Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?
42. soanja
(
03/11/2007 01:39)
Raha tsorina izany dia miara-miasa amin'ny aty ivelany sy ao anaty io "fakam-panahy" io saingy ny ao anaty na ny tenanao no mandray ny safidy farany na hanaraka azy na tsia.
Eo no miasa ny herin''i Fanahy Masina raha tena te hanana fahamasinana ianao ka tsy hanaraka azy satria io ihany matetika no hanampy anao hiady aminy raha toa ka mavesatra ny lanja avy amin'io herim-batana io.
Nefa tsy voatery hanana ny Fanahy Masina akory dia ahita mazava fa tsy mifandraika amin;ny fehim-piainana Kristianina ny takiany, raha toa ka kristiaina ianao. Satria tsy ny rehetra akory amiko no handray ny Fanahy Masina fa izay Andriamanitra ihany no mahalala izay handray azy sy mandray azy.
Mila vavaka anefa no fiadiana amin'io spiritual conflict io ary ny vavaka ihany no mahery raha malemy ny vatana.

43. soanja
(
03/11/2007 01:43)
Amin'ny maraka aho manome mazava ny atao hoe OTA.
Fa ity fotsiny ny mba omeko atao sakafom-panahy alohan'ny hialako eto androany.
Jakoba 1: 25-27
25 Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka, dia ny lalàn'ny fahafahana, ka maharitra amin'izany, raha tsy mpihaino manadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin'ny asany izany olona izany.
26 Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan'izany olona izany.
27 Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao

44. ikaretsaka
(
03/11/2007 02:23)
nipenipenina mihitsy aho nitady an'ireo verses ireo androany, tadidiko ilay teny fa tsy tadidiko hoe aiza (hita hoe tsy mpanatsonga toko sy andininy loatra e) .. kay moa jakoba ilay izy! fa dia misaotra ka, mananjoky tokoa dia tsy haiko hoe taiza no nihaona ny siha antsika tany?
45. niryna
(
03/11/2007 04:21)
ikaretsaka:
niryna:
Dia mbola manana anarana maro koa Satana.
Devil,Deceiver,Father of lies,Prince of the world,Serpent,Accuser, Angel of light, Tempter,Lucifer, and Belzabub.
Na Devoly,Mpamitaka,Rain'ny mpandainga,Mpanjakan'izao tontolo izao,bibilava na menarana,Mpanendrinkendrika,Anjelin'ny Fahazavana,Mpaka fanahy,Losifera ary Belizaboba
raha asiako anarana bedebe ilay zavatra tiako hampitahorana an'i niryna ao ambany fandriananareo ao hoe : Ngabesola,kalanoro, avelo, rakakabe, mpakafo, mpaka ra, horera. lolo vokatra, werewolf, zombie
dia hanoratra boky momba izany aho dia asaiko ho vakian'i niryna! dia hatahotra ve i niryna? de hino ve niryna?
de toy izany io
Tena mampy confused olona hianao ity? Asa aloha fa ......8O8O8O8O8O
ka inona no hidiran'ny satana eto? ny fanontaniana mino sa tsy mino ny fisiany hianao?
Lioka 11
14 Ary Jesosy namoaka demonia moana. Ary rehefa nivoaka ny demonia, dia niteny ilay moana; ka dia gaga ny vahoaka.
15 Fa hoy ny sasany: Belzeboba, lohan'ny demonia, no amoahany ny demonia. :lol:
16 Fa ny sasany kosa naka fanahy Azy ka nangataka famantarana taminy avy any an-danitra. :idea:
17 Fa Izy nahalala ny heviny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary ho rava ny ankohonana izay miady an-trano. :twisted:
18 Ary raha Satana koa aza no miady an-trano, ahoana no haharetan'ny fanjakany? Fa hoy hianareo: Belzeboba no amoahako ny demonia.
19 Fa raha Izaho mamoaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, dia amin'ny herin'iza kosa no amoahan'ny zanakareo azy? Koa amin'izany dia ho mpitsara anareo ireo.:?::?::?:
20 Fa raha ny rantsan-tànan'Andriamanitra no amoahako ny demonia, dia tonga aminareo tokoa ny fanjakan'Andriamanitra.
21 Raha ny mahery mivonona amin'ny fiadiany no miaro ny tranony, dia tsy haninona ny fananany. =D=D ^:^ praise the Lord,He is good !!! His love is forever
22 Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy, dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.
46. niryna
(
03/11/2007 04:24)
diamondra27:
satana?
satana dia azo adikaihany koa hoe: devoly, demony
samy manana ny asany avy ireo.
afaka manana endrika maro samy hafa izy. Afaka miditra ato amiko na ao aminao izy ka mampiasa ny heriny.
Hoy Atra : tsy misy mahay manompo tompo 2, na ianao izany manompoan'Atra na manompo an'i satana.
Rehefa manaraka ny tenin'Atra ianao dia manompo an'Atra izay.
Indraindray anefa dia manao ny asa aman-draharaha, Loisirs sns isika ary eny no iasan'ny satana ato anatintsika.
ka dia tsy fantatro intsony kosa aloha ny hinoan'ika fa toheriny daholo izay rehetra miteny ny tenin'Atra.Finoana inona izany ry ika?
47. niryna
(
03/11/2007 04:29)
ikaretsaka:
niryna:
Dia mbola manana anarana maro koa Satana.
Devil,Deceiver,Father of lies,Prince of the world,Serpent,Accuser, Angel of light, Tempter,Lucifer, and Belzabub.
Na Devoly,Mpamitaka,Rain'ny mpandainga,Mpanjakan'izao tontolo izao,bibilava na menarana,Mpanendrinkendrika,Anjelin'ny Fahazavana,Mpaka fanahy,Losifera ary Belizaboba
raha asiako anarana bedebe ilay zavatra tiako hampitahorana an'i niryna ao ambany fandriananareo ao hoe : Ngabesola,kalanoro, avelo, rakakabe, mpakafo, mpaka ra, horera. lolo vokatra, werewolf, zombie
dia hanoratra boky momba izany aho dia asaiko ho vakian'i niryna! dia hatahotra ve i niryna? de hino ve niryna?
de toy izany io
aha !!! zavatra ampitahorana. Teny nataon'ny ntaolo?
Aza manao satroka fa maha be trosa,aza mandaka rindrina fa mahafaty renimbe,avy aty hianao fa misy ingahibe sola ao ambadika ao.Ovay amin'izay ny famindra ry ika ,efa nomen'Atra ny teniny hianao dia tohizo izany fa aza mivadika amin'ny voady,mamadika ny tenin'Atra? Ny rehetra mba niantehitra aminay kay izao lasa mpaka ra aho hoe,werewolf aho hoe,zombie izany koa :!::!::!: Dia ny tena no menatra hoy ny mamanay izay.
48. niryna
(
03/11/2007 04:39)
Ika a> na isika hono miaraka aminy araky ny voalazan'ny namana eo ambony io
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.
Raha mivoaka amin'ny olona ny fanahy maloto, dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana; ary rehefa tsy mahita, dia hoy izy: Hody any an-tranoko izay nivoahako aho. LK 11:23-24

49. niryna
(
03/11/2007 04:40)
VAVAKA HO AN'NY REHETRA
Misaotra Tompo o, efa eo am-pelatananao ny herin'ireo maizina.Aza avela hanjaka intsony ny miaramilany.Tahio izahay ahalala ny marina mandrakariva mba tsy ho voatsembatsemban'i satana sy ny miaramilany ny fiaiananay rehetra.Ampianaro koa izay tsy mino hihaino sy hanaiky ny teni-maminao izay navelanao ho an'ny taranaka amandimby maro, mbola nomenao andro ihany izy ireo ary miely erak'izao tontolo izao izany fahamarinana sy famonjena omenao izay mino anao izany.Enga anie izahay tsy ho faly sy hiaina amin'ity fiainan'izao tontolo ity izay feno fitaka,lainga,fanoherana ny teninao ary tsy firaharahina ny fahamarinana izay nampianarinao.Vonjeo ny fanahinay rehetra tsy ho voafingan'i satana ka hibitsika mangina fa tsy misy izy.Omeo ny herin'ny FM izahay hiaro anay amin'ny ratsy rehetra,hitari-dalana anay,hanoro anay ny tokony sy tsy tokony ataonay mba ahafahanay midera sy mankalaza anao hatrany,enga anie ny FM izay miaraka aminay andro aman'alina no hiaro anay amin'ny asan'ny satana sy ireo miaramilany.Tsy miady amin'ny nofo sy ra tokoa izahay fa ilay hery ratsy mandrava ny fianakavianay,ny namanay,ny mpiara-belona aminay ary ireo izay hitoriana ny teninao.Velona hianao,any aminao irery ihany no misy ny famonjena,tsy misy na iray aza lalana mankany amin'ny ray raha tsy avy any aminao.
Omeo hery izahay mba hino izany fampanantenana nomenao anay izany. Misaotra Ray o ,avy amin'ilay Zanaka- Malalanao Kristy Tompo no anaovako izany vavaka izany ho anay rehetra izay mandray anjara eto amin'ny serasera ary indrindra ny sehatry ny fivavahana.
(l)niryna :D

50. ikaretsaka
(
03/11/2007 17:16)
Ny zavatra ahatahorana ry niryna na inona na inona dia inoana izay a. ary voalaza ao amin'ilay "bokinay nindraminareo" ny hoe ny "voalohany amin'ny finoana izay inoanao dia ny fahatahorana azy" (bokin'ny fahendrena io fa tsy misy ao anaty baibolinao, fa ampindramiko anao ny Baiboliko raha tianao) dia soloy arakarak'ilay zavatra atahoranao ilay Andriamanitra . Matoa ianao Matahotra an'i satana izany dia mino azy.
Dia tsy haiko iza amin'izay ny tena inoanao!
amen aloha amin'ilay vavaka!
fa tsetsatsetsa tsy aritra:
Ary i niryna ity kay ohatran'ny piso rehefa mivavaka, "meo meo meo meo meo! "dia rehefa mahazo de midingin-drambo moa rehefa tsy mahazo de mandrangotra!:-D sarobabay e!

51. niryna
(
04/11/2007 04:35)

Hay va re e,ohatran'ny piso ahy e.Tsy maninona izany raha izay no eritreretanao azy. :D
Inona aloha no atao hoe mivavaka aminao e!
Ary amin'ny fomba ahoana no atao mba ahafafahanao mahafantatra fa mamaly vavaka Atra?
Maninona izy no tsy mamaly ny vavaka?
Inona no atao rehefa mivavaka?
Toa mampalahelo ahy mantsy hianao fa izay resaka fivavahana toa toherinao daholo ,asa aloha izay antony fa hianao no mahalala :lol::lol:
Fa angaha tsy mino an'i kristy indray izato anadahiko :cry:
Maty aho ry ikaky o .
Ka raha milaza fa tsy misy satana maninona hianao no mitantara ahy hoe nandroaka devoly izahay sy monpere ary ny kristal no novakiany ka nahalalany fa misy fatin'olona ny temotra? Ka hianao mamahana lalitra raha izany :roll:
52. niryna
(
04/11/2007 04:55)
ikaretsaka:
Ny zavatra ahatahorana ry niryna na inona na inona dia inoana izay a. ary voalaza ao amin'ilay "bokinay nindraminareo" ny hoe ny "voalohany amin'ny finoana izay inoanao dia ny fahatahorana azy" (bokin'ny fahendrena io fa tsy misy ao anaty baibolinao, fa ampindramiko anao ny Baiboliko raha tianao) dia soloy arakarak'ilay zavatra atahoranao ilay Andriamanitra .
Raha te ahalala hianao dia tsy matahotra na iza na iza aho.Andriamanitra irery no atahorako eto amin'ity tany ity:ny vavan'ny olona? ...nain! ny mpitsikera ny tenin'Atra?... nain! Ny manoro-vohana olona amin'ny tenin'Atra ? ..... nain! Satana ? ....nain !
Manana an'Atra mpiharo ahy aho ,manana an'i FM miara-dalana amiko aho. Tsy matahotra ny milaza ny marina aho na mino hianao na tsia.Ny tenin'Atra efa ato anatiko ka tsy afaka ny hanala izany amiko hianao sy izay herin'ny satana .Izay manana an'i kristy dia tsy matahotra na inona na inona intsony fa efa guarantie ny fiainana ry ika a.Heveriko fa fantatrao izany kanefa toa ..........
Matoa ianao Matahotra an'i satana izany dia mino azy.
Aza matahotra fa homba anao mandrakariva Aho .Isan'andro izany kristy miaraka amiko ary efa nomeny ahy io teny io toy ny kristiana manana finoana aminy dia samy nahazo io hery lehive io avokoa.(365 jours izy miaraka amin'ny kristiana):D:D
Dia tsy haiko iza amin'izay ny tena inoanao!
Hianao ve tsy mahalala ny hinoako,kanefa izaho mahalala ny hinoana ? =))=))=))
Mampahonena.
Andriamanitra o,tahio izahay rehetra ato.Ampio izahay mba hitory ny teninao amin'ny fo marina sy madio ary matoky sy mino anao. Enga anie tsy avelanay ho raraka an-tany fotsiny izany teninao izany fa tena hilatsaka tsara ato am-ponay rehetra.Amin'ny anaran'i Kristy Mpanjakanay no ataoko izany vavaka izany .Amena!
(l)(l)
Isika rehetra dia taratasim-pitiavan'Atra ho an'izao tontolo izao.
" We are mean to be God's love letter to the world"
Nomeny hery sy fahasoavana isika ny hitory ny teniny ka raha fitoriana mivilana fa tsy mifanaraka ny hafatry ny tompo dia mihoatra lavitra ny tsy mpino ny sazy miandry antsika.Mahereza ry ika ary mangataha ny fanahy masina hatrany hampianatra sy hanoro antsika ny marina mandrakariva.
IIKORINTIANA 3
2 Hianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatra sy vakin'ny olona rehetra;
3 eny, aseho ho epistilin'i Kristy izay entinay hianareo, tsy nosoratana tamin'ny ranomainty anefa, fa tamin'ny Fanahin'Andriamanitra velona, tsy teo amin'izay tena vato fisaka, fa teo amin'izay vato fisaka nofo, dia ny fo.
53. Rasiligaoma
(
04/11/2007 05:02)
Tsy ikaretsaka ihany ny manao anao izany, fa ny anao ny anao ihany no asesikao, mino aho fa efa betsaka ihany ny niteny anao izany teto. fa tsy tsapanao1
Manaraka dia samihafa ny manao remarque sy manohitra. fa ny anao vao tsy mifanitsy amin'ny fiheveranao dia hoe manohitra sy mitsara izay,
tsy voatery ho marina ny fihevitrao, dia avelao ny olona mba hilaza ny fiheviny.
Samihafa ny mandroaka devoly sy ny mamantatra hoe iza sy misy marina ve ilay hoe misy devoly ilay olona.
Raha ilay ohatr'Ikaretsaka no jerena dia ny tiany lazaina araka ny fahazoako azy dia hoe raha misy milaza fa misy "zavatra" ao ambany fandriana, dia mijery aloha hoe misy zavatra marina ve, zavatra inona? fa tsyraha vao maheno dia .."zavatra, miala tao "

ilay tantara kely izay:
Nisy Mompera sy Pasitera dia Mpiandry nivory tao anaty salle 1, tampoka maty ny jiro dia nisy feo ohatran'ny vera vaky.
-i pasitera tonga dia nitory teny be miaraka amin ny toko sy ny andininy
-i mpiandry tonga dia nanao hoe miala amin'ny alalan'i Jesosy , miala hoaaaaa,
-I mompera tsy niteny elaela dia hoy izy avy eo hoe "misia ny mazava"... dia nirehitra ny jiro, satria nahoana?
Lasa aloha izy nitady labozia sy afokasika sy nitsimpona ilay vakin'ilay ampoule brulee naneno ohatran'ny fitaratra vaky teo dia nosoloiny dia nampirehetiny ny jiro
54. Rasiligaoma
(
04/11/2007 05:08)
NB: mompera mankalaza ny fetin'ny jiro masina dia misy labozia masina ao anaty entany sao gaga indray hoe taiza no nahitan'i mompera labozia:-D:-D
55. niryna
(
04/11/2007 05:25)
Rasiligaoma:
Tsy ikaretsaka ihany ny manao anao izany, fa ny anao ny anao ihany no asesikao, mino aho fa efa betsaka ihany ny niteny anao izany teto. fa tsy tsapanao1
Manaraka dia samihafa ny manao remarque sy manohitra. fa ny anao vao tsy mifanitsy amin'ny fiheveranao dia hoe manohitra sy mitsara izay,
tsy voatery ho marina ny fihevitrao, dia avelao ny olona mba hilaza ny fiheviny.
Samihafa ny mandroaka devoly sy ny mamantatra hoe iza sy misy marina ve ilay hoe misy devoly ilay olona.
Raha ilay ohatr'Ikaretsaka no jerena dia ny tiany lazaina araka ny fahazoako azy dia hoe raha misy milaza fa misy "zavatra" ao ambany fandriana, dia mijery aloha hoe misy zavatra marina ve, zavatra inona? fa tsyraha vao maheno dia .."zavatra, miala tao "
ilay tantara kely izay:
Nisy Mompera sy Pasitera dia Mpiandry nivory tao anaty salle 1, tampoka maty ny jiro dia nisy feo ohatran'ny vera vaky.
-i pasitera tonga dia nitory teny be miaraka amin ny toko sy ny andininy
-i mpiandry tonga dia nanao hoe miala amin'ny alalan'i Jesosy , miala hoaaaaa,
-I mompera tsy niteny elaela dia hoy izy avy eo hoe "misia ny mazava"... dia nirehitra ny jiro, satria nahoana?
Lasa aloha izy nitady labozia sy afokasika sy nitsimpona ilay vakin'ilay ampoule brulee naneno ohatran'ny fitaratra vaky teo dia nosoloiny dia nampirehetiny ny jiro
mmm !:D
56. pissoa
(
04/11/2007 18:14)
Raha ilay ohatr'Ikaretsaka no jerena dia ny tiany lazaina araka ny fahazoako azy dia hoe raha misy milaza fa misy "zavatra" ao ambany fandriana, dia mijery aloha hoe misy zavatra marina ve, zavatra inona? fa tsyraha vao maheno dia .."zavatra, miala tao "
=))=))=))
58. xxx
(
05/11/2007 04:42)
ikaretsaka:
ka zava-boaharin'Andriamanitra aby na issu an'ny zava boarin'Andriamanitra anie ny doute, creature sy famine e e sa iza ary no ni creer an'ireo??
asantanan'andriamanitra koa anie ny tsy misy e
Credo in unum Deum, Patrem omnipotentem, factorem coeli et terrae, visibilium omnium, et invisibilium sa?
3) Jesosy Kristy no nolazain'i matio niteny hoe "vade retro" .... tsy nahita ny conversation an'i satana sy i Jesoa mihitsy i Matio Ramose :wink: (io ilay teneniko anao hoe: Hyperbolisation)
Dia jereo ny fiatombohan'i Joany amin'ny Apokalipsa sy ny naveriny imbetsaka ao ....
Fahitana, fahitana, vision ho'zy!
:snif:
59. niryna
(
05/11/2007 05:06)
lehilahytsyresy:
Misy i Satana kah.
Saingy ny tena mba tsy azoko dia ity Andriamanitra nanome an'i Satana alalana nampijaly an' i Joba mpanompo Azy.
Misaotra anao nilaza fa misy tokoa satana.
Tsy izy daholo hono no manao izao ratsy rehetra ataon'ny olona fa ny miaramilany.Mandrava tokantrano izy,manome saina ny olona hanana fankahalana sy fialonana amin'ny tsy misy dikany,manasa ny sain'ny olona izy ka mampihambahamba ireo izay tsy manakina ny fiainany amin'Atra tanteraka.Vokatry ny fahotana dia mipoitra daholo izao aretina rehetra izao.Tsy ny aretina rehetra kosa anefa dia hoe avy amin'i devoly daholo .
Na izany aza dia tsy afaka hanova ny zavatra mitranga isika fa ny mangataka amin'Atra ny ahay hizaka izay fahoriana nomeny no tokony ataontsika.Ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy.Mahita vahaolana foana Izy
60. niryna
(
05/11/2007 05:44)
soanja:
Io boky baiboly io ry Niryna dia tsy azo raisina hoe izao ny voalaza dia izay tokoa no zavamisy.
Indry izao nanazava na nandefa link momban'ny apokalispa dia mahita ny fanazavana momba ireo hevitra be dia mifono ny sarinteny.
:roll:
Izay nataony be ho antsika tamin'ny fahendrena sy ny fisainana rehetra, rehefa nampahafantariny(Atra) ny zava-miafina ny amin'ny sitrapony isika, araka ny safidiny izay nokasain'ny tenany. Efesiana 1:8-9
Ho an'izay tsy mahalala an'i kristy,ny fiainana dia mety an-diso fanantenana ary tsy ahavaha ny olana izay mety hitranga.Tsy ahita vahaolana velively arak'izay fanontaniana mifamahafaho: Fa maninona,fa nahoana,inona no antony....?Ary indrindra ny miantehitra amin'ny heriny sy ny hareny fotsiny. Raha mamaky ny baiboly kosa isika dia tazana ao anatiny io daholo izay vahaolana tiantsika ho tadiavina.Ny ratra? sitrany.Ny fo mankahala ? nohamaivaniny.Ny fankam-panahy,noreseny.Ny aretina? sitrany.Fahagagana maro tsy ary voatanisa no hiainan'ny olona isan'andro fahiny ary mbola mitohy izany hatramin'izao hitenenako izao.Izay zavatra tsy tokony atao,misaina vao manao an'iny satria mety hanenjika ny eritreritra sns. Ireo olona very fanantenana? Manana an'i Kristy ka tsy matahotra intsony.
Aiza no ahitana izany vahaolana rehetra izany? Na inona io na inona izany? NY BAIBOLY IRERY IHANY.
^:^ Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy.!!!
Ny baiboly ihany koa no manambara ny antony mahatonga antsika ety an-tany ary ny antony hilain'Atra antsika tsirairay avy.
Ny baiboly dia nomena antsika mba ahafantarana ny tantaran'ity tany hiainantsika ity.:D
Manao ahoana isika rehefa mahazo taratasy avy tany amin'ny namana ? Tsy vakiana foana?
Toy izany koa ny baiboly,taratasy nomen'Atra ho antsika io hanehoany ny fitiavany antsika .
Ray o ,misaotra anao aho noho ny fampianarana nomenao anay ny antony sy ny mahatonga anay hamaky ny teny izay nomenao anay ao anaty Baiboly.Amin'ny anaran'i Kristy Amena