fanontaniana maromaro
81. Salut
(
08/11/2007 15:02)
Ikaretsaka sy ari.malala: ny maha pretra kosa tsy voafafa mihitsy e!
Ny maha excommunie: koa dia tsy resaka fialana pretra no mahatonga azy. Ny rehetra miala ho pretra dia tsy excommunié mihitsy. Miankina amin'ny antony nialany ho pretra koa io.
Misy koa ny pretra tsy miala pretra fa mnanao zavatra mifanohitra amin'ny fampianaran'ny fiangonana dia excommunié.
fody sy pissoa an,izao fotsiny,matoa ny fiangonana tsy mbola manaiky io fanamasinana ny efamanmbady io,dia satria fantany fa mitovy ihany ny famelana ny pretra hanambady sy ny fanamasinana ny efa manambady,ka rehefa nolaviny ilay voalohany dia mazava hoazy fa laviny ilay faharoa.izay no mampitovy azy,raha tsy nitovy ireo efa nanaikyny eglizy hanamasina ny efa manambady
Ity resaka ity indray tsy arako fa ny zava-misy aloha dia izao: misy ny olona efa manam-bady nohamasinina ho diakra ary manao ny asan'ny diakira: manao batemy, manampy ny pretra, mitarika vavaka ny alahady, etc... Ny hany tsy ataony dia ny manamasina mofo sy divay. Misy maro io any Europe.
82. ikaretsaka
(
08/11/2007 15:10)
Salut> fa tsy afaka manao ny asany amin'ny maha "mpisorona" azy intsony izy ,non?
ny diakra bedebe ka:wink: izy aby! fa karazan'ny katesista any amintsika ihany fa izy afaka manao batemy (tsy ankamehana) fotsiny
ny diakra bedebe ka:wink: izy aby! fa karazan'ny katesista any amintsika ihany fa izy afaka manao batemy (tsy ankamehana) fotsiny
84. ikaretsaka
(
09/11/2007 01:44)
tsy mbola ka.. vokatry ny tsy fahampiana arak'olona fotsiny io!
ary ny katesista anie ry fijo nisy foana sady ireny manambady e
ary ny katesista anie ry fijo nisy foana sady ireny manambady e
85. ari.malala
(
09/11/2007 13:47)
Ka io mintsy no tiko nivoaka hoe voafafa ve ny mahapretra? Fa otran'ny bizarre kosa aloha amiko izany hoe efa fantatra hoe pretra, de niala de hanaiky ho vadin'iny zany e8O, fa zany hoe na ts voafafa aza ny mahapretra azy ts mahazo mampikonfesy intsony na sanatria ambavahaona aza ny olona? ilay tsy mahazo manamasina mofo mantsy efa haiko fa ilay fanomezana sakramenta mnts zany no tiko fantarina e!
86. ikaretsaka
(
09/11/2007 17:02)
Resaka stereotype ilay izy:
ny titre hoe mompera, masera sns... tsy voafafa:
Ohatran'ny hoe ianao Vadin-Drakoto, na nisaraka aza ianareo sy Rakoto sy tsy mifanao ny asa maha vadin-drakoto anao intsony ianao dia iny foana no nahalalan'ny olona anao (indrindra moa fa any ambanivolo be any)
Raha misy 2 mitovy anarana moa dia vao mainka.....
Ny manao Fankamasinana anie ry ari manao sakramenta e.
koa raha tsy azo atao io de...tsy azo atao ny manaraka, afa tsy ny batemy ankamehana.
fa dia ny konbsiansy moa no mitondra amin'io