Fitandrovana ny firaisana ny fisarahana
22. fijo
(
31/10/2007 23:41)
aseo azy ao ny lalan'ny fahamarinana,na mando sy malama aza dia azo hizorana tsara tokoa,ary azo antoka ,fa mitondra any paradisa
24. fijo
(
31/10/2007 23:44)
maizimaizina sy teritery,saingy malama ka mila fitandremana sy mila mijotra moramora.
25. niryna
(
01/11/2007 04:53)
LazaDaddy:
Gaga ianao t@ ilay lohateny? :)
Ara-Baiboly dia ny fisarahana no natao fitandrovana ny "firaisana @ fahamarinana", fa tsy tambitamby na fifanarahana @ tsy fahamarinana sanatria rehefa mafy sofina.Paoly:
Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin'izay mahatonga fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; miala amin'ireny olona ireny.Romana 16:17
Izany ve tsy fananarana nataon'i Paoly mba hitandrina ny olona tsy hanaraka ireo mpitory teny vilana?:roll:
II Pet 2:1-20 no manambara izany:
Ireto ny santionany :D
1 Fa nisy mpaminany sandoka teo amin'ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso mahavery ary handa ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho an'ny tenany.
9 dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin'ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin'ny fijaliana ho amin'ny andro fitsarana,
10 indrindra fa izay mandeha araka ny fitarihan'ny nofo hila zava-mahaloto ka manamavo ny manana fahalehibiazana. Ireo dia olona sahisahy, mitompo teny fantatra sady tsy matahotra hiteny ratsy ny manana voninahitra.
20 Fa raha misy efa afaka amin'ny fahalotoan'izao tontolo izao noho ny fahalalana tsara an'i Jesosy Kristy, Tompo sy Mpamonjy, nefa voasingotr'izany indray ka resy, ny farany dia ratsy noho ny voalohany.
21 Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny làlan'ny fahamarinana toy izay hiala amin'ny didy masina natolotra azy, rehefa nahalala izany izy.
22 Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: "Ny amboa miverina indray amin'ny loany" (Oha. 26. 11), ary: Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.
:D
[b] Joda 1: 1-16 koa dia mbola manamafy izany
4 Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy, izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.[Na: mandà ny Andrian-tokana sy Jesosy Kristy Tompontsika.]
5 Ary ta-hampahatsiaro anareo aho na dia efa fantatrareo rahateo aza ny zavatra rehetra, fa rehefa novonjen'ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian'izany izay tsy nino.
8 Kanefa toy izany koa, ireo dia manonofy ka mandoto ny nofo sady mandà ny manana fahalehibiazana ary miteny ratsy [Gr. manao blasfemia; izahao Mat. ix. 3.] ny manana voninahitra.
9 Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah."
10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany [Na: andotoany] ny tenany.
:lol::lol:
26. tovokely
(
01/11/2007 14:45)
Asa aloha raha ara-baiboly na tsia fa ny zava-misy dia:
Ny fisarahana AMIN'NY HAFA no ataon'NY SASANY hitandrovana ny firaisana @ izay HEVERINY ho FAHAMARINANA.
Ny fisarahana AMIN'NY HAFA no ataon'NY SASANY hitandrovana ny firaisana @ izay HEVERINY ho FAHAMARINANA.
27. ikaretsaka
(
01/11/2007 18:38)
miombon-kevitra @ tovokely
dia efa nisaraka ve izy anefa dia niray tany @ izay nisarahany tany? toa tsia ny valiny
dia efa nisaraka ve izy anefa dia niray tany @ izay nisarahany tany? toa tsia ny valiny
28. fijo
(
01/11/2007 20:37)
izao le heviny e,hialao pas ireo tsy mitovy finoana amintsika,de hiray isika.
olana ,ireo mitovy finoana tsy voatery hitovy fomba,ka eo aponga lava
olana ,ireo mitovy finoana tsy voatery hitovy fomba,ka eo aponga lava
29. Rasiligaoma
(
01/11/2007 21:56)
izay mihitsy letsy ry fijokelin-pika! ary ialahy ity tsy arakataky ny aha kely fijo an'ialahy fa mba mahataka-davitra ihany a!
Ialana pas hono izay tsy mitovy finoana aminy, dia niala izy, taiza anefa izy izay niray teo akory?
ny an-dry LD koa petsompetsonina de lasa mampiesonkesonina olona!
Sao dia ingahy ary ilay tokony ialana pas? fa nitarika fisarahana, nefa tsy nisy niombona ireo niala pas fa lasa secte atsy dia sectes aroa
Ialana pas hono izay tsy mitovy finoana aminy, dia niala izy, taiza anefa izy izay niray teo akory?
ny an-dry LD koa petsompetsonina de lasa mampiesonkesonina olona!
Sao dia ingahy ary ilay tokony ialana pas? fa nitarika fisarahana, nefa tsy nisy niombona ireo niala pas fa lasa secte atsy dia sectes aroa
32. fijo
(
01/11/2007 22:27)
za vao saika hanao ity resaka pi sy fivavahana ity.
ny resaka fivavahana dia mampiady sy mampikorontana olona,ny pi kosa dia mampiray.
lery toa tsy misotro ko.ny azy 3,14 no pi hainy
ny resaka fivavahana dia mampiady sy mampikorontana olona,ny pi kosa dia mampiray.
lery toa tsy misotro ko.ny azy 3,14 no pi hainy
33. ikaretsaka
(
02/11/2007 02:05)
rehefa mamo raikitra ihany ko..
jereo ny soratan'i soanja amin'ilay tary gasy aty
(eritreritra sendra mandalo)
jereo ny soratan'i soanja amin'ilay tary gasy aty
(eritreritra sendra mandalo)
34. LazaDaddy
(
02/11/2007 02:14)
fijo:misy fahamarinany raha "olon'izao tontolo izao no resahina"...ho avy tsy ho ela :)
ny resaka fivavahana dia mampiady sy mampikorontana olona,
35. ikaretsaka
(
02/11/2007 02:16)
i LD nga efa olona mitsingevana? efa lasa anjely sa arakanjely??
Sambatra ianao Rakoto!
Sambatra ianao Rakoto!
38. LazaDaddy
(
02/11/2007 02:25)
ikaretsaka> sokafy ny fo sy fanahy dia ny Fanahy Masina ihany no ho tonga ampianatra an'ise fa aza miantehitra @ olona na mety misy milaza azy ho "masina" aza :)
39. ikaretsaka
(
02/11/2007 02:25)
sa efa mitsingevana entre ny tany sy ny lanitra? lasa eny @ Lune de lasa lunatic
Zafady an! fa mba gaga aho
Zafady an! fa mba gaga aho
