fomba entina hitadiavam-bola ilay izy ,izaho mino f... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:03
afranck ( 31/10/2007 13:14)
ikala ratsy ty de mahaleo
Manahoana daholo nareo, mba omeo le tonony le ikala ratsy ty izaho ra misy manana nareo. Misaotra sahady.... tohiny
novalian'i mangidy ny 17/11/2007 17:59
laings ( 31/10/2007 13:02)
Aomby, Hazolahy
Mangataka tononkiran'i Hazolahy, mitondra ny lohateny hoe Aomby. Misaotra... tohiny
salopard ( 31/10/2007 11:51)
miaramila, jery atrika
-manomboka izao dia tsy maintsy manao jupe ny miaramila rehetra -manao soutien gorge ny gendarme rehetra -ny officier porte jaratelle et string tsy ampy dôzy aloha e! sniff, sniff, tchouff,... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/11/2007 11:47
LazaDaddy ( 31/10/2007 11:06)
Fitandrovana ny firaisana ny fisarahana
Gaga ianao t@ ilay lohateny? :) Ara-Baiboly dia [b]ny fisarahana[/b] no natao fitandrovana ny "firaisana @ fahamarinana", fa tsy tambitamby na fifanarahana @ tsy fahamarinana sanatria rehefa mafy sof... tohiny
njana ( 31/10/2007 10:50)
PRINCESSE RAKALOBE
Tsarava tompoko! Izaho dia te hifanoratra sy hidinika momba ny tantarany Princesse RAKALOBE ka raha misy mahalala ny momba io voalaza io dia raisiko an-tanan-droa ny valiteny manorata mivantana ao ... tohiny
salmo1 ( 31/10/2007 09:29)
Lany resaka, sode mba tsy rariny?
Misy olona zay, tsy fantatrareo oe iza. Vao miresaka izy de tantarainy daholo izay nataony omaly, sy ny mbola hataony hatramin'ny rampitso. Rehefa vitany sy voatantarany daholo izay tiany hambara rehe... tohiny
novalian'i slym ny 08/11/2007 14:14
Jeankely ( 31/10/2007 09:29)
Dia ahoana izany Rabilabilakisma izany hono?
Mba misy tia handalina ny Rabilabilakisme raha afaka mamaritra Rabilabila. Toa tsy MPAHANA hono izany Rabilaka izany?=))=))=))Rabilabila vs Andriamanitra... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:09
ronaldo09 ( 31/10/2007 08:49)
Ratsy ve ny hasarotam-piaro
Za raha nandinika de maro no olona mitaraina fa saro-piaro loatra ny vadiny na ny sipany!Amiko aloha tsara ny hasarotam-piaro satria midika izany fa tia anao ilay olona matoa sarotiny aminao .Ary ho... tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:28
rush ( 31/10/2007 07:25)
Fanabeazana sy toe-tsaina
Miharendrika ny soatoavina Malagasy noho ny fibosesehan’ny kolon-tsaina vahiny eto Madagasikara, ka sarotra harenina ny toe-tsain’ny tanora Malagasy manoloana izany. Tsy mahasehaka firy ny raiam... tohiny
novalian'i XxxX ny 19/11/2007 05:22
niryna ( 31/10/2007 05:03)
Inona no ampinga hanoheran'ny mpino an'i Satana?
Satana dia misy toy ny fisian'Atra.Mitady izay haripany andro aman'alina izy ka izay tsy miambina dia mora ho azy ny hamandrika ilay olona. 16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'... tohiny
novalian'i niryna ny 13/11/2007 05:54
fijo ( 30/10/2007 23:34)
raha sanatria ka
ô ry mpino isany an, raha sanatria ka te ho lasa mpino aho.iza no hoarahiko aminareo?????ianareo aza ato toa mifanipaka toa drakaka anaty sobika.ny sasany toa hafa no lazainy fa inoany,nefa mifanohi... tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 16:19
kofbay ( 30/10/2007 21:42)
vary amin\'anana
isak\'alahady aho dia vary amin\'anana no ataoko sakafo, staria io ihany aloha hatamin\'izao no afaka manala ny makafokako! toy izao no fanaovako azy: tongolo, voatabia, cube, taolam-pifika,tavik\'... tohiny
novalian'i bichette ny 09/11/2007 10:34
ayle ( 30/10/2007 18:52)
raha tsy ho ahy
mba tiako ra mis mandefa io merci,(l)... tohiny
bosista ( 30/10/2007 16:41)
ny tena marina mikasika an'ny satana...mba hazavao hoe?
inona no mahatonga an'i satana(na koa ny devoly na ny demony) mihamaro,izay hita etsy sy eroa? hafa ny roahina androany hafa ny roahina ampitso? immortel ve ny devoly sa ahoana? manambady sy manarak... tohiny
novalian'i Fody ny 15/11/2007 16:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5046