fanontaniana maromaro
61. fijo
(
01/11/2007 22:12)
ity no tena hoe fialana pas ny mopera,ny mopera rehefa anontaniana hoe "iza no lasa vadin'i kaina rehefa nandositra tany kanana izy"dia mamaly hoe ndana vakio ny baiboly.
enao no milaza fa mahay ka ianao no hilana valiny fa tsy izay bokin'angano ery no asaina vakian'ny olona
enao no milaza fa mahay ka ianao no hilana valiny fa tsy izay bokin'angano ery no asaina vakian'ny olona
62. Fody
(
01/11/2007 23:19)
Tsy miala bala araka ny filazanao rafijo, satria raha ny zavatra nolazainao ary ambadika ary, izay nahatonga ny ady hevitra dia ny hoe: mitovy aminao ny hoe: olona efa manam-bady no hamasinina ho pretra sy ny hoe avela hanambady ny pretra. Zavatra roa samihafa ireo. Ka raha olona mandinika dia hahita ny fahasamihafany.
Ny zavatra tohanao eto indray dia ny hoe: olona nisara-bady, nanary ny vady aman-janany, no lasa nanao pretra, dia noraisinao ohatra i Piera. Nolavin'i Ikaretsaka izany. Dia nohazavaiko ary avy eo ianao mody hendry indray manontany hoe: mitombina ve ity sa tsia.

64. niryna
(
02/11/2007 17:24)
Fody:
Io averiko io ny zavatra nosoratako.
Dia mba mianara mandinika rafijo ò!
48. Mpandefa : Fody [ Valio ] 31-10-2007 11:35:37
Lohateny : Re : fanontaniana maromaro
I Md Piera dia nanam-bady tokoa. Nanam-bady izy matoa nanana rafozana.
Fa i Piera dia tsy nisara-bady mihitsy. Aoka hazava ny resaka. Tsy nisy teny na dia iray aza milaza fa nisaraka tamin'ny vadiny i Piera.
Araka ny Evanjely ny hoe: mandao ny vady aman-janany dia ts mitovy mihitsy amin'ny hoe: misara-bady.
Toy ny olona rehetra mandeha mikatsaka zava-tsoa izy, mandeha tany lavitra, ka voatery mamela ny vady aman-janany, izay ilay hoe: mandao fa tsy sanatria hoe: misaraka.
Sa ve ho anao rehefa mandeha mianatra na miasa aty ivelany ny iray amin'ny mpivady dia misaka izy izay (ny tiany lazaina eto dia tsy ilay hoe: misara-toerana akory, fa hoe: vita hatreo izany ny fiarahana, rava ny mariazy...)
Ka voan'ny sery moa io rafozany io dia nositranin'i kristy?
Manambady izy izany .
65. ikaretsaka
(
02/11/2007 17:27)
ny renin'ny vadin'i zokinao sy ny zandrinao koa dia atao hoe rafozana ry niryna
66. niryna
(
02/11/2007 17:30)
ari.malala:
Izaho koa ry ika dia gaga mintsy! ohatry ny hoe refa ny pretra katolika 1 no nahitana kihana d ny pretra katolika rehetra no maimbo anaty lasaka 1... nefa mba firifiry koa moa ny pasitera no manao hadalana fa toa tsy mba misy resaka... mampalaelo b le fisainan'ny sasany!
xxx ilay farany io, jereo sy avereno vakiana ny ao ambony ao fa misy valin-teny mazava momba ny tokony ho fahamasinan-toetran'ny pretra ao.
tsy asiako olana io raha amiko aky a Izay manao zavatra ihany no mahazo loza.Ireny tsy manao ireny indrindra no mialangalana sy mitsikera lava.Toy izany ihany koa ny tsy mpino ihany no mahita hitsikerana ny mpanompon'Atra.Mazava ho azy fa tsy hitovy amin'ireny mihitsy izy ireo raha mbola midiridiry sy ny herin-tsainy no hiadiany amin'ny resaka fivavahana.Ny iray olon'ny fanahy ary ny iray olon'ny fo(be mokondoha fotsiny ) Mahereza :D:D
67. ikaretsaka
(
02/11/2007 17:57)
.Ireny tsy manao ireny indrindra no mialangalana sy mitsikera lava
izay indrindra no anton'ny itsikerany ko:P
za izao nanao tsimpona taloha dia hitako ilay izy fa tsy ampy sy tsy feno niala aho dia vao mainka hitako ilay izy fa hors contexte sy zavatra diso ilay notsimponina de izay no itsikerako mpitsimpona
68. niryna
(
02/11/2007 18:18)
ikaretsaka:
.Ireny tsy manao ireny indrindra no mialangalana sy mitsikera lava
izay indrindra no anton'ny itsikerany ko:P
za izao nanao tsimpona taloha dia hitako ilay izy fa tsy ampy sy tsy feno niala aho dia vao mainka hitako ilay izy fa hors contexte sy zavatra diso ilay notsimponina de izay no itsikerako mpitsimpona
Izany ve,ka misy tsy mifanaraka ilay tsimponina kosa angamba ny anao raha izany ka.Raha resaka fanambadiana ve tsy tsimpona fanambadiana no ataonao .hi,hi.Dia avelao hitsikera fa rehefa reraka mijanona foana fa tsy tokony hovakiana loha izao rehetra izao.Tsy azo tapenana ny vavan'ny olona ka.
70. ikaretsaka
(
02/11/2007 23:02)
raha hilaza ny momban-drakoto ahoia tsy phrases ze tiako momban-drakoto ao amin\'ny diariny no hilazako ny momban-drakoto fa vakiako aby ny diariny dia izay aho miteny amin\'izay hoe iza rakoto
71. fijo
(
03/11/2007 01:14)
ka i fody anie anontanian mial abala e.
ny olona wa raha manambady no amasinina,lasa inona izy avy eo???raha lasa pretra izy dia manaiky ny pretra manambady izany.tsotra io fa tsy mila bac +5,vao hoazo
ny olona wa raha manambady no amasinina,lasa inona izy avy eo???raha lasa pretra izy dia manaiky ny pretra manambady izany.tsotra io fa tsy mila bac +5,vao hoazo
72. fijo
(
03/11/2007 01:16)
raha misy rano atsasaka vera eo.na iteny fody hoe lany ny atsasak'ilay rano,na hiteny aho eho e mbola misy atsasany ao.rano atsasany ihany no ao.mitovy ireo anaka
73. Fody
(
03/11/2007 13:26)
Mba siantifika ihany ve ry fijo dia manao resaka tsy misy precision ohatra an'izao:
Mitovy tokoa ny hoe: Mbola misy antsasany sy ny hoe: lany ny antsasany.
Ary amin'izay fotoana izay dia mbola marina ihany raha miteny aho hoe: mbola misy rano ao anaty vera. Ary mbola marina koa raha mbola miteny aho hoe: misy rano ao anaty vera.
Nefa tsy mitovy mihitsy io amin'ny hoe: feno rano ny vera.
Ny iray voalohany dia antsasany, ny iray faharoa kosa dia feno. Nefa mba jereo fa marina amin'izy roa ireo ny filazana hoe: misy rano ny vera.
Noho izany samihafa ny hoe: efa manam-bady no lasa pretra sy ny hoe: efa pretra vao avela hanambady. Hilaza ianao hoe ka pretra manam-bady izany e!
Fa mba alalino kely fa samihafa ireo: Ny iray tsy feno (raha sakrameta no anisana azy dia mbola 4 ny sakramenta noraisiny) ny iray feno (efa nandray sakramenta 5).
74. pissoa
(
03/11/2007 13:33)
Mahagaga fa tsy mety azon'i Fijo mihitsy ilay fahasamihafan'ireo na dia bacc + 5 aza izy :-D:-D:-D:-D:-D
75. ikaretsaka
(
03/11/2007 18:22)
azony fa modiany tsy azo hampiodinany ny sain'ireo tsy mahazoazo:-D
Rafijo be? aoka fotsiny fa namako io boay io a:-D
Rafijo be? aoka fotsiny fa namako io boay io a:-D
76. ari.malala
(
06/11/2007 12:09)
de aona izany ilay hoe niala, nefa ny sakramenta dia famantarana tsy azo fafana? tsy mazava amiko mintsy! Dia raha sanatria aza ka misy olona ambavahaona mila pretra hikonfesena nefa ny toerana lavitra pretra, dia tsy mahazo manao ny asany mampikonfesy intsony ilay pretra niala? ary raha misy miangavy azy hanao batemy ankamehana ohatra, satria ambavahaona iany ilay olona, dia manankery ve iny batemy iny?
77. ikaretsaka
(
06/11/2007 16:42)
Ari> izay ilay hoe annulment! misy decret papale iny normalement vao.. voafafa, ary mbola resaka sy conseil lava be mihitsy aloha ... dia excommunie koa aloha mandra-pa! dia heverina ohatran'ny tsy nisy iny rehefa mivoaka ny annlulment
(misy an'io koa ny mariazy vita am-piangonana, raha manana porofo mazava ianao, dia dinihina ilay voalohany dia )
Ny batemy ankamehana, (io teny "ankamehana" io moa tsy fampiasa loatra raha teny zezoita fa "vonjy fanahy" no tena heviny) dia manankery.
tsy manana asa mampinkofesy intsony ilay pretra fa kosa manana hery hanome tso-drano farany sy teny sy marika fampaherezana (asiana marika lakroa ny handriny sy ny vavany)
Anontanio ao ambadika aho raha misy mbola tsy mazava:wink:

78. fijo
(
07/11/2007 00:26)
fody sy pissoa an,izao fotsiny,matoa ny fiangonana tsy mbola manaiky io fanamasinana ny efamanmbady io,dia satria fantany fa mitovy ihany ny famelana ny pretra hanambady sy ny fanamasinana ny efa manambady,ka rehefa nolaviny ilay voalohany dia mazava hoazy fa laviny ilay faharoa.izay no mampitovy azy,raha tsy nitovy ireo efa nanaikyny eglizy hanamasina ny efa manambady
79. ari.malala
(
07/11/2007 12:49)
ika, OK, andefasako hafatra enao raha mbola misy manitikitika ana fa hatreto alou mazava tsara fa misaotra betsaka.