mandroso sa mihemotra
1. rmbary
(
31/10/2007 23:22)
aminareo mandroso sa mihemotra ny kolotsaitsika?
amiko toa mihemotra. mihabetsaka ireo tanora lasa vazah......indrindra ireto mpanao rap rap reto.
tsy izany any fa na ny miteny gasy aza izao lasa mahamenatra.
firifiry ireo zanatsika no tsy mianatra raha tsy eny am reny ecole d expression frcaise ireny.
toa mahamenatra ny RAR ankehitriny hoe tsy mianatre eny ny zanany......ny tena mampalahelo d sady tsy mahafehy ny teny vahiny ny gasy no tsy mahafe ny teny gasy rahateo......
ato apesana zao d misy olona resahanao teny gasy d am teny frantsay izy no mamaly ny tena....nefa tsy d mankaiza akory izy ireo....tsy mahafehy tsara ny teny vahiny akory
misy namanay iray izay niteny oe: ny fahaizana mifehy ny tenin-drazana d fomba iray amaritana ny fari-pahaizan'ny olona iray. mino aho fa marina io. jereo rey rabearivelo....rado...dox.....sy ireo maro tsy ho tanisaina.
ambava omana ampo mieritreritra izay tkn atao

novalian'i kofbay ny 01/11/2007 12:51
2. xxx
(
01/11/2007 12:20)
rmbary:
aminareo mandroso sa mihemotra ny kolotsaitsika?
amiko toa mihemotra. mihabetsaka ireo tanora lasa vazah......indrindra ireto mpanao rap rap reto.
tsy izany any fa na ny miteny gasy aza izao lasa mahamenatra.
firifiry ireo zanatsika no tsy mianatra raha tsy eny am reny ecole d expression frcaise ireny.
toa mahamenatra ny RAR ankehitriny hoe tsy mianatre eny ny zanany......ny tena mampalahelo d sady tsy mahafehy ny teny vahiny ny gasy no tsy mahafe ny teny gasy rahateo......
ato apesana zao d misy olona resahanao teny gasy d am teny frantsay izy no mamaly ny tena....nefa tsy d mankaiza akory izy ireo....tsy mahafehy tsara ny
teny vahiny akory
amiko aloha ny fandefasana ny ankizy hianatra any amin'ny ecole française na hafa tena hevitra tsara e! ilaina anie ny fahaizana fiteny maro e!....
tsy misy maharatsy an'izany..tsara ny mahay teny vahiny maro indrindra ho an'ny ho avin'ireny zaza ireny no hitsonjovana izany....
fa ilay hoe olona samy gasy samy mahay teny gasy anefa mizesita miteny vahiny no mahasosotra ihany.
Jereo fotsiny ny pazzapa, ry bodo izany moa de hoy enao hoe efa lasa vazaha angaha????:roll:
raha amin'ny lafin'ny kolo-tsaina indray kosa dia t sy hitako ny maharatsy an'ilay fivoarana, hoy ianao hoe ny rap....ny fivoarana tsy mijanona amin'ny zavatra efa nananana akory fa mila manitatra, manandrana zavatra hafa....
misy namanay iray izay niteny oe: ny fahaizana mifehy ny tenin-drazana d fomba iray amaritana ny fari-pahaizan'ny olona iray. mino aho fa marina io. jereo rey rabearivelo....rado...dox.....sy ireo maro tsy ho tanisaina.
ambava omana ampo mieritreritra izay tkn atao
kanefa tsy azo hadinoina ny maha malagasy marina ny anao, indrindra ny tenin-drazana izany no tiko lazaina fa ny fomba fomba no mila mivoatra ihany koa....:-P
3. kofbay
(
01/11/2007 12:51)
ilay hoe Rap anie ry rmbary rehefa tena mandinika ianao, tsy kolotsaina vazaha e! jereo anie raha tsy mainty daholo ny manao azy any an-dafy e? mety kolontsaintsika (afrikana) ihany io no exploiteny saingy tsika no vendrana! jereo anie ny hira gasy e! dia tsy misy valaka amin'ny taranja antsoina hoe Clash (rapeur mifaninana mirapy, dia samy manao taim-bava) isika efa ela no nahalala an'izany, ny any ivelany vao haingana! ny jiji sns, ary na dia ny R'nB aza, dia tsy misy valaka amin'ny zafindraony sy ny beko, raha ny filozofia hitondrana azy! ny fitaovana hanaovana ny mozika fotsiny no tsy mitovy, fa ny doboka amponga dia iraisana! samy midobodoka, dia samy miteniteny! ary na dia ny fifamaliana kabary aza dia efa endriky ny rap! ary io kolontsaina io dia tsy antsika malagasy ihany fa misy endrika mitovitovy aminy avokoa eraky Afrika! ka hoa ahy dia hoa sao dia isika no tokony hiezaka ny haka izay antsika, fa tsy isika indray no lasa tompony mangataka atiny?
Ny fitenenana teny vahiny na ny fianarana any amin'ireny sekoly ireny dia tsy hitako loatra ny olana. mahamenatra ihany anie avy eo hoe efa 30 taona ve vao andeha hanao cours de francais satria izay no tadiavin'ny orinasa! izahay mantsy dia sahirana mihintsy amin'izao satria hainay ny miteny anglisy, frantsay, ary malagasy, kanefa dia samy tsy manara-penitra daholo satria tamin'ny andronay dia nandalo teny frantsya, avy eo fanagasiana avy eo niverina frantsay indray! izao ary ny teny anglisy ty lasa teny officialy! kanefa ilay olona nampiditra anio teto koa aza tsy mahay teny vahiny firy fa dia mitovy aminay ihany! fa na izany aza , izaho nahatsikaritra fa mahay miteny frantsay sy anglisy kokoa ny ankizy mianatra eny amin'ny CEG sy Lycee raha oharina ny tamin'ny andronay e! generation 75 zay,niaina ny regime Ratsiraka, ary ny tena mahavariana aza amin'izao dia mahay kokoa ny ankizy any nohon'ny mpianatra amin'ny sekoly vazaha, saingy hoe ny mpianatra amin'ny sekoly vazaha fotsiny voasarontsaron'ilay hoe mahay miteny frantsay sy avance kokoa raha resaka ditra sy technologie