Fitandrovana ny firaisana ny fisarahana
41. niryna
(
02/11/2007 04:53)
LazaDaddy:
ikaretsaka> sokafy ny fo sy fanahy dia ny Fanahy Masina ihany no ho tonga ampianatra an'ise fa aza miantehitra @ olona na mety misy milaza azy ho "masina" aza :)
Marina izany.
...Anio, raha hihaino ny feony hianareo, Aza manamafy ny fonareo" Heb 4:7
...kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany. Lk 11:28
42. ikaretsaka
(
02/11/2007 14:26)
efa misokatra daholo ny ahy ny fo sy fanahy sy saina ka
fa tsy hoe ny fo sy fanahy fotsiny:wink:
integrite integrite

43. LazaDaddy
(
02/11/2007 14:34)
ikaretsaka> ka maninona ise mbola manontany sa tsy misokatra tanteraka?
ampianaro izay mba hianaranay le..
44. ikaretsaka
(
02/11/2007 14:49)
ilay misoka-po sy fanahy fa mihidy saina no ni interested ahy :-D!
nefa aoka ihany fa manjary mitsingevana sy "mivoana any anivon-danitra any fa tsy santariko eto an-tany hampiadana ny olona rehetra" le!

46. ikaretsaka
(
02/11/2007 19:38)
ka izay no mahagaga ahy anie ry bosista e.. eto lazaina fa misaraka indray
47. fijo
(
02/11/2007 23:35)
ka io kristia io wa mampisaraka antsika rehetra .diso aho,tsy kristia irery ,fa ny finoana.rehetra.
fa hoan'ika.
mizara firy letsy ny katolika,fa mandinika anareo ato aho,dia mahita karazany.
misy ny tena mbola primitif be.(tsy hanome ps aho fa ita taratra be)
misy ny mahay mampihatra ilay finoana sy ny fiainana(elahy sy tywa ary i hery )izao dia tafiditra eto.
misy indray dia tena hoe katolika fa tsy misy hainy mihintsy izay ao.
de mahagaga ahy fa misy manenjika ny sokajy hafa ny sasany

49. ikaretsaka
(
03/11/2007 00:27)
fijo> fantatr'ialahy ve aloha hoe inona ny maha katolika ny katolika?
-Mino ny Ray Zanaka fanahy Masina
-Mino fa naorin'i Jesoa sy ratsambatany ny fiangonana (fa tsy naorin'i pasitera firinjato taona taty aoriana) ary nankininy t@ Piera sy ny apostoly ary ny dimbiny ny fitantanana azy
-Manaiky fa ny Papa no dimbiny amin'izao vaninandro iainantsika izao
-Rehefa any am-piangonana dia tsy vitan'ny mi worship sy mihaino toriteny fotsiny fa mahatsiaro, mankalaza ary mino.
_io Fahatsiarovana sy fankalazana ary finoana io dia voafehy ao anaty rite anankiray atao hoe Lamesa na Sorona Masina.
-Manaja an'i masina Maria sy ny fiombonan'ny olomasina
-Mikonfesy any @ Pretra.
Raha mbola voahajany ireo ambony ireo dia Katolika izy izay!
Ny fijery indray samy manana ny azy, fa izy tsy mizara na misy fijery tsy mitovy aza
Ohatra heo ny dominicans sy ny karazany dia misy fijery tsy hitovizany @ Jesuits
-ny an'ny dominicais somary traditional ny motto:
Laudare, Benedicere, Praedicare (mankalaza, manamasina, Mitory)
-ny an'ny Jesuites resaka intelect , meditations Exercices spirituelles . mitady an'Andriamanitra amin'ny lafiny rehetra. sekoly sns

50. fijo
(
03/11/2007 00:55)
izay vao mazava kokoa.misy tena somary "tery "be mantsy ka mahagaga ahy.ohatra fotsiny izao le resaka hoe jesoa tany an'efitra nalain'ny devoly fanahy.dia misy tena misaina toa an'i niryna fa nisy "forme fizika"niaraka taminy teo.io moa laviko efa ela.fa tena sarotra be le miresaka ami'ny sasany.na protes io na kato sasany
51. ikaretsaka
(
03/11/2007 16:59)
iza no niteny an'ialahy fa katolika i niryna?:roll:
"elle n'est pas tres catholique ho'zy ela izay":-D

55. ikaretsaka
(
07/11/2007 16:37)
euh ndraso anontaniana: niryna o? inona hono ny fiangonana misy anao?
56. bosista
(
07/11/2007 16:57)
lohateny:fitandrovana ny firaisana ny fisarahana
tsy zvtr mifanipaka ve izany? inn no atao hoe miray?ary inn no atao hoe misaraka? moa ve raha misaraka de tanteraka ho azy ve ny firaisana eo? sa kosa manatanteraka na manamafy ny atao hoe fisarahana!

59. bosista
(
09/11/2007 14:59)
efa tsy mazava mintsy le forum izany!sa mbola matory ny mpandinika!!
60. ikaretsaka
(
09/11/2007 18:59)
amiko ra bossista dia any @ le mpanokatra ilay sujet no tena fople an..
niantso trefla confident izy dia no surcontren'ny olona dia ,,, tsy miteny fa capot