Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?

1. niryna ( 01/11/2007 05:27)
Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany.
Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no ahafantaranareo azy?
Koa maninona no omena anarana maro rehefa tsy mitombona ny fisiany ?:roll::roll:

Ny baiboly miteny fa raha tsy mino fa misy izy ,dia ataony ho fantatrao tokoa izany fisiany izany ka amin'izay fotoana izay hianao tsy afaka manao na inona na inona intsony !! Mbola nomen'Atra fotoana izany ny rehetra hiala aminy sy ny miaramilany.

Iza no namitaka an'i Adama sy Eva ?
Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

Andriamanitry ny fiadanana anie hampitombo antsika hatrany ny fahamarinana sy ny fahafantarana ny marina.Izy anie anome antsika ny FM hanazava antsika hatrany ny teniny. Amena
novalian'i niryna ny 12/11/2007 21:10
2. lehilahytsyresy ( 01/11/2007 07:38)
Misy i Satana kah.
Saingy ny tena mba tsy azoko dia ity Andriamanitra nanome an'i Satana alalana nampijaly an' i Joba mpanompo Azy.
3. radjery ( 01/11/2007 09:39)
mamelĂ  re azy fa tsy fantany izay ataony :-D:-D:-D
4. soanja ( 01/11/2007 14:51)
niryna:

Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany.
Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no ahafantaranareo azy?
Koa maninona no omena anarana maro rehefa tsy mitombona ny fisiany ?:roll::roll:

Ny baiboly miteny fa raha tsy mino fa misy izy ,dia ataony ho fantatrao tokoa izany fisiany izany ka amin'izay fotoana izay hianao tsy afaka manao na inona na inona intsony !! Mbola nomen'Atra fotoana izany ny rehetra hiala aminy sy ny miaramilany.

Iza no namitaka an'i Adama sy Eva ?
Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

Andriamanitry ny fiadanana anie hampitombo antsika hatrany ny fahamarinana sy ny fahafantarana ny marina.Izy anie anome antsika ny FM hanazava antsika hatrany ny teniny. Amena


Io boky baiboly io ry Niryna dia tsy azo raisina hoe izao ny voalaza dia izay tokoa no zavamisy.
Indry izao nanazava na nandefa link momban'ny apokalispa dia mahita ny fanazavana momba ireo hevitra be dia mifono ny sarinteny.

Ny olombelona dia nomen'Andriamanitra ny fahafahana antsoina hoe SAFIDY. Avy amin'ireo ny hiaingan'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin'ireo no mitondra ny vokatra rehatra. Eo ampanaovana safidy eo ny olombelona dia indraindray ny herin'ny vatana, izay matetika tsy mifandraika amin'ny herin'ny fanahy no miasa. Io no antsoina hoe FAKAM-PANAHY!
Matetika dia mahery kokoa ny herin'ny vatana mihoatra amin'ny herin'i fanahy raha toa ka tsy ampy vavaka ny olombelona iray.
Izay fotsiny ny base hoe MIVAVAHA ARY MIAMBENA ANDRO AMANALINA FA HANJAKA ANDRIAMANITRA ANY AMIN'NY FARANY!


5. xxx ( 01/11/2007 15:33)
Raha ny tena izy ankehitriny dia tsara raha ny zavatra iainan'ny olona tsirairay no hitondrana ny fanazavana hoe misy ve sa tsy misy ny herin'ny maizina. Ny tsirairay dia afaka mahatsapa io herin'ny maizina io manodidina azy toy ny fandraikiraikena, ny loza mahatsiravina, ny lainga sy fitaka isan-karazany izay mahazo vahana sy ny sisa. Eo amin'ny tsirairay dia azo atao tsara ny mahatsapa ny fakam-panahy isan-karazany, ny fanamarinan-tena, ny fiavonavonana sns... izay toetra ratsy voizin'ilay ratsy.

Eo amin'ny fiangonana ankehitriny moa dia ny fandraikiraikena ny mpiara-mivavaka, ny tsy fahampian'ny finoana fa miherikerika etsy sy eroa no tena idiran'i Satana. Tsy avelany hifoha mihitsy ny fanahin'ny olona.

Noho izany mila miambina sy mahalala tsara ny inoana fa raha tsy izany dia lasa fitaovan'ilay ratsy fotsiny.
6. xxx ( 01/11/2007 15:38)
Io boky baiboly io ry Niryna dia tsy azo raisina hoe izao ny voalaza dia izay tokoa no zavamisy.


Diso.

ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin\'ny Soratra Masina dia tsy efan\'ny fisainan\'ny olona fotsiny ihany;

fa tsy nisy faminaniana avy tamin\'ny sitrapon\'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin\'Andriamanitra no nitenenan\'ny olona araka izay nitondran\'ny Fanahy Masina azy. II pet 1


Tsy efan\'ny fisianan\'ny olona fotsiny ny fanazavana ny voambara ao matoa tsy azonao. Fa tsy hoe milaza zavatra tsy misy akory ny Soratra Masina.

Avy amin\'ireo ny hiaingan\'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin\'ireo no mitondra ny vokatra rehatra


Tsy mazava. ireo iza? vokatra inona? miainga oana ny ratsy sy ny tsara? inona no tsara inona no ratsy?

MIVAVAHA ARY MIAMBENA ANDRO AMANALINA FA HANJAKA ANDRIAMANITRA ANY AMIN\'NY FARANY


Iza izany andriamanitra izany?


7. niryna ( 01/11/2007 16:43)
lehilahytsyresy:

Misy i Satana kah.
Saingy ny tena mba tsy azoko dia ity Andriamanitra nanome an'i Satana alalana nampijaly an' i Joba mpanompo Azy.


Mety nojereny toetra izy ka,fa na izany aza tsy afaka mamono ny fanahintsika satana.
Ny miaramilany anie no misodisody e ,fa tsy satana mihitsy no mandeha isaky ny olona.Manana fahefana izy fa tsy afaka mamotika zavatra roa ao anaty fotoana iray.Atra dia afaka manao zavatra na miharo ny olona maro ao anaty fotoana iray.Misy Azy daholo ny toerana amin'izy nanao ny tany aman-danitra angamba !!

8. niryna ( 01/11/2007 16:45)
radjery:

mamelĂ  re azy fa tsy fantany izay ataony :-D:-D:-D


Iza no avela ary iza no hamela ?
9. niryna ( 01/11/2007 16:49)
soanja:

niryna:

Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany.
Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no ahafantaranareo azy?
Koa maninona no omena anarana maro rehefa tsy mitombona ny fisiany ?:roll::roll:

Ny baiboly miteny fa raha tsy mino fa misy izy ,dia ataony ho fantatrao tokoa izany fisiany izany ka amin'izay fotoana izay hianao tsy afaka manao na inona na inona intsony !! Mbola nomen'Atra fotoana izany ny rehetra hiala aminy sy ny miaramilany.

Iza no namitaka an'i Adama sy Eva ?
Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

Andriamanitry ny fiadanana anie hampitombo antsika hatrany ny fahamarinana sy ny fahafantarana ny marina.Izy anie anome antsika ny FM hanazava antsika hatrany ny teniny. Amena


Io boky baiboly io ry Niryna dia tsy azo raisina hoe izao ny voalaza dia izay tokoa no zavamisy.
Indry izao nanazava na nandefa link momban'ny apokalispa dia mahita ny fanazavana momba ireo hevitra be dia mifono ny sarinteny.

Ka izay no mahatonga ahy hiteny hoe tsy afaka hitsimpona ny ao anaty Apo isika raha tsy mahafantatra ny tantara iray manontolo.Toy ny mamaky boky tonga ve dia ny fiafarany no jerena?

Ny olombelona dia nomen'Andriamanitra ny fahafahana antsoina hoe SAFIDY. Avy amin'ireo ny hiaingan'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin'ireo no mitondra ny vokatra rehatra. Eo ampanaovana safidy eo ny olombelona dia indraindray ny herin'ny vatana, izay matetika tsy mifandraika amin'ny herin'ny fanahy no miasa. Io no antsoina hoe FAKAM-PANAHY!
Matetika dia mahery kokoa ny herin'ny vatana mihoatra amin'ny herin'i fanahy raha toa ka tsy ampy vavaka ny olombelona iray.
Izay fotsiny ny base hoe MIVAVAHA ARY MIAMBENA ANDRO AMANALINA FA HANJAKA ANDRIAMANITRA ANY AMIN'NY FARANY!
Ka raha hiambina dia avy amin'ny herin'iza no ahafahan'ny tena hiambina? Tsy avy amin'ny herin'Atra.Sa ny eritreritry ny olona izay mifanaraka ny mety sy ny fiainany?



[/quote]


10. niryna ( 01/11/2007 16:53)
niryna:

Mba lasa ihany ny saiko mandinika ny tenin'Atra satria misy milaza fa tsy misy Satana,izay no fahafantarany azy,tsy maninona izany.
Misy anarana maro aloha hiantsoana an'ilay Satana e,izay avy no ahafantaranareo azy?
Koa maninona no omena anarana maro rehefa tsy mitombona ny fisiany ?:roll::roll:

Ny baiboly miteny fa raha tsy mino fa misy izy ,dia ataony ho fantatrao tokoa izany fisiany izany ka amin'izay fotoana izay hianao tsy afaka manao na inona na inona intsony !! Mbola nomen'Atra fotoana izany ny rehetra hiala aminy sy ny miaramilany.

Iza no namitaka an'i Adama sy Eva ?
Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

Andriamanitry ny fiadanana anie hampitombo antsika hatrany ny fahamarinana sy ny fahafantarana ny marina.Izy anie anome antsika ny FM hanazava antsika hatrany ny teniny. Amena

soanja:

Lohateny : Re : ny tena marina mikasika an'ny satana...mba hazavao hoe?
Amiko aloha dia tsy misy zany satana, demony sns zany fa olombelona ihany no mitarehy Andriamanitra na mitarehy satana.

Ny satana mivaingana amiko dia ny rongony, ny toaka ary ireo zavatra manimba (aretina, olona) ny olombelona ka tsy ahafahany manantanteraka ny adidiny dia ny fikarakarana ny tenany ao anatin'izany ny fivelarany amin'ny mahaolona azy, ny ankohonany, ny manodidina azy ary ny tontolo iainany.
soanja
Raha tsy misy satana ,mba afaka hanazava ve hianao fa rongony no voasoratra ao anaty baiboly namingana an'i Adama sy Eva?
11. niryna ( 01/11/2007 16:57)
Rasiligaoma:


Re : ny tena marina mikasika an'ny satana...mba hazavao hoe?
miombona fijery amin'i Soanja
Satana koa amiko ilay famendrofendroana hoe rehefa zavatra tsy hay dia amboarina ny sain'ny olona hoe satara
Amiko ny naka fanahy an'i Jesosy tany an'efitra dia herin-tsaina hafa mihitsy.
karazan'ilay manao fanadinana dia hoe ity sa iry no valiny


Rasiligoma sy soanja izany mitovy hevitra ka mba afaka hanazava ve hianareo hoe iza no :

Iza no namitaka an'i Adama sy Eva ?
Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

misaotra mialoha :D
12. niryna ( 01/11/2007 17:02)
xxx:

Raha ny tena izy ankehitriny dia tsara raha ny zavatra iainan'ny olona tsirairay no hitondrana ny fanazavana hoe misy ve sa tsy misy ny herin'ny maizina. Ny tsirairay dia afaka mahatsapa io herin'ny maizina io manodidina azy toy ny fandraikiraikena, ny loza mahatsiravina, ny lainga sy fitaka isan-karazany izay mahazo vahana sy ny sisa. Eo amin'ny tsirairay dia azo atao tsara ny mahatsapa ny fakam-panahy isan-karazany, ny fanamarinan-tena, ny fiavonavonana sns... izay toetra ratsy voizin'ilay ratsy.

Eo amin'ny fiangonana ankehitriny moa dia ny fandraikiraikena ny mpiara-mivavaka, ny tsy fahampian'ny finoana fa miherikerika etsy sy eroa no tena idiran'i Satana. Tsy avelany hifoha mihitsy ny fanahin'ny olona.

Noho izany mila miambina sy mahalala tsara ny inoana fa raha tsy izany dia lasa fitaovan'ilay ratsy fotsiny.



misaotra anao ka inona izany no andraikitry ny kristiana amin'izany?
niryna:

16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'ny sampy? Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe:"Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho oloko" (Lev.26.11.12). 2 kor 6:16

Hery tsy hita maso kanefa dia manantsaina,mitovy ny olombelona.Ny manodidina antsika no mety ho fitaovana am-piasainy ao ambadika.Tsy tokony hiady ilay olona izany isika fa ilay hery no mila ho toherina.Ahoana izany?
13. niryna ( 01/11/2007 17:03)
xxx:

Io boky baiboly io ry Niryna dia tsy azo raisina hoe izao ny voalaza dia izay tokoa no zavamisy.


Diso.

ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin\'ny Soratra Masina dia tsy efan\'ny fisainan\'ny olona fotsiny ihany;

fa tsy nisy faminaniana avy tamin\'ny sitrapon\'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin\'Andriamanitra no nitenenan\'ny olona araka izay nitondran\'ny Fanahy Masina azy. II pet 1


Tsy efan\'ny fisianan\'ny olona fotsiny ny fanazavana ny voambara ao matoa tsy azonao. Fa tsy hoe milaza zavatra tsy misy akory ny Soratra Masina.

Avy amin\'ireo ny hiaingan\'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin\'ireo no mitondra ny vokatra rehatra


Tsy mazava. ireo iza? vokatra inona? miainga oana ny ratsy sy ny tsara? inona no tsara inona no ratsy?

MIVAVAHA ARY MIAMBENA ANDRO AMANALINA FA HANJAKA ANDRIAMANITRA ANY AMIN\'NY FARANY


Iza izany andriamanitra izany?






eny tokoa hoy aho ,ahoana izany ry soanja ?
14. ikaretsaka ( 01/11/2007 17:39)
izao no tena mampome aminareo : ilay olona ohatra tsy mino baiboly dia mbola ao amin'ny baiboly no angalanareo zavatra hanaporofoana azy...
ahoana izao raha misy silamo miady hevitra aminareo (Kristianina) dia ny Koran no anaporofoany aminareo ny mahamarina ny heviny:wink:
eritrereto ihany


Ny konsiasiny ry niryna no namingana an'adama sy eva a.
Ohatran'ny naminganan'izay pasiteranareo anao ihany sy nandambolamboany anao hanaraka ny fomba fivavahany dia iny fa lasa

The nature of God is a circle of which the centre is everywhere and the circumference is nowhere.

God judged it better to bring good out of evil than to suffer no evil to exist.
15. fijo ( 01/11/2007 20:35)
niryna an,ny mpino an'andriamanitra no mpino koa ny fisian'izany satana izany.ary izy ireo ihany no nanome anarana azy.

le resaka adama sy eva,nisafidy ireo.io nazavain'i soanja io.
i jesoa tany an'efitra dia niady tamin'ny sainy izy.nanao meditation kely lery de nametrapanontanian amin'ny tenany
16. niryna ( 02/11/2007 04:37)
ikaretsaka:

izao no tena mampome aminareo : ilay olona ohatra tsy mino baiboly dia mbola ao amin'ny baiboly no angalanareo zavatra hanaporofoana azy...
ahoana izao raha misy silamo miady hevitra aminareo (Kristianina) dia ny Koran no anaporofoany aminareo ny mahamarina ny heviny:wink:
eritrereto ihany


Ny konsiasiny ry niryna no namingana an'adama sy eva a.
Ohatran'ny naminganan'izay pasiteranareo anao ihany sy nandambolamboany anao hanaraka ny fomba fivavahany dia iny fa lasa
izany ve ,tena mampalahelo raha izany no eritreretanao azy.Aza kivy na ketraka mamafy,fa izay hafafinao ihany no hojinjainao.Koa hafafazo ary ny anao ry ika fa mivoana ny maha kristiana mihitsy ilay izy.
Fa angaha moa ny silamo ihany no miditra ato,avelao izy hifanazava ny baiboly fa tsy misy miala eto.
Inona no nataon'Atra ho an'ireo izay tsy mino an'i kristy? Nisy namaly ve ?Mbola miandry ihany izahay hatramin'izao. :D
Iza Atra aminao ?
The nature of God is a circle of which the centre is everywhere and the circumference is nowhere.

God judged it better to bring good out of evil than to suffer no evil to exist.



17. niryna ( 02/11/2007 04:39)
ikaretsaka:

izao no tena mampome aminareo : ilay olona ohatra tsy mino baiboly dia mbola ao amin'ny baiboly no angalanareo zavatra hanaporofoana azy...
ahoana izao raha misy silamo miady hevitra aminareo (Kristianina) dia ny Koran no anaporofoany aminareo ny mahamarina ny heviny:wink:
eritrereto ihany


Ny konsiasiny ry niryna no namingana an'adama sy eva a.

=))=))=)) Ray masina o manamasina anay amin'ny fahamarinana fa ny teninao no fahamarinana

Ohatran'ny naminganan'izay pasiteranareo anao ihany sy nandambolamboany anao hanaraka ny fomba fivavahany dia iny fa lasa

Fantatro ny ahy no hinoako ka.Kristy irery,tsy misy mpanampy sady tsy azo anasorana no tsy azo ampiana.

Ny anao angaha misy hafa no Izy,lazao fa tsy kivy aho=D=D
18. niryna ( 02/11/2007 04:41)
fijo:

niryna an,ny mpino an'andriamanitra no mpino koa ny fisian'izany satana izany.ary izy ireo ihany no nanome anarana azy.

le resaka adama sy eva,nisafidy ireo.io nazavain'i soanja io.
i jesoa tany an'efitra dia niady tamin'ny sainy izy.nanao meditation kely lery de nametrapanontanian amin'ny tenany


Hay va re e ,niady ny sainy irery i Jesoa tany an'efitra :roll::roll:
19. xxx ( 02/11/2007 12:41)
Maninona moa raha entina amin'ny fahatsapan'ny tsirairay izy ity e! Izany hoe ny fanontaniana dia hoe "Efa nahatsapa ny fanodinkodinan'ny Devoly ve ianao?" na koa hoe "Efa nahita olona fitaovan'i Satana ve ianao?"
20. tsiafoi1 ( 02/11/2007 14:32)
Tahaka ny fisian'ny rivotra, tsy hitan'ny masonao, nefa tsapanao sy renao ny fitsokany dia toy izany koa Satana sy ny anjeliny.
Misy izy fa raha tian'ireo izay tsy mino ny fisiany ho tsapa ny fisiany de antsoy isan'andro2 fa hiseho aminao izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0636