Manahoana daholo

1. boleda ( 26/10/2007 13:52)
Salut à tous
:D:DZa ry reto mpikambana vao2 de tiako ny hifanerasera amin'ny :lol:olona maro isankarazany surtout olona mpananihany sy be vanitika otranaka8)8)
2. xxx ( 26/10/2007 14:29)
3. xxx ( 26/10/2007 14:30)
tsy andeha tonga dia mandeha any amin'ny hatsika sy lalao:o
4. xxx ( 26/10/2007 15:11)
hitan' i boleda fa manao xxx daholo izay mamaly anao
mba tsy ho fantatrao
satria mantsy ireny de namanao ihany
fa mody mananihany
ka isika sy ianao de mitovy tadin-dokanga
ka asio revy manja
mba hinamana hatrany hifampilaza vaovao
raha toa ka sitrakao
O K ary e,
5. Kwasi ( 26/10/2007 17:35)
Okay ry boleda fa tandremo nefa sao de mitsoaka matanjaka @ ataon'ireo xxx ireo ka lasa miboledaka eo enao an.=))=))=))
Tonga soa zany e.
6. bilakarenjy ( 02/11/2007 07:57)
masaka ry boleda ,fa dia tohizo ny lalana o!.aleo mihomehy foana isika an! .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2936