Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?
81. xxx
(
08/11/2007 09:12)
Eo amin'ny evolutioniste dia avy ao Afrika ny niandohan'ny olona ka avy amin'ny fivoaran'ny razamben'ny gorila sy ny chimpanze ny olona (tsy avy amin-dry zareo akory fa cousin-dry zareo). Raha hino an'i Adama sy Eva izany izy ireo dia tsy maintsy mihevitra fa sarin-teny i Adama sy Eva. Ny nanoratra ny Baiboly dia olona efa taty aoriana be satria ny niandohan'ny olombelona aza efa ho roa tapitrisa taona teo. Mila fanazavan'ny Fanahy masina mandray ny sarin-teny raha tsy izany dia voafitaka ny olona rehetra. Raha Tenin'Andriamanitra nomena ny zanak'Israely ny Baiboly dia mila manadihady tsara ka ireo fahendrena rehetra naloaky ny vavan'Andriamanitra no tokony harahan'ny Kristiana satria raha tsy izay dia zava-poana ihany.
82. xxx
(
08/11/2007 09:30)
Ikaretsaka: Ireto avy ny definition ny Veneration
1- fear: a profound emotion inspired by a deity; "the fear of God"
2- idolatry: religious zeal; the willingness to serve God
3- Veneration is a religious symbolic act giving honor to someone by honoring an image of that person, particularly applied to saints.
4- Reverence for a person or object.
Amin'ny gasy izay nomen'ny vazaha fampianarana aloha dia fanompoan-tsampy ireo e! Hoy ny vazaha hoe aza mamadika fa manompo sampy izany. Tsy misy fiavahany amin'ny voambolana gasy ny veneration sy louange. Sa Ikaretaka mahita voambolana hafa?

83. ikaretsaka
(
08/11/2007 13:40)
Ny vazaha nanome sy nampianatra ny Gasy anie ry xxx dia ny hanaratsy ny fomba gasy no nataony vaindohan-draharaha. Ary anisan'ny fanapempoana saina ny azy ny nataony heo rehefa gasy dia ratsy, dia lasa raikitra tampisaka hatramin'izao
Ie mahita aho, Hoy ny diksionera Anglisy New Oxford
venerate |?ven??r?t| verb [ trans. ] (often be venerated) regard with great respect; revere : Mother Teresa is venerated as a saint.
ORIGIN early 17th cent.: from Latin venerat- ‘ revered,’ from the verb venerari.
worship |?w?r sh ?p| noun, the feeling or expression of reverence and adoration for a deity : the worship of God | • the acts or rites that make up a formal expression of reverence for a deity; a religious ceremony or ceremonies : the church was opened for public worship.
Tsy haiko hoe aminao ve mitovy ny voasary sy ny Paoma

84. ikaretsaka
(
08/11/2007 13:53)
Raha Tenin'Andriamanitra nomena ny zanak'Israely ny Baiboly dia mila manadihady tsara ka ireo fahendrena rehetra naloaky ny vavan'Andriamanitra no tokony harahan'ny Kristiana satria raha tsy izay dia zava-poana ihany.
Aoka hazava aloha fa ny baiboly dia antsimpirihiny @ ireo tahiry be dia be @ tenin'Andriamanitra izya voasoratra , ary notsongain'Ireo Kristianina t@ konsilin'i Nicea (nitovitovy karazana vatican2) mba hatambatra ao anaty boky 1
tsy voafehina boky 46 kosa Andriamanitra e, be realistic!
"Santionany natao hanampy ny finoana ireo, fa raha soratana aby hono ny Tenin'Andriamanitra dia na izao tontolo izao sy ny volana aman-kintana aza tsy ampy" hoy i Joany.
"Sady ho'zy Paoly hoe samy henoy sy inoy ary tandremo fatratra ny fampianarana na ny ara-bava na ny voasoratra"
Jereo @ lafiny rehetra fa aza @ izay hitiavanao azy fotsiny:
"Fa raha izay tiatianao sy azoazonao ihany no inoanao, Fa izay tsy metimety @ sainao dia arianao sy lavinao na odianao fanina, dia tsy A/tra intsony no inoanao fa ny tenanao " (Md Augustin)
85. soanja
(
08/11/2007 15:23)
niryna:
soanja:
soanja:
Raha tsorina izany dia miara-miasa amin'ny aty ivelany sy ao anaty io "fakam-panahy" io saingy ny ao anaty na ny tenanao no mandray ny safidy farany na hanaraka azy na tsia.
Eo no miasa ny herin''i Fanahy Masina raha tena te hanana fahamasinana ianao ka tsy hanaraka azy satria io ihany matetika no hanampy anao hiady aminy raha toa ka mavesatra ny lanja avy amin'io herim-batana io.
Nefa tsy voatery hanana ny Fanahy Masina akory dia ahita mazava fa tsy mifandraika amin;ny fehim-piainana Kristianina ny takiany, raha toa ka kristiaina ianao. Satria tsy ny rehetra akory amiko no handray ny Fanahy Masina fa izay Andriamanitra ihany no mahalala izay handray azy sy mandray azy.
Mila vavaka anefa no fiadiana amin'io spiritual conflict io ary ny vavaka ihany no mahery raha malemy ny vatana.
Niryna > Io aky ny famaliana ny fanontaniandry momban'ny hoe tsy misy ila miady amin'Atra.
Ny tantara ao amin'ny Genesisy, dia sariteny avokoa ny ankamaroany. Manazava amintsika Andriamanitra ny nanamboarany ny olombelona voalohany, izay olona ara-panahy na ny olony. Dia ny ankoatr'izay dia manodidina an'io avokoa.
Ny paoma dia tsy nisy fa sariteny ary ny bibilava dia sariteny sy ny rehetra manodidina rehetra. Ny sahan'Edena aza dia sariteny avokoa.
Tsy angano akory fa tsy azo alaina arabakiteny.
Izany ve?Voafitaka ny sari-teny daholo izany ny olona raha izany?
Hatramin'ny nanamboaran'Atra an'ny olombelona koa izany dia sari-teny :roll:?Satria raha hiresaka an'i adama sy eva izy kanefa sariteny fotsiny ny paoma dia tsy nisy izany izy roa ireo?Tsy nisy izany ny taolan-tehezana nalaina tamin'i adama raha izany?:roll:
Tsy nisy koa izany adama sy eva raha izany ?
Satria raha atao sariteny daholo ilay izy dia tsy nisy ny paoma,tsy nisy ny bibilava,ny sahan'Edena.Tsy tokony hisy koa izany ny olona izay isika miresaka izao no olona :roll:
Niryna> Alohan'ny hiresahako lalindalina na hamaly ny fanontanianao momban'ny fisian'i Adama sy Eva sns dia mba azon'i niryna valiana ve hoe ahoana ny hevitrandry amin'ireo fanazavana nomeko momban'i Satana na ny fakam-panahy ary ny ota ireo?
Raha azondry ny resaka tao dia mitohy ny resantsika. Ireo versets ireo no manome ny valin'ny resaka fahotana ao amin'ny baiboly.
86. ikaretsaka
(
08/11/2007 15:36)
izay foana anie ilay nanafarana foana hoe rehefa tantara dia aza raisina ara bakiteny ihany fa ara-keviny koa, inona ny hevitra ambadika,
tsy hoe mivalandrano teo ambody poteau i Koto dia izay! satria izay ny voasoratra
Fa raha hoe mivalandrano i Koto dia jerena kao hoe inona ny dikan'io, fa maninona i koto no mivalandrano eo , sns... fa tsy heo voalaza fa nivalandrano ikoto de izay.

87. fijo
(
08/11/2007 21:46)
xxx an,veneration sy louange??
hoy ny gasy manompo sy mankalaza.samy hafa ireo.mbola misy koa ny mankasitraka.ary ny manaja.tsy lany teny ny gasy raha io.
ny mankalaza tsy voatery manompo.
za dia mpankalaza fety tamin'ny doany tany mahajanga,fa zatsy mpanompo doany.

88. fijo
(
08/11/2007 21:52)
niryna an,ny resaka paoma na poira tao edena ve?sarinteny io.
vakio eo ampovoany tsara ny paoma na ny poira,de diniho tsara ny endrika itanao eo ampovoany eo.le misy ny voany sy ny manodidina azy iny.de indry io vehivavy.(azafady fa mivantana kely ahofa tsy manaraby ny mpino )mangala sary ny maha vavy andry de jereo fa misy itovizany io.
ary ny menarana.tsy ilay biby no tian alazaina eto,fa ilay menarana aty amin'ny lahy.ary rehefa nahita an'iny ny vavy"eva"dia tsy naharitra fa voarabiraby tao,ka nihinana ilay voankazo voarara;
ny ankizyvavy rehefa manomboka mihinana io voankazo voarara io,dia manomboka tsy mandaka rindrina intsony,ary manomboka mahatsiaro menatra raha le hiadaladala ireny.

89. Fody
(
10/11/2007 16:41)
Ny olombelona dia nomen'Andriamanitra ny fahafahana antsoina hoe SAFIDY. Avy amin'ireo ny hiaingan'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin'ireo no mitondra ny vokatra rehatra. Eo ampanaovana safidy eo ny olombelona dia indraindray ny herin'ny vatana, izay matetika tsy mifandraika amin'ny herin'ny fanahy no miasa. Io no antsoina hoe FAKAM-PANAHY!
Matetika dia mahery kokoa ny herin'ny vatana mihoatra amin'ny herin'i fanahy raha toa ka tsy ampy vavaka ny olombelona iray.
Tsy hoe mi attaque anao aho fa misy hevitra tsy maha d'accord ahy kosa.
Ekena fa misy hery roa mifanohitra misarika ny olona. Lazainao moa fa ny herin'ny fanahy ny iray ary ny herin'ny vatana ny iray. Raha mahatohitra ny herin'ny vatana izy, araka ny hevitrao di manao ny tsara. Fa raha tsy mahatohitra izany kosa dia latsaka any amin'ny ratsy.
Fanontaniana: Moa ve ratsy ny vatana? Raha lazaina fa ny herin'ny fanahy no mitarika makany amin'ny tsara fa ny herin'ny vatana no mapivarina any amin'ny ratsy dia toa midika zany fa ilay ratsy dia ny vatana ihany. Io no mahatonga ny fankam-panahy.
Raha ratsy anefa ny vatana dia tsy ho hitan'Andriamanitra mihitsy hoe: Tsara indrindra ny olona. Ary raha ratsy n vatana dia ts ho tonga nofo i Krsity.
Tsara ny vatana. Ary amin'ny maha olona antsika dia mila azy isika. Ny fanahy tsy misy vatana dia tsy olona. Ilaina ny vatana hanantaterahana ny sitram-pon'Andriamanitra. Ilaina ny vatana satria nomena antsika, ary izy no hahafahantsika manantateraka ny zavatra rehetra. Izy no hahafahantsika maneho fa tena olona isika: misy saina, fanahy, fo. Mbola izy koa no hanehoana amin'ny hafa fa misy Andriamanitra.
Ny satana koa dia misy ary miezaka mampiasa ny vatantsika ho fitaovana hanakanana antsika tsy hanatona, tsy hahita an'Andriamanitra. Dia ivereno jerena ny fakam-panahy natao tamin'i Jesoa: sakafo, harena, voninahitra. Ary ny fakam-panahy tena ambabon'i satana antska ankehitrny dia ireto: Vola, sex, Voninahitra.
90. soanja
(
10/11/2007 17:18)
Fody> VAKIO tsara ny teny soratako. Ianao IO dia tsy voatery hitovy hevitra amiko na d'accord amiko.
Na Kristianina aza isika sy ianao dia tsy mitovy fijery mihitsy ary tsy hitovy ka aza misahirana amiko moa zah tsy hisahirana aminao.
Mivavaha ho ahy raha tianao dia zah hivavaka ho anao angamba no marimariatra iraisana mba hitohizan'ny fifankatiavana amin'ny samy olombelona satria io no takian'Andriamanitra amintsika.
Ny hamaliako ny teninao fotsiny dia hoe TEMPOLIN'ANDRIAMANITRA ny vatantsika ary natao hitondra ILAY FANAHY MASINA. Tsara ny vatantsika raha toa ka miasa amin'ny itiavan'Andriamanitra azy. Ary io tompoko dia mila ezaka fa tsy hoe vao teraka dia hanana an'io.
Izay no atao hoe FANABEAZANA. Ampiasaina amin'ny zavatra tsara na ampidirana fahendrena sy fahaizana ary kolokoloina ny vatantsika ary tahak'izay koa ny fanahy ao anatintsika izay TSIMOKA nomen'Andriamanitra antsika. Raha tsy manana an'ireo rehetra voalaza eo ambony ireo ianao na tsy nampianarana izany dia hilaza aminao aho fa hitovy amin'ny biby ny laharana misy antsika.
Asa na olombaovao eto ianao na efa ela fa efa nomeko teto efa ela ny concept momba ny Fanahy na karazam-panahy: Ny Neshef, Ny ruah ary ny Neshamah.
Ka raha tianao dia azoko azavaina ny momba an'io amin'ny manaraka fa vakio tsara io soratro eo ambony io hoe: MATETIKA TSY MIFANDRAIKA fa tsy hoe mbola nanonona aho fa RATSY ny vatana, saingy kosa Ambony kokoa ny ASAN'NY FANAHY noho ny ASAN'NY VATANA. Nefa MAHERY kokoa ny asan'ny vatana raha oharina amin'ny asan'ny fanahy ao anatin'olombelona raha toa ka tsy ampy vavaka na sakafom-panahy ilay ao anatiny. Ilay hoe tsara indrindra dia hoe tsara isika raha oharina amin'ny biby satria nomeny ny SAFIDY.
Ny SATANA hoy aho vakio tsara dia azo lazaina fa FAKAM-PANAHY fa tsy hoe olona na zavatra mandehandeha mitady handripaka. Zany hoe misy ny fakam-panahy saingy ao anatinao ihany sy aty ivelany miara-miasa. Dia ny fakanao ny SAFIDY eo no hilaza aho fa nanota ianao na tsia.
Ny rongony izany dia zavatra iray namboarin'Andriamanitra tokoa saingy satria ny hery omeny dia mihoatra lavitra nohon'ny HERIN'NY fisotroana rano tsotra ohatra dia midika izay fa RATSY IZY.
Satria nahoana? akorontany ny tany ama-monina rehefa miasa ny heriny: ny drug dealers mifamono, ny mpidoroka azy maty, ny tanana kely any Amerika LATINA andevozin'ireo mpividy azy ary firenena iray sy ny fiainany no potika noho izany. Hitanao ny asany dia ampitahao anie!
Nahoana nefa namboarin'Andriamanitra? dia satria tsy voatery tsara aby ny zavabita fa nisy tokoa ilay hazo natsoina hoe ny hazon'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy.
Ny vatana dia azo lazaina fa mitondra takaitran'ny fahotana tamin'ny fototra. IZAY RE NO ANTONY HANAOVANA BATISA.
Aha lave be fa aleo zah hipa amzay!

91. niryna
(
12/11/2007 21:10)
Fody:
Ny olombelona dia nomen'Andriamanitra ny fahafahana antsoina hoe SAFIDY. Avy amin'ireo ny hiaingan'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin'ireo no mitondra ny vokatra rehatra. Eo ampanaovana safidy eo ny olombelona dia indraindray ny herin'ny vatana, izay matetika tsy mifandraika amin'ny herin'ny fanahy no miasa. Io no antsoina hoe FAKAM-PANAHY!
Matetika dia mahery kokoa ny herin'ny vatana mihoatra amin'ny herin'i fanahy raha toa ka tsy ampy vavaka ny olombelona iray.
Tsy hoe mi attaque anao aho fa misy hevitra tsy maha d'accord ahy kosa.
Ekena fa misy hery roa mifanohitra misarika ny olona. Lazainao moa fa ny herin'ny fanahy ny iray ary ny herin'ny vatana ny iray. Raha mahatohitra ny herin'ny vatana izy, araka ny hevitrao di manao ny tsara. Fa raha tsy mahatohitra izany kosa dia latsaka any amin'ny ratsy.
Fanontaniana: Moa ve ratsy ny vatana? Raha lazaina fa ny herin'ny fanahy no mitarika makany amin'ny tsara fa ny herin'ny vatana no mapivarina any amin'ny ratsy dia toa midika zany fa ilay ratsy dia ny vatana ihany. Io no mahatonga ny fankam-panahy.
Raha ratsy anefa ny vatana dia tsy ho hitan'Andriamanitra mihitsy hoe: Tsara indrindra ny olona. Ary raha ratsy n vatana dia ts ho tonga nofo i Krsity.
Tsara ny vatana. Ary amin'ny maha olona antsika dia mila azy isika. Ny fanahy tsy misy vatana dia tsy olona. Ilaina ny vatana hanantaterahana ny sitram-pon'Andriamanitra. Ilaina ny vatana satria nomena antsika, ary izy no hahafahantsika manantateraka ny zavatra rehetra. Izy no hahafahantsika maneho fa tena olona isika: misy saina, fanahy, fo. Mbola izy koa no hanehoana amin'ny hafa fa misy Andriamanitra.
Ny satana koa dia misy ary miezaka mampiasa ny vatantsika ho fitaovana hanakanana antsika tsy hanatona, tsy hahita an'Andriamanitra. Dia ivereno jerena ny fakam-panahy natao tamin'i Jesoa: sakafo, harena, voninahitra. Ary ny fakam-panahy tena ambabon'i satana antska ankehitrny dia ireto: Vola, sex, Voninahitra.
Misaotra fa mazava tsara,maro tokoa no zavatra nataon'i satana saingy minia mikipy ny olona.Na satana aza dia mandifotra ny mason'ny olona ka miteny azy fa tsy misy satana.Rehefa hitan'ilay olona ny jiro lasan'ny saka vao hoe hay ve nisy tokoa ra-satana e.