Liste des messages
Liste des messages, inserés par DESCARTES, par ordre de date
DESCARTES
(
13/11/2007 14:04)
Mbola matory ny fitiavana...
Misy lafiny mampitombian an'io ve ry zalah a?Za ndraindray ôtran'ny tonga saina ihany hoe sôd mbola matory ary ny fitiavana ao anatiko ao?In2 zô no nisy jôba niaraka tamiko fa 3 volana teo ra ela ...
suite
répondu par fetrakens le 07/01/2008 05:58
DESCARTES
(
08/11/2007 13:02)
Fitafy mirobaroba...
Ny fomba fitafin'ny tovovavy @zao no tiako ho voizina kely eto.Iza amitsika moa ry zalahy no tsy hierika,misioka kely na somary mitelin-drora rehefa mifanena na mahita azy ireny manao:jupe 30cm,akanjo...
suite
répondu par xxx le 09/11/2007 15:44
DESCARTES
(
31/10/2007 14:56)
Ny bandy tsy misotro sady tsy mifoko hono lasa tia jôba be??
Mitombina ve io kôzy io ry zalah?Misy jôba ankiroa zay mantsy miara-mibôsy dia refa vita exam iny d mba niaraka nandraindray bex kely(manalazy)t@nay band2 akamany ry zareo.Raikitra teo ny kôzy dia...
suite
répondu par haja le 15/03/2008 04:34
