Fitandrovana ny firaisana ny fisarahana
1. LazaDaddy
(
31/10/2007 11:06)
Gaga ianao t@ ilay lohateny? :)
Ara-Baiboly dia ny fisarahana no natao fitandrovana ny "firaisana @ fahamarinana", fa tsy tambitamby na fifanarahana @ tsy fahamarinana sanatria rehefa mafy sofina.
Ara-Baiboly dia ny fisarahana no natao fitandrovana ny "firaisana @ fahamarinana", fa tsy tambitamby na fifanarahana @ tsy fahamarinana sanatria rehefa mafy sofina.
Paoly:
Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin'izay mahatonga fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; miala amin'ireny olona ireny.Romana 16:17
novalian'i ikaretsaka ny 09/11/2007 18:59
2. ikaretsaka
(
31/10/2007 13:59)
Iza aloha io olona io ry laza?
"ilay oe mitondra fisarahana sy fanafintohinana?"
Iilay fampianarana noraisinareo.. voalohany .. (ianao manokana) ... taiza?, Bokin'iza namboarin'iza no ampiasaina?
Rah any fahazoako azy manko dia toa efa "nampianarina" ianao dia ...
"mandiniha tena fotsiny ary"
Dia veloma ao amin'i Masina Maria ao an:wink: Romana 16:6

3. booboo
(
31/10/2007 15:00)
Misaotra nizara fa nahazo lesona vao².
Ny notsoahiko avy @ io teny io zao, ho anà manokana, dia rehefa hitako fa tsisy afa-tsy fosafosa sy fanaratsiana ny hafa ny resaka hataon'izay manodidina anà dia aleo misintaka. Sao lasa mifosa sy manaratsy eo kounkou zà nefa efa nampianarina anà hoe " zay miteny @ rahalihiny fa foka ialahy dia tsara atsipy any anaty ranomasina dia asiana vato be @ tongony " (ohatra² zay lay teny fa tsy haiko tsianjery)...

5. booboo
(
31/10/2007 15:10)
Majakely > hihihi ie, sao mety mbola mitsengavana manko raha tsy asiana an'iny vatobe iny hihihihihi.
7. simplex
(
31/10/2007 15:48)
araka ny fomba izay tsy hita izay maharatsy azy dia manao firaisana alohan'ny fisarahana. Noho izay di fitandrovana ny firaisana ny fisarahana.
10. Kwasi
(
31/10/2007 17:23)
sao dia mifamadika zany ra simp a, sao de hoe fitandrovana ny fisarahana ny firaisana no izy @ io?:-D:-D:-D
Fa gaga tokoa aloha izaho @ ilay lohateny e.
Fa na izany aza mazava ihany. Io dia toa manao hoe miray ireo izay MIERITRERITRA fa manana ny fahamarinana, ary misaraka @ ireo izay HEVERINY ho tsy manana ny fahamarinana ERITRERETINY ry zareo.

11. ikaretsaka
(
31/10/2007 18:49)
effectivement tena ange misaraka tokoa ireo HEVERINY fa tsy manana ny fahamarinana ETITRERETINY! raha ny zava misy no jerena e
12. cutie
(
31/10/2007 21:03)
Ara-Baiboly dia ny fisarahana no natao fitandrovana ny "firaisana @ fahamarinana", fa tsy tambitamby na fifanarahana @ tsy fahamarinana sanatria rehefa mafy sofina.
novakiako impiry aza ty zay vo azoko:-D:-D:-D:-D
15. Samoana
(
31/10/2007 22:10)
Fitambaran'ny tenin'ni Booboo sy Fijo ny hevitro @ io. Tsy tena hoe " fisarahana " fa "fisintahana" angamba no akaiky kokoa. Tsy mifanalavitra loatra @ fandeferana ny fahaizana miala @ ny disadisa sy ny tsy fitovizan-kevitra. Na eo @ tsy fifanarahana noho ny fitaizana samihafa azo t@ finoana sy ny fivavahana koa aza dia fahendrena io mianatra "misintaka " io. Tsy dia vontom-pinoana loatra fa izay no mba fandraisako azy:wink:
( manararaotra manao salut an'i LD ô !)
( manararaotra manao salut an'i LD ô !)
17. cutie
(
31/10/2007 22:53)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-10-2007 23:48:14
Lohateny : Re : Fitandrovana ny firaisana ny fisarahana
ny ahy indray dia tiako le miady hevitra amin'ilay mpino be ireny ka.
de mba ahitana mangirana ihany ve:-D