Liste des messages
Liste des messages, inserés par rmbary, par ordre de date
rmbary
(
31/10/2007 23:22)
mandroso sa mihemotra
aminareo mandroso sa mihemotra ny kolotsaitsika?
amiko toa mihemotra. mihabetsaka ireo tanora lasa vazah......indrindra ireto mpanao rap rap reto.
tsy izany any fa na ny miteny gasy aza izao lasa ma...
suite
répondu par kofbay le 01/11/2007 12:51
rmbary
(
29/10/2007 23:00)
pleine pouvoir
aona ty t aka ny faefana reetra eto am tanana ty e
mety v io sa aona?
t anankarena lotra lery e sa aona?
tsika nefa minn fatiny mitsy
inn no tkn atao am io e
ho very ty dago ty ra zao no mitohy...
suite
répondu par rmbary le 31/10/2007 23:12
rmbary
(
24/10/2007 22:19)
test ADN
ahoana indray io test ADN io e
ianareo ve manaiky an'io. maninona no manda be an'io daholo ireo afrikanina. satria ve mety hodia an-tanindrazana daholo.
ny frantsay koa zany mba miseho sarotiny ery ...
suite
répondu par tynah le 03/11/2007 09:11
