Raha tsy misy Satana ,izay izany no nanao ireto zvtra ireto?

61. niryna ( 05/11/2007 05:57)
soanja:

Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

Ny olombelona dia nomen'Andriamanitra ny fahafahana antsoina hoe SAFIDY. Avy amin'ireo ny hiaingan'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin'ireo no mitondra ny vokatra rehatra. Eo ampanaovana safidy eo ny olombelona dia indraindray ny herin'ny vatana, izay matetika tsy mifandraika amin'ny herin'ny fanahy no miasa. Io no antsoina hoe FAKAM-PANAHY!
Matetika dia mahery kokoa ny herin'ny vatana mihoatra amin'ny herin'i fanahy raha toa ka tsy ampy vavaka ny olombelona iray.

dia ahoana no atao @ izany ry soanja,mivavaka fa maninona raha tsy misy hery iray manohitra ilay finoana anie izany dia tsy mila fivavahana raha izany e.Toa miteny mantsy hianao hoe tsy misy satana?

soanja:

Amiko aloha dia tsy misy zany satana, demony sns zany fa olombelona ihany no mitarehy Andriamanitra na mitarehy satana.

Ny satana mivaingana amiko dia ny rongony, ny toaka ary ireo zavatra manimba (aretina, olona) ny olombelona ka tsy ahafahany manantanteraka ny adidiny dia ny fikarakarana ny tenany ao anatin'izany ny fivelarany amin'ny mahaolona azy, ny ankohonany, ny manodidina azy ary ny tontolo iainany.

Dia ahoana indray izany satana mivaingana dia rongony izany? Rongony izany no nataon'i Adama sy Eva? Tsy azoko?
Tena mbola tsy naheno izany aho raha tsy vao izao.Misy milaza izany ve ao anatin'ny baiboly?
misaotra mialoha
62. ikaretsaka ( 05/11/2007 11:35)
Dia ahoana indray izany satana mivaingana dia rongony izany? Rongony izany no nataon'i Adama sy Eva? Tsy azoko?
Tena mbola tsy naheno izany aho raha tsy vao izao.Misy milaza izany ve ao anatin'ny baiboly?

1)tsy raisina ara bakiteny ny baiboly fa ara concept
illusions izany ry niryna an
« Lorsqu'on s'accroche aux illusions, on détruit la vie; lorsqu'on s'attache à quoi que ce soit, on cesse de vivre. »] (spiritual exercices, principes et fondements )

ahoana xxx an.. avoahat ny hevitra fa aza8-) fotsiny e
63. xxx ( 05/11/2007 12:30)
Hoy Ikaretsaka
1)tsy raisina ara bakiteny ny baiboly fa ara concept
illusions izany ry niryna an
« Lorsqu'on s'accroche aux illusions, on détruit la vie; lorsqu'on s'attache à quoi que ce soit, on cesse de vivre. »] (spiritual exercices, principes et fondements )

Tsara ampiana io resakao io hoe
64. ikaretsaka ( 05/11/2007 17:32)
on ne s'accroche pas aux saints, on les verene:wink:
65. ikaretsaka ( 05/11/2007 17:34)
venere manko fa diso za e

ko efa hoe ts'isy fanahy ratsy fa isika no mi "make up" an'izany ko
66. rabilabila ( 05/11/2007 17:35)
:-D:-D verene ahoana ary!!:wink:
67. ikaretsaka ( 05/11/2007 17:47)
lasa aloha ny r re fa nareo ko
68. xxx ( 06/11/2007 08:46)
raha veneration ilay izy, tsy atahorana ve ny fitadiavan'ny olona azy ka hahatonga ny olona hiraikitra aminy kokoa noho Andriamanitra satria nahitany fahafam-po fa nanasitrana azy ohatra ilay Masindahy na Masimbavy sy ny sisa? Ankoatr'izay, ireo izay mikasika mivantana ny relict des saints, Andriamanitra marina ve no iompanan'ny fombafomba fanaony sa mitovy amin'ny ataon'ny sorciers na ny magiciens?
69. ikaretsaka ( 06/11/2007 15:33)
ka izay no hazavaina aminy.. tahaka ny tsy azoan'i xxx azy hoe samihafa ny venerer sy ny adorer
samihafa "ny manaja" sy "ny mivavaka amin'ny"

efa resaka elabe teto izy ity fa ataoko tsotsotra ho an'i xxx tara masinina
tsy nanasitrana azy ilay "masimbavy" na masindahy, fa t@ fiarahan'izy ireo mivavaka T@ Andriamanitra no nahazoany ilay fahasitrananana
"vavaka arahin-tosika" ho'zy hery izay

tadidio fa rehefa manao litania na manao saplet dia hoe: "masina xxx :mivavaha ho anay"
70. xxx ( 06/11/2007 16:01)
Mety azo lazaina fa formule magique io hoe "masina xxx mivavaha ho anay" io araka ny fahitako azy. Tsy hita mihitsy ao amin'ny Baiboly manko io fomba fivavahana io ka izay no maha-majika be azy.
Tsy novalianao ny ampahany faharoa ny fanontaniako momba ny sorcellerie sy magie.
71. ikaretsaka ( 06/11/2007 16:29)
ao io ka.. ao tokoa tokoa io:
izay no ilazaiko foana hoe aza mitsimpona fotsiny fa vakio daholo ny baiboly sy ny boky rehetra momban'Andriamanitra fa na ny baiboly tenany aza miteny fa tsy ampy izy (Joany 21) , nefa moa tianareo ity tsimpona ity ka hitsimponako kely ianao
Apok8,3-4
72. xxx ( 06/11/2007 16:55)
Raha izany dia ekenareo Katolika izany ny fangatahana amin'ny razana. Toy ny fangatahana amin'i Victoire Rasoamanarivo ohatra. Eo dia iza no manana fahefana hanamasina azy satria nasandratra ho olon-tsambatra hono izy. Iza marina io fahefana io ary iza no ao ambadik'io fahefana io?
73. ikaretsaka ( 06/11/2007 17:09)
fangatahana amin'i victoire Rasoamanarivo hivavaka ho anay any amin'Andriamanitra. Io ilay nolazaiko hoe vavaka arahin-tosika.
tadidio koa fa Andriamanitra tsy nanamasina ny tenany fa isika no nanamasina Azy.
ary matoa ny olona na zavatra anankiray atao hoe masina dia naneho soa teo amintsika izy na t@ oham-piainana nasehony na ny nataony.
Natao ho antsika, hi motiver antsika ny fahamasinana!
74. fijo ( 07/11/2007 00:07)
izany hoe ny masina izany mety masina amin'ny kristianina iray fa tsy masina amina kristianina hafa?????
75. xxx ( 07/11/2007 11:38)
Izay indrindra, ny masina marobe veneren'ny katolika dia tsy masina velively eo amin'ny hafa, satria ny hafa dia mihevitra fa Ilay Andriamanitra tokana izay naniraka ny Zanany ary mamonto ny Fanahy Masina ho an'ny olona tsirairay izay mino Azy no Masina.
76. fijo ( 07/11/2007 22:11)
mifanarha ao ihanyizany nareo mpino.

mampiady wa io andriamanitrareo io .ratsy be
77. ikaretsaka ( 08/11/2007 03:44)
dia miverina @ xxx ny resaka ary
samihafa ny mi louer sy ny mi venerer, na manao miracle ba tahaka ny inona aza ny ekipako dia mi venerer, sy haja no omeko azy.
fa Andriamanitra no hiankohofako
Ohatran'ny hoe masina ny tanindrazana, hajaiko ny tanindrazako fa tsy hoe iny akory no ataoko Andriamanitro
toy izany io.
any aloha ianarana ny manavaka azy, rehefa hainao ny manavaka azy dia miverena, raha mbola tsy hay dia mandiniha tena dia jereo akaiky ny momban'io,
anontanio an'i Pasiteranareo hoe inona ny maha samihafa ny venerer sy ny Louer, raha hainy sy tena mba nandia fianarana Theology izy fa tsy namakimaky baiboly tao @ WC de tapa kevitra hanangana fiangonana!
78. soanja ( 08/11/2007 04:37)
niryna:

soanja:

Iza no namitaka an'i Davida hanisy ny olon'Atra?
Iza no naka fanahy an'i Kristy tany anefitra?
Ny tantaran'i Joba,iza no niresaka tamin'Atra ny haka fanahy ny mpanompon'Atra Joba? Ary iza no nitenenan'Atra hoe"Azonao zahana toetra izy saingy ny ainy ihany no tsy azonao alana,(sady tsy afaka manao izany izy). Iza io niresaka tamin'Atra io?

Ny olombelona dia nomen'Andriamanitra ny fahafahana antsoina hoe SAFIDY. Avy amin'ireo ny hiaingan'ny tsara sy ny ratsy ary avy amin'ireo no mitondra ny vokatra rehatra. Eo ampanaovana safidy eo ny olombelona dia indraindray ny herin'ny vatana, izay matetika tsy mifandraika amin'ny herin'ny fanahy no miasa. Io no antsoina hoe FAKAM-PANAHY!
Matetika dia mahery kokoa ny herin'ny vatana mihoatra amin'ny herin'i fanahy raha toa ka tsy ampy vavaka ny olombelona iray.

dia ahoana no atao @ izany ry soanja,mivavaka fa maninona raha tsy misy hery iray manohitra ilay finoana anie izany dia tsy mila fivavahana raha izany e.Toa miteny mantsy hianao hoe tsy misy satana?

soanja:

Amiko aloha dia tsy misy zany satana, demony sns zany fa olombelona ihany no mitarehy Andriamanitra na mitarehy satana.

Ny satana mivaingana amiko dia ny rongony, ny toaka ary ireo zavatra manimba (aretina, olona) ny olombelona ka tsy ahafahany manantanteraka ny adidiny dia ny fikarakarana ny tenany ao anatin'izany ny fivelarany amin'ny mahaolona azy, ny ankohonany, ny manodidina azy ary ny tontolo iainany.

Dia ahoana indray izany satana mivaingana dia rongony izany? Rongony izany no nataon'i Adama sy Eva? Tsy azoko?
Tena mbola tsy naheno izany aho raha tsy vao izao.Misy milaza izany ve ao anatin'ny baiboly?
misaotra mialoha

Niryna> ary indry tsy mamaky ny zavatra sa tsy hitandry ny tohin'ny resako?

[b]
Jakoba 1:14- 15

14 fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin'ny filany sy fitahiny izy.

15 Ary ny filana, rehefa torontoronina, dia miteraka ota; ary ny ota, rehefa tanteraka dia miteraka fahafatesana.

io aky no tokony hamaly ny resaka rongony sns satria ireo dia filana avokoa ary ny olona miankina aminy dia mitaky ny fitahiany. Izay tsy maharitra ny fahasambarana fa mandalo ary indraindray miteraka fahafatesana.
Fa ny tena tiany resahina dia hoe lasa ireo zavatra iankinana ireo no lasa Andriamanitra ho an'ireo izay mitaky azy foana ary mitarika ota isan-karazany toy ny famonoana olon-kafa, ady na fankahalana ny hafa, fanimbana ny tontolo iainana, fanararaotana ny hafa sns izay tsy eken'Atra tokoa.
79. soanja ( 08/11/2007 04:49)
soanja:

Raha tsorina izany dia miara-miasa amin'ny aty ivelany sy ao anaty io "fakam-panahy" io saingy ny ao anaty na ny tenanao no mandray ny safidy farany na hanaraka azy na tsia.

Eo no miasa ny herin''i Fanahy Masina raha tena te hanana fahamasinana ianao ka tsy hanaraka azy satria io ihany matetika no hanampy anao hiady aminy raha toa ka mavesatra ny lanja avy amin'io herim-batana io.

Nefa tsy voatery hanana ny Fanahy Masina akory dia ahita mazava fa tsy mifandraika amin;ny fehim-piainana Kristianina ny takiany, raha toa ka kristiaina ianao. Satria tsy ny rehetra akory amiko no handray ny Fanahy Masina fa izay Andriamanitra ihany no mahalala izay handray azy sy mandray azy.
Mila vavaka anefa no fiadiana amin'io spiritual conflict io ary ny vavaka ihany no mahery raha malemy ny vatana.

Niryna > Io aky ny famaliana ny fanontaniandry momban'ny hoe tsy misy ila miady amin'Atra.
Ny tantara ao amin'ny Genesisy, dia sariteny avokoa ny ankamaroany. Manazava amintsika Andriamanitra ny nanamboarany ny olombelona voalohany, izay olona ara-panahy na ny olony. Dia ny ankoatr'izay dia manodidina an'io avokoa.
Ny paoma dia tsy nisy fa sariteny ary ny bibilava dia sariteny sy ny rehetra manodidina rehetra. Ny sahan'Edena aza dia sariteny avokoa.

Tsy angano akory fa tsy azo alaina arabakiteny.

80. niryna ( 08/11/2007 06:05)

Izany ve?Voafitaka ny sari-teny daholo izany ny olona raha izany?
Hatramin'ny nanamboaran'Atra an'ny olombelona koa izany dia sari-teny :roll:?Satria raha hiresaka an'i adama sy eva izy kanefa sariteny fotsiny ny paoma dia tsy nisy izany izy roa ireo?Tsy nisy izany ny taolan-tehezana nalaina tamin'i adama raha izany?:roll:
Tsy nisy koa izany adama sy eva raha izany ?
Satria raha atao sariteny daholo ilay izy dia tsy nisy ny paoma,tsy nisy ny bibilava,ny sahan'Edena.Tsy tokony hisy koa izany ny olona izay isika miresaka izao no olona :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086