Dia ahoana izany Rabilabilakisma izany hono?
1. Jeankely
(
31/10/2007 09:29)
Mba misy tia handalina ny Rabilabilakisme raha afaka mamaritra Rabilabila. Toa tsy MPAHANA hono izany Rabilaka izany?=))=))=))Rabilabila vs Andriamanitra
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:09
2. booboo
(
31/10/2007 09:32)
Hevitra no entinao io ve kay sa ilay namana mitondra io pseudo io mihitsy no tianao hasiana satria tsy mety² aminao ny fomba fanehoany hevitra ?
3. Jeankely
(
31/10/2007 09:35)
Hevitra Rabilabilakisme tiako hazava tsara=))=))=)). Sa tsisy =))=))=))
5. Jeankely
(
31/10/2007 10:36)
Tsy mpandalina ary tsy manana fomba harahana i Jeankely noho izany tsisy Jeankelisme fa ny Ratongatongaisme angamba mety hisy.=))=))=))
6. mbaliana
(
31/10/2007 21:06)
za aloha mino fa misy ny rabilabilaisme sy ratongatongaisme ecc... porofo fa manana ny fomba fijeriny ireo olona ireo ary mampiseo izany eto.. ny tsy manana toa an'i jeankely dia le olona tsy manana ny fomba fisainany manokana fa lasa misavombomboana fotsiny ohatry ny volomborona tsofin'ny rivotra atsy dia mankatsy ...=))=))=))=))
7. fijo
(
31/10/2007 21:31)
manamarina tanteraka ny voalazan'i mbaliana sy booboo.mihevitra ve i Jkely izao fa misaina be amin'io loahevitra io????
8. mbaliana
(
31/10/2007 22:45)
fijoisma hihihihi..misy io ka ary mantanjaka be.. virjinisma:-D:-D:-D
10. niryna
(
01/11/2007 04:33)
booboo:
Hevitra no entinao io ve kay sa ilay namana mitondra io pseudo io mihitsy no tianao hasiana satria tsy mety² aminao ny fomba fanehoany hevitra ?
misaotra anao fa marina izany.Tsy miady amin'ny nofo aman-dra isika fa ny fanahy ratsy no hiadina kou.
Avelao izy hipetraka ....
12 Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra [lanitra].
13 Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo. [b] Efe 6:12-13 :D
11. Jeankely
(
01/11/2007 14:11)
Misavombona izany = Jeankelisme tsy manda aho fa raikitra e. Tandremo sao ianao indray no manidina ary
13. mbaliana
(
01/11/2007 20:41)
tsy ohatranao aho ka hanidina... tongotra no ananako dia ampiasaiko izy ireo hijaridina tsara amin'ny tany... ny elatra koa moa tsy ananako rahateo fa ny saina sy fo fanahy miaraka amin'ny personalité-ko no ampiasaiko rehefa miresaka amin'ny olona aho.. tsy ohatranao tsofin'ny rivotra
14. fijo
(
01/11/2007 20:45)
shhhhhh moramora wa nareo roa.ita be hoe mpisika efa ela ka misy kisa lava
15. Jeankely
(
02/11/2007 11:50)
Izaho aloha tsy manana izany Personality izany fa sambatra ianao ry "mbaliana" manana betsaka sady afaka aseho ho hita. Tsy misy tsiny iny satria nataon'andriamanitra tsy nitovy ny rehetra mba hisy isafidianana=))=))=))
17. xxx
(
05/11/2007 04:43)
Jeankely:
Mba misy tia handalina ny Rabilabilakisme raha afaka mamaritra Rabilabila. Toa tsy MPAHANA hono izany Rabilaka izany?=))=))=))Rabilabila vs Andriamanitra
:-@
