Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
27/10/2007 01:25)
Tsara ho fantatry ny vehivavy
Olona efa any amin'ny 7.4 million any no mandravaka ny tranony ary na ny biby (alika sy ny saka koa dia hividianany akanjo)
$1.93 billion no vola lafon'ireo mpivarotra bonbon ary $ 100 million no lan...
tohiny
novalian'i bellla ny 26/11/2007 07:30
niryna
(
27/10/2007 01:19)
Halloween?Tokony hankalaza ve ny kristiana?
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/46.jpg
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/47.jpg
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/50.jpg
http://us.news2.yimg.com/us.yimg...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/11/2007 05:02
xxx
(
26/10/2007 21:00)
Mahay manao kajikajy an
Absolutely amazing!
Beauty of Math!
1 x 8 + 1 = 9
12 x 8 + 2 = 98
123 x 8 + 3 = 987
1234 x 8 + 4 = 9876
12345 x 8 + 5 = 98765
123456 x 8 + 6 = 987654
1234567 x 8 + 7 = ...
tohiny
novalian'i tafita ny 19/01/2008 21:22
bosista
(
26/10/2007 18:26)
ody fitia!
gaga zaho raha nilazan'ity namana anakaray hoe :raha misy vehivavy manao ody fitia azy de tiany be satria amin'ny tombotsoany,hono,mety ho tsara ve izany sa mety hisy fiatraikany ratsy ,sa ahoana ozy...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2007 20:59
fanaina
(
26/10/2007 16:54)
rahoviana ny ho mba tafita izy ity!
ny vidim-piainana misondrotra lava a,sady tsy misy sécurité intsony ny publique fa mitady hivadika biby ny olona sasany, lasa be mpangala-jaza be,trafic d'organes sy trafic de personnes, misy maro n...
tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 18:57
xxx
(
26/10/2007 15:34)
farany tena fitia ary lalim-paka
olona roa no mifampiresaka de miresaka tsotra tsy misy resam-pitia.
kanjo tonga ilay olona iray ary nanambara azy roa.
ary ianareo mifankatia!!!
sady mananiany manao hoe ( rahoviana ny raharaha)
d...
tohiny
novalian'i Aino ny 05/11/2007 10:07
rherym
(
26/10/2007 15:29)
Linux eto am dago
Salut dôly ry mpiserasera rehetra.
Hitantsika amin'izao fa mivelatra be ny sehatra informatika eto am tanana . Ny olon-drehetra mifikitra amin'ny windows nefa pirate daholo ny ankamaroany ka andao...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 27/12/2007 09:05
XxxX
(
26/10/2007 15:09)
TAKORITSIKA
misy zavatra kely anakiray [b]manimba ny fiaraha-monina[/b]
[b]d nanimba ny fiaraha-monina[/b]
[b]d mbola hanimba ny fiaraha-monina[/b]
[b]sady efa nanimba ny fiaraha-monina[/b]
[b]ary mbo...
tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 07:51
ari.malala
(
26/10/2007 14:07)
fanontaniana maromaro
1 Isika katolika (aleo tonga d faritako) d mahalala fa 7 ny sakramenta, ary ny fampianarana azoko dia ny 6 amreo iany no azon'ny tsirairay raisina. Izany hoe tsy afaka sady manambady no mandray ny sak...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/11/2007 17:02
boleda
(
26/10/2007 13:52)
Manahoana daholo
Salut à tous
:D:DZa ry reto mpikambana vao2 de tiako ny hifanerasera amin'ny :lol:olona maro isankarazany surtout olona mpananihany sy be vanitika otranaka8)8)...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 02/11/2007 07:57
Rajordri
(
26/10/2007 12:54)
omeo tsiky
Omeo tsiky amin'ny teninao aho,
Tsy miandry hehy aho fa miandry tsiky,
Koa raha ny hehy no heverinao,
aza tsiny hiangaviako tsy atao. ...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:12
xxx
(
26/10/2007 12:39)
sakafo!
Mety efa nandalo teto ireto resaka ireto fa tsy tazako ka miala tsiny indrindra raha mamerina izay efa voalaza e!
Tsy izany fa izao:
Misy namana milaza amiko fa:
1 - Isika olom-belona hono di...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 09/11/2007 10:56
xxx
(
26/10/2007 12:21)
Fitahina, anjara, tendry, vintana?
Ny Sabotsy 28 Aogostra 1999 dia nisy lozam-piara-kodia nahatsiravina tamin'iny lalana makany Fianaratsoa iny. Itony fiara 4X4 itony no nitondra pretra 2 sy frera 4, samy zezoita, avy nanao session tao...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 22:52
kitjo
(
26/10/2007 12:03)
mandraisa anjara ho Fampandrosoana
Salama daholo,
Misy solosaina marobe tonga ao @ Ministeran' ny Fampianarana amin' izao, mbola misy ho avy aza.
Ny tanjona dia ny handrakotra ireny toeram-pampianarana ireny ny solosaina mba aha...
tohiny
novalian'i zamanoro ny 03/11/2007 16:18
mivoary
(
26/10/2007 11:58)
hidaty tonon-kira
mba hitady tonon-kira an 'i Mahaleo le hoe tena fitia...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:32
salmo1
(
26/10/2007 11:50)
Enjana be le voany areti-piti
Rehefa voany ereti-piti de [color=red][url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/rebika/video/x2jaif_miredareda_music][b]miredareda[/b][/url][/color] tahakany afo ny fo!!!!!
Lisany ve mba efa...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/11/2007 15:28
pissoukou
(
26/10/2007 09:37)
mitady namana tia tsikitsiky:-)
ra tia miresaka tsara sy mifandray amin'olona ianao dia ianao no tadiavik ifaneraserana mba ialana @ ireo olonam anodidina andavanandro koa ra mety aminao izany de mety amiko koa!:P...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/12/2007 18:43
xxx
(
26/10/2007 09:20)
TIA BE LOATRA!!!!!!
Rehefa ny zavatra hono no misy teny hoe "LOATRA" dia ratsy zay.Ohatra voky loatra...sns.Ka aminareo ary ilaina ihany ve ny mi"oriente"-ny fitiavana misy eo amin'ny mpifakatia mba tsy ho tonga amin'iza...
tohiny
novalian'i slym ny 08/11/2007 14:20
sitlo
(
26/10/2007 07:01)
ny fahitako ny serasera
Saika nataoko hafatra ho an'i hery ity dia navoakako eto indray. Somary mivantana ny resaka kanefa tsy manenjika olona na iray aza. Niezaka ny tsy hanao sariteny mihitsy koa aho.
Voaloha aloha dia ...
tohiny
novalian'i BOZYLOVE ny 05/11/2007 17:40
hery
(
26/10/2007 07:01)
Tongava amin'ny Antananarivo mi-blaogy 4.1
Araka ny resaka izay nampitaina tamin'ny [url=http://tattum.canalblog.com]antananarivo miblaogy 4.0[/url] dia hisy fihaonana dinik'asa ho an'ireo izay liana te hiara-hiasa aminy ny mpi-blaogy malagasy...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 04/11/2007 04:11
