mitady namana tia tsikitsiky:-)

1. pissoukou ( 26/10/2007 09:37)
ra tia miresaka tsara sy mifandray amin'olona ianao dia ianao no tadiavik ifaneraserana mba ialana @ ireo olonam anodidina andavanandro koa ra mety aminao izany de mety amiko koa!:P
novalian'i xxx ny 22/12/2007 18:43
2. richtiana ( 26/10/2007 10:45)
tsy manin fa afaka ho namanao za,satria ny fiainako de tiko hofenoina tsiki2 fonafona na de efa hiainako isan;andro aza zany.:)
:-*mba lazao ahy ary e,aiza hoaiza no hanombohantsika azy?
3. apache ( 26/10/2007 11:12)
za koa zany mints... mbola mampiditra ve nareo?
4. malalafitia ( 26/10/2007 11:58)
Za konkoa
5. sounoumi ( 26/10/2007 11:59)
misy ol v ato
6. xxx ( 26/10/2007 12:11)
de efa samy nareo vaovao ireo izany de mifakatiava tsara e!
izahay aloha mbola mailo be amin'ilay ps vaovao ka miala tsiny fa ho hita eo ihany....
mazotoa mandray anjara sy misera an!:-*
7. boleda ( 26/10/2007 13:13)
:D:D:DZa koa mba te ho namanao,tiako de tiako ny mifanerasera amin'ny olona maro isankarazany sady za olona feno tsiki2 lalandava ny fiainako no be hanihany, mety v lo zany.:lol::lol::lol:
Manantena fa ho mpinamana isika
8. Imbahitrila ( 28/10/2007 15:58)
pissoukou:

ra tia miresaka tsara sy mifandray amin'olona ianao dia ianao no tadiavik ifaneraserana mba ialana @ ireo olonam anodidina andavanandro koa ra mety aminao izany de mety amiko koa!:P

:fa maninona no olona tia tsiky foana no tadiavina pissoukou ah! Misy anie olona tsy dia mitsiky firy fa manankarena fitia sy hafanana ao anatiny ao e. Isika manko variana foana amin'ny ivelany indraindray. Te handramby ilay mora azo tsy manahirana.

9. bilakarenjy ( 02/11/2007 07:53)
tena lavitra be ny misy anao ka tsy fantatra mihitsy
fa de mazotoa manoratra e!
10. narfikely ( 09/11/2007 10:16)
:D,atao tsikitsiky fona ny fianana d mlay be,tongava maro
11. iaboba ( 15/11/2007 10:03)
Valio ary zah ra tinao
12. mandavaka ( 23/11/2007 06:03)
sLU DA OLY NAREOHA IZA VAO2 DEMBA ITANDY NAMANA
13. mulanjah1 ( 17/12/2007 07:17)
boleda:

:D:D:DZa koa mba te ho namanao,tiako de tiako ny mifanerasera amin'ny olona maro isankarazany sady za olona feno tsiki2 lalandava ny fiainako no be hanihany, mety v lo zany.:lol::lol::lol:
Manantena fa ho mpinamana isika



14. yuka ( 22/12/2007 13:20)
za ko zao mitady namana otranareo:-D:-D:-D
15. xxx ( 22/12/2007 13:24)
tena raha nandinika aho dia ps vaovao tsy fahita daholo no mamaly ato izany hoe nahomby ny antso natao fa nivoaka hatramin'ny ps tsy mpandray forum:P
16. yuka ( 22/12/2007 18:13)
ka izahay vaovao de ato no mianatra mamindra:lol::lol::lol:
17. xxx ( 22/12/2007 18:43)
8)enga anie ka ho vaovao miana-mamindra daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5294