fanontaniana maromaro
1. ari.malala
(
26/10/2007 14:07)
1 Isika katolika (aleo tonga d faritako) d mahalala fa 7 ny sakramenta, ary ny fampianarana azoko dia ny 6 amreo iany no azon'ny tsirairay raisina. Izany hoe tsy afaka sady manambady no mandray ny sakramentan'ny filaharana. Gaga be nefa aho fa nisy magazine izay tsy tadidiko intsony ny lohateniny sady efa ela b ny namakiako azy, fa mitantara fiainan'olona efa lehibebe any am cinquantaines any daolo le lehilahy any France daolo izy ireo, mitantara fa efa nanambady, vita mariazy ara-dalàna tany am-piangonana, nefa toa hoe nanao pretra satria efa maty efa ela ny vadiny, dia gaga aho, azo atao indray ve izany ny mandray ny sakramenta 7? Misy koa hono, veivavy, ef aniteraka (tsindriako tsara mints hoe hono) fa toa hoe rehefa mahaleo tena sy mahasaraka azy mahakarakara tena hono ny zanany dia afaka manao masera, marina ve izany?
2- Dia mba tiako ho fantatra iany koa, inona ny dikan'ilay hoe voadin'ny fahantrana? ary ny voadin'ny fahadiovana?
3- dia nisy niresaka tamiko izay koa momba ny fiainan'ny pretra sy relijiozy anaty fikambanana hoe izay zavatry ny 1 dia itambaran'ny communauté? sa v diso aho? (ahitsio raha diso an) dia aona zany ohatra hoe nomen'ny fianakaviany famataran'andro ilay masera, de an'ny fikambanana v le famataran'andro?
Misaotra mialoha amin'ny fanazavana.

répondu par ikaretsaka le 09/11/2007 17:02
3. xxx
(
26/10/2007 15:00)
ari.malala:
1 - araka ny droit canonique dia izao: Ny olona azo hamsinina ho pretra dia lehilahy, vita batemy. Misy andalana iray koa milaza fa olona libre (izany hoe: tsy noterena, tsy manam-bady) Ireo no fepetra azoana manamsina ho pretra ny olona iray. Ka raha mahafeno ireo fepetra ireo izy dia azo hamasinina ho pretra tsara.
Tany aloha dia nisy tokoa ny olona efa maty vady nirotsaka ho pretra na relijiozy (na vavy na lahy).
2 - Ny mikasika ny voadin'ny relijiozy dia izao: henoy sy ankafizo ary diniho ilay hiran'i Ainga Fiainam-baovao iny dia ho azonao ny dikan'ireo voaady telo iainan'ny relijiozy: fahantrana (pauvreté) fahadiovana (chasteté), ary fanekena (obéissance).
3 - Ny mikasika ny fananan'ny relijiozy dia izao: misy tokoa ny zavatra itambarana, fa misy kosa ny an'ny tena samirery: toy ny akanjo, kojakoja samihafa (borosy nify, montre...). Fa ny zavatra rehetra kosa dia ampiasaina mba ho entina hanompoana an'Andriamanitra. Ho famonjem-panahy sy ho voninahitr'Andriamanitra lehibe indrindra hoy ny zezoita.

4. xxx
(
26/10/2007 15:07)
misaotra mon Père Jésuite nanazava fa tsara be ..
asiako fanamafisana fanazavana tsotsotra ny voadin'ny fahantrana ( pauvreté ) Io dia ila fahantrana am-panahy araka ny hiran' ny Ny Ainga tokoa izay midika fa fiombonam-panana e, tsy misy hisafidy hahantra mihintsy mantsy raha hoe voady hahantra , fa hiombona fananana amin'izay iray communaté aminy .. O K ..

5. ikaretsaka
(
26/10/2007 15:28)
salmo.. tsotra ange izany: manaova ialahy katolika raha te hahalala!
ohatran\'ny hoe ny vazaha tsy mahay kokoa an\'i Madagasikara nohon\'ny Gasy
ari.
Ataoko approche katolika satria katolika ilay mametraka ny fanontaniana
1)Raha raha tapa-kevitra izy rehefa rehefa avy eo ny tsy hanambady intsony, ka tonga ny voacation-ny hoe hanao mompera izy, raha tsy hanelingelina azy intsony ny zanany, fa vonona hanao ny \"tsy ny ahiahin\'izao tontolo izao\"..:wink:.\" dia tsy maninona ( Lumen Genitum,28. azonao jerena ao anatyin\'ilay boky katesizy be le manomboka @ hoe \"iza no nahary antsika sy nitsimbina antsika?\":D)
Raha veuve izy ka tsy vesatra ho azy koa ny zanany dia azo atao (i Ana ohatra @ tompo o hitako maso )
2) ny voady dia ohatran\'ny Voadin\'ny fanambadiana ihany, raha raisina @ maha voady azy: io indrayiova arakarak\'ilay congregation (hainao kosa angamba ny atao hoe congregation e! oh: jesuites, Franciscaines...)
-Raha manao moine izy:wink: dia misy hoe conversion des moeursBold text--> voady manova ilay fomba ho lasa fomba monastique (hafa nohon\'ny fomban\'izao tontolo izao ny fomba any @ monastere...
-Misy koa ny Voeux de stabilite: Karazan\'ilay hoe rehefa izay dia izay, tsy mora miozongozona fa fa manana foto pisainana raikitra
-Ny voeux d\'obeissance: ilay hoe manaiky tsy ampisalasalana sy an-kafaliana izay andraikitra ampiatsorohana anao (alefa n\'aiza n\'aiza.. inty aho irao aho) tsy hanohitra ny lehibe sy i Kristy (izay tsy zakan\'ny fiangonako...)
-Pauvrete: Choisir la pauvreté ne signifie aucun mépris des dons de Dieu.Pauvreté qui est partage et remise de soi à la providence de Dieu, à travers une mise en commun de toute chose. fa tsy hoe pauvrete hoe katrami,
fa pauvrete hoe tsy natao hoe ianao irery no hanan-karena
3) Ny fitaovana personnel hafa ka (borosy nify, famataranandro, solomaso), fa raha hoe fitafiana, fiara, gitara, sns.. dia an\'ny communaute, azony hatao koa ny mangataka any @ superieur raha tsy manana borosy nify ohatra na..
http://www.mavocation.org/enseignements-sur-vocations/reperes-essentiels/la-vie-consacree/

6. fijo
(
26/10/2007 21:02)
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.ao mada ao be ny pretra mananjanaka ohatra.
7. fijo
(
26/10/2007 21:03)
io somary mahagaga ahy,satria aminareo mpino toa tsy mety ny misaraka velona
8. Fody
(
26/10/2007 21:07)
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Manomboka indray ny fanaratsina.
Mba omeo hoe ny anarany! Iza dia aiza?
9. fijo
(
26/10/2007 21:12)
tsy fanaratsianaletsy fa zavatra hita an.izay no hanamarihako hoe mahagaga ahy io.sa raha vao za no manoratra dia ratsy be
10. Fody
(
26/10/2007 21:15)
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Iza le olona, dia aiza no misy azy?
Fanontaniana tsotra mila valiny io.
11. fijo
(
26/10/2007 21:17)
any mahajnga misy olona fantako mananjanaka,nefa dia pretra.tsy haiko ny anarany satria za tsy miangona ao aminy.fa ny fantako dia olona avy any bealanana na befandriana le izy
12. Fody
(
26/10/2007 21:18)
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Iza le olona, dia aiza no misy azy?
Fanontaniana tsotra mila valiny io.
13. Fody

14. fijo
(
26/10/2007 21:18)
ampiako kely.io zanany io,nianatra tao amin'ny ND tao mahajanga.sekoly katolika ioary tao aho no nianatra
15. Fody
(
26/10/2007 21:18)
misy aza anie olona mbola velona ny vadiny ,fa dia misaraka ry zareo de manao pretra le rangahy e.
Iza le olona, dia aiza no misy azy?
Fanontaniana tsotra mila valiny io.
16. Fody
(
26/10/2007 21:19)

17. Fody

18. Fody

19. Fody

20. Fody
(
26/10/2007 21:20)